Shaïne Ismael
Shaïne Ismael
  • 1
  • 233 020
Joseph d'Af - Fitiavana Voalohany
Andriamanitra irery ihany ivavahana.
มุมมอง: 233 084

วีดีโอ

ความคิดเห็น

  • @andrygabrielraherinirina
    @andrygabrielraherinirina หลายเดือนก่อน

    Tena tiko be lay hira

  • @LarissaRakotozandry
    @LarissaRakotozandry 7 หลายเดือนก่อน

    🥰🥰🥰

  • @nyevasoarakotomandimby1614
    @nyevasoarakotomandimby1614 7 หลายเดือนก่อน

    Tena tsy misy toy ilay fitiavana voalohany. Deraina Jesoa !

  • @harrykohnenmergen3813
    @harrykohnenmergen3813 3 ปีที่แล้ว

    Inty aho Tompo o, raiso aho ra sitrakao 🙏🙏🙏

  • @aristideanjara7792
    @aristideanjara7792 3 ปีที่แล้ว

    mer6

  • @solonirinasimomradoandrian649
    @solonirinasimomradoandrian649 3 ปีที่แล้ว

    Raiso aho raha sitrakao

  • @calebandria9390
    @calebandria9390 4 ปีที่แล้ว

    Vangio manokana ilay namako malalako izao alina izao Tompo. Mahatoky ianao Andriamanitra ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️#Y-A

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 4 ปีที่แล้ว

    Amazing !

  • @georginafleuricerazanamavo5744
    @georginafleuricerazanamavo5744 4 ปีที่แล้ว

    tiko loatra, mankasitraka Joseph d'Af a

  • @aaliyahjosettenoumme1138
    @aaliyahjosettenoumme1138 4 ปีที่แล้ว

    Fitiavana voalohany ❤ February 2020 Tsy mitsahatra mankafy tarika JdAf zaay aty maurice. Souvenirs be ho anay ny fandalovanareo taty... mamphery anareo hatrany zaay ,,, mavitá be @ asany Tompo. Amen

  • @oliviarianaharisoa97
    @oliviarianaharisoa97 5 ปีที่แล้ว

    Inty aho Tompo ô,raiso aho raha sitrakao hiverina indray Merci Joseph d'af

  • @oznyrandrianarivo5348
    @oznyrandrianarivo5348 5 ปีที่แล้ว

    tsara lotra

  • @rindrahajaina4384
    @rindrahajaina4384 5 ปีที่แล้ว

    tsara foana rehefa Joseph D'af é!Hirarina mba tsy hiova gadona hafa fa ho evangélique foana no ataony.

  • @anisamadagaskar3010
    @anisamadagaskar3010 5 ปีที่แล้ว

    Tsara lotra

  • @vatosoaonjaniainafitahiana4942
    @vatosoaonjaniainafitahiana4942 5 ปีที่แล้ว

    Tena ilaiko,hiheverina.@ilay fitiavana.voalohany aho Jesosy ô, 'Inty aho Tompo ô,raiso aho raha sitrakao"

  • @praj330
    @praj330 5 ปีที่แล้ว

    Ampio aho Tompo Jesosy mba ho toy ny fitiavana voalohany izay nandraisako anao ny fiainako isanandro !

  • @rakotondrabeisabelle6064
    @rakotondrabeisabelle6064 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @rakotondrabeisabelle6064
    @rakotondrabeisabelle6064 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @sam.j8688
    @sam.j8688 5 ปีที่แล้ว

    Tiko loatra.merci beaucoup de mitomboa hatrany am fanarahana ny Tompo.

  • @manampisoahantamalala9758
    @manampisoahantamalala9758 5 ปีที่แล้ว

    avelao aho ijanona eto ihany avelao aho mba hitomany hiantso antso anao mila anao Jesosy ny fiainako tena very tokoa aho raha lavitra anao" tiko loatra le hira"

  • @heriniainamichaelrandriant5898
    @heriniainamichaelrandriant5898 5 ปีที่แล้ว

    tsara be

  • @arsenearsene4935
    @arsenearsene4935 5 ปีที่แล้ว

    J'aime beaucoup cette chanson Joseph d'af continue toujours d'exploiter tes talents ça me touche beaucoup du fond du coeur. Merci.

  • @nandrianinaralijaona4312
    @nandrianinaralijaona4312 5 ปีที่แล้ว

    Rehefa nandray an Jesoa indray mandeha, dia efa voavonjy foana mandrakizay fa tsy misy hoe voafafa zany ny anarana. Fa ilay hira tena tsara ary isika mivavaka foana mba hanakaiky ny Tompo hatrany eo @fiainana

    • @mannuellamannuella70
      @mannuellamannuella70 5 ปีที่แล้ว

      Izay no antony hananatsika fifandraisana personnel am Jesosy satria efa voavonjy isika.l hiaina lay fitiavana voalohany. N'y ôta no manasaraka antsika Amin Atra ka na dia efa nateraka ny fanahitsika ka tsis fifandraisana am Tompo dia hangatsika tsikel2 lay afompitiavana ary hihalavitra ny Tompo, tsy hahatody ny hazakazaka dia zay lay sanatria hahavoafafa ny anarana. Izay maharitra atram farany no hovonjena. Hahatody hazakazaka isika rehetra ary ny ny lanitra no tanjona. THT

    • @MerryMerry-fj4gw
      @MerryMerry-fj4gw 5 ปีที่แล้ว

      Marina fa rehefa nandray any jesosy de voasoratra any andanitra ny anarana kanefa kosa raha Mila @ jesosy anao ka miverina aminy fiainanana izao ntontolo izao de Andriamanitra mitsy mamafa anarana ao Tsihoe rehefa voasoratra anarana de efa tsimety voafafa intsony tsia fa mbola mety voafafa raha tsimanao ny sitrapon'Andriamanitra isika.

    • @lucianapayet1171
      @lucianapayet1171 5 ปีที่แล้ว

      Refa manota ianao ka tsy mibebaka ary miala @ izay ota izay dia vofafa ny Anaranao Mila mafana foana Raha matimaty ianao dia alokany vavak Atra

    • @mitina6466
      @mitina6466 3 หลายเดือนก่อน

      Ny fitiavana voalohany no miaro antsika tsy hiverin-dalana. Mila miverina amin'ny fitiavana voalohany isan andro isika Ary mikolokolo izany fitiavana izany fa io no hananantsika RELATION PERSONNELLE @ JESOSY. Ny Fanahy Masina anie hitondra sy hitahiry antsika @ fitiavana voalohany ❤❤❤

  • @issoufmyoh7433
    @issoufmyoh7433 5 ปีที่แล้ว

    Makasitra @ le hira fa tsara be !! tohizo atrany frero!

  • @sameraanina2666
    @sameraanina2666 6 ปีที่แล้ว

    Tompo o! Raiso aho rh sitrakao mamelao ny helokay 😢😢

  • @manobariela5258
    @manobariela5258 6 ปีที่แล้ว

    ZANY KA TENA FIDERANA E... HO AN ATRA IRERY IANY NY VININAHITRA AMEN..

  • @jennymaria1501
    @jennymaria1501 6 ปีที่แล้ว

    Aleloia tsara loatra fitiavana no namonjena antsika

  • @faniryherilandy4002
    @faniryherilandy4002 6 ปีที่แล้ว

    Merci! Tsara be le iz, ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 ปีที่แล้ว

    Za mba omeo tononkira tiako ity hira ity!

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 2 ปีที่แล้ว

      Fony aho vao nahalala, Nandroso tsy nisalasala Na aiza na aiza tamin'ireny, Nitory ombieny ombieny Ny fiainam-bavaka, Mbola mitohy ve sa tapaka? Lay hafanana tamin'iny, Lasa aiza izy ankehitriny? Tonga eto aho hitady Anao, Nandritry ny alina ka hatramin'izao Hanavaozako ny eny, Havaoziko ombieny ombieny Ref: Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!! Raiso aho raha Sitrakao, fa very aho raha lavitra Anao Hiverina indray, hiverina indray Ilay hafanana vao mifoha Ilay FITIAVANA VOALOHANY Mandeha ny andro sy fotoana, Ny fiainam-panahy koa manao ahoana? Sao tratran'ny andro milentika, Ny antsoantso efa matetika Ampianaro aho hahay hanisa, Izay mety ho androko sisa Sao vao voafafa ny anarana, Amin'ny andro ny ampakarina Avelao hijanona eto ihany, Avelao mba hitomany Hiantsoantso Anao, Hino eo an-tongotrao Ref:Inty aho Tompo ô!! Inty aho Tompo ô!! Raiso aho raha Sitrakao, fa very aho raha lavitra Anao Hiverina indray, hiverina indray Ilay hafanana vao mifoha Ilay FITIAVANA VOALOHANY .......Avelao hijanona eto ihany,........ ................. ................ ......................... tononkira.serasera.org/hira/joseph-daf/fitiavana-voalohany-1 tononkira.serasera.org

  • @vijoyanandajonah2987
    @vijoyanandajonah2987 6 ปีที่แล้ว

    tohizo ny fampielezana an-kira fa mampahery anay ary efan ankaiky ho tonga ilay mpapakatra

  • @nambininatahinamalalaharis956
    @nambininatahinamalalaharis956 6 ปีที่แล้ว

    Inty aho Tompo ooooooooo Hiverina indray

  • @raveloniainalaingomuriel9429
    @raveloniainalaingomuriel9429 6 ปีที่แล้ว

    Tena tiko be

  • @harisoametral
    @harisoametral 6 ปีที่แล้ว

    Tena very aho raha lavitra Anao jesosy...tsapako!!!❤❤❤ Zany ka tena fitiavana...fitiavana voalohany !! Tsy misy mahasolo. Hiverina fona jesosy a😊😊😊

  • @nirinaprisrazafit2487
    @nirinaprisrazafit2487 6 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay hira misaotra betsaka mahafinaritra ilay midera NY Tompo

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 6 ปีที่แล้ว

    Avelao aho hijanona eto ihany Avelao aho mba hitomany Hiantsoantso Anao hirona eo an_tongotrao Tompo oh Haleloia Inty aho Tompo ô raiso aho Raha sitrakao fa very aho raha Lavitra Anao AMEN

  • @andiolahsilvierah7775
    @andiolahsilvierah7775 6 ปีที่แล้ว

    WOW,,,,,,very good!!!

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 6 ปีที่แล้ว

    Ndryy,,,,,,Manosika ahy hiverina @ fitiavana voalohany foana ity hira ity. Fony aho vao nahalala marina ,nandroso tsy nisalasala,ary na taiza na taiza t@ ireny dia nitory ombieny2,,,,Hiverina aho TOMPO

  • @manantenarandria4480
    @manantenarandria4480 6 ปีที่แล้ว

    Fitiavana voalohany... 🙏

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 6 ปีที่แล้ว

    Fitiavana voalohany : Fony aho vao nahalala Nandroso tsy nisalasala Naiza naiza tamin'ireny nitory ombieny ombieny Ny fiainam-bavaka mbola mitohy ve satapaka 'Lay hafanana t@ iny lasa aiza izy ankehitriny ? Tonga eto aho hitady Anao Mandritry ny alina ka hatramin'izao Hanavaozako ny Eny Havaoziko ombieny ombieny INTY AHO TOMPO O , INTY AHO TOMPO OH RAISO AHO RAHA SITRAKAO FA VERY AHO RAHA LAVITRA ANAO HIVERINA INDRAY , HIVERINA INDRAY 'LAY HAFANANAO VAO NIFOHA 'LAY FITIAVANA VOALOHANY Nandeha ny andro sy ny fotoana ny fiainam-panahiko manao ahoana ? Sao tratran'ny andro milentika miantsoantso matetika ampianaro aho hahay hanisa izay mety ho androko sisa sao voafafa ny anarana @ andron'ny hampakarana avelao aho hijanona eto ihany avelao mba hitomany hiantsoantso Anao hirona eo an-tongotrao INTY AHO TOMPO OH ...... avelao aho hijanona eto ihany avelao mba hitomany hiantsoantso Anao hirona eo an-tongotrao Tompo OH INTY AHO TOMPO O , ..... Amen

  • @chirstianrafanomezantsoa5312
    @chirstianrafanomezantsoa5312 6 ปีที่แล้ว

    hoan'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!!!!

  • @rh7461
    @rh7461 6 ปีที่แล้ว

    Anao mandrakizay JESOSY Hiverina @ fitiavana 1

  • @irenemayra6178
    @irenemayra6178 6 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be 😍

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 ปีที่แล้ว

    waouh tsara tiako e

  • @charlesandrianjaka2039
    @charlesandrianjaka2039 6 ปีที่แล้ว

    Havaoziko ny Eny , ity aho Tompo ô

  • @stylishlunnah3468
    @stylishlunnah3468 6 ปีที่แล้ว

    Ity aho Tompo ô, raiso raha sitrakao. Merci beaucoup...!

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 ปีที่แล้ว

    inty aho tompo o,hiverina @ ilay fitiavana voalohany,,rais aho tompo o!?

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 6 ปีที่แล้ว

    inty aho TOMPO o.Raiso aho raha sitrakao

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 6 ปีที่แล้ว

    Jesosy tsy amidy na atao sur commande fa rehef nahazo maimaipoana dia mizara maimaipoana!

    • @levitagasy
      @levitagasy 6 ปีที่แล้ว

      Ianao ve ary efa nizara?

    • @yehoshouaestseigneur4934
      @yehoshouaestseigneur4934 6 ปีที่แล้ว

      levitagasy efa mzara amnao a zany ko!baiboly zan tenenko zan!maty jesosy gratuit ,ntsangana tam maty izy gratuit donc gratuit ny famonjena KORINTIANA FAHAROA 11:7 Diso va aho,raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory MAIMAIMPOANA ny filazantsaran'Andremanitra aminareo? Aleo mbebaka fa ts filazantsara ny fitedavambola!jesosy iany aoka iseho fa ny nofo reetra aoka andoalika tsy tokony iseho kory na am'clip ar!alaitsika ny voninahitry jesosy!paoly ary apostoly anisany goavana miondrika tanteraka miankohoka eo anatrehan'jesosy ko maika ve ze isika?iz mo isika izay vovoka no mba irehareha?jesosy rery ihany no mendrika ho hita fa ny nofo reetr aoka iafina araka ny voalazany jaona mpanao batisa JAONA 3:30 IZY TSY MAINTSY MITOMBO,FA IZAHO TSY MAINTSY MIHENA . Jesosy ihany ny tinay ho ita fa zay ts mila star . Aoka mba hahay iheno izay manatsofina

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 ปีที่แล้ว

      @@yehoshouaestseigneur4934 misy problème ianao ka mila mandini-tena