Chorale Antsao
Chorale Antsao
  • 4
  • 668 270
Moa ve tia ahy ianao
"Moa ve tia ahy ianao", ANTSAO Vol 4, Hira katolika.
มุมมอง: 22 169

วีดีโอ

MISAOTRA ANAO IZAHAY
มุมมอง 9K6 ปีที่แล้ว
Album Vol 4 ANTSAO
Diso taminao Aho
มุมมอง 498K10 ปีที่แล้ว
Chant religieux catholique interprété par le group ANTSAO Hira ny fiangonana katolika kaloin'ny tarika ANTSAO Isaorana ireo mpamoron-kiran'ny fiangonana (Pretra, relijiozy, lahika, ny ANKALAZAO NY TOMPO...). Remerciement aux Auteurs Compositeurs des cantiques religieuses (prêtres, Religieux, Laïc, ANKALAZAO NY TOMPO)
Tsy hitsahatra hisaotra
มุมมอง 139K10 ปีที่แล้ว
Chant religieux catholique interprété par le group ANTSAO Hira ny fiangonana katolika kaloin'ny tarika ANTSAO Isaorana ireo mpamoron-kiran'ny fiangonana (Pretra, relijiozy, lahika, ny ANKALAZAO NY TOMPO...). Remerciement aux Auteurs Compositeurs des cantiques religieuses (prêtres, Religieux, Laïc, ANKALAZAO NY TOMPO)

ความคิดเห็น

  • @HenrietteMarie-xs9mj
    @HenrietteMarie-xs9mj 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Ray ô. Jesoa ô matoky anao aho

  • @nambinintsoaramananandro7632
    @nambinintsoaramananandro7632 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra amin’ny zavatra rehetra Tompo ah ❤️

  • @Nirina-w1d
    @Nirina-w1d ปีที่แล้ว

    Merci Dieu Père Fils saint Esprit ..

  • @BaKoly-eb1hk
    @BaKoly-eb1hk ปีที่แล้ว

    Amen. Amen. Amen misaotra jesosy Amen Amen Amen 🙏🏼 🙌 👏 ❤️

  • @Taralila135
    @Taralila135 ปีที่แล้ว

    N'y valiny omena n'y Tompo Zanahary Dia ny fahakatoavana ny didiny, ny fisaorana azy, n'y fanetretena, n'y fanelezana ny fampianaran'ny Jesoa

  • @fidyanjaramanasoa1913
    @fidyanjaramanasoa1913 2 ปีที่แล้ว

    Ahatsiarovana ny Ecar Ambanidia.

  • @mariemonica9594
    @mariemonica9594 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤🙏🙏

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 2 ปีที่แล้ว

    Alléluia Tena tsara tononkira tiako be misaotra TOMPO amin'ny hafatrao 🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤

  • @farahravoavy6513
    @farahravoavy6513 2 ปีที่แล้ว

    2022 tiako lotra hatramzay ka hatramzao

  • @lahatraanjararavelonarivo9125
    @lahatraanjararavelonarivo9125 3 ปีที่แล้ว

    Hisaotra an'Izy Tompo Andriamanitra mandrakizay aho...!

  • @stanellaamida7018
    @stanellaamida7018 3 ปีที่แล้ว

    ❤❤🙏🙏

  • @nambininajeannine2833
    @nambininajeannine2833 4 ปีที่แล้ว

    Ianao no mahalala ny zavatra rehetra Tompo o! Fantatrao fa tiako ianao. Misaotra ny mpihira.

  • @rovamampiononanalih1176
    @rovamampiononanalih1176 4 ปีที่แล้ว

    Ahoreno ato amponay ny fitiavana ny teny marina vao nianaranay ,aoka ho hataonay fitsipikin fitondra tenanay isanandro izy ka hiara hitomba amin fahaizanay ny hatsarapanahiny , Amen ! Jesoa o ,fantatrao fa tiko Ianao !

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 4 ปีที่แล้ว

    MISAOTRA ANAO IZAHAY ANDRIAMANITRA O ! HALELOIA AMEN .

  • @andrianalypary4336
    @andrianalypary4336 5 ปีที่แล้ว

    Ray o ! misaotra amin'ny fahasoavana nomenao anay , amen !!!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 ปีที่แล้ว

    Isaorana Lalandava Andriamanitra n'inon'inona hitranga. Amen

  • @rosinerazafindratovo2611
    @rosinerazafindratovo2611 5 ปีที่แล้ว

    Hira faran'zay tiako na ny tonony na ny feony, mampivavaka be. Misaotra ny Ankalazao ny Tompo

  • @stdiddp890
    @stdiddp890 5 ปีที่แล้ว

    Na mafy sy manonja ary sarotra ny adidy hiantsorohako, ho toky maharitra ny fitiavako anao!!!!

  • @ابوشنودة-ث7ل
    @ابوشنودة-ث7ل 5 ปีที่แล้ว

    Eny Tompo fantatrao fa tiko ianao

  • @lilymarlenyzavaleta9144
    @lilymarlenyzavaleta9144 5 ปีที่แล้ว

    Que hermosa canción por Dios santo

  • @antoinetteraoliarisoa8768
    @antoinetteraoliarisoa8768 5 ปีที่แล้ว

    Tsy mivadika Andriamanitra rehefa miantso antsika! Misaotra e, tena tiako be ity hira ity.

  • @lareserveechantal6816
    @lareserveechantal6816 6 ปีที่แล้ว

    Merci Jesus !

  • @nomenafahefana9740
    @nomenafahefana9740 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @raoeliarinivo8328
    @raoeliarinivo8328 6 ปีที่แล้ว

    Jesoa misahotra

  • @raoeliarinivo8328
    @raoeliarinivo8328 6 ปีที่แล้ว

    Eny Tompo o! fantatrao fa tiko ianao namafy sy manonja sy sarotra ny adidy ihantsoroako dia tiko ianao

  • @harizakafano3514
    @harizakafano3514 6 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra, mankasitraka nizara

  • @raherizahaurelie9076
    @raherizahaurelie9076 6 ปีที่แล้ว

    Tsy mivadika Andriamanitra. Tena marina

  • @kantoaro5029
    @kantoaro5029 8 ปีที่แล้ว

    mankasitraka ee, ahatsiarovako t@voadinay ity hira ity

  • @jeanmichelrabesaotra9837
    @jeanmichelrabesaotra9837 8 ปีที่แล้ว

    Tsara be na ny hira na ny tonony! Mankasitraka e!

  • @rickypanlo9181
    @rickypanlo9181 8 ปีที่แล้ว

    Merci.

  • @razafindrakotorijaharivony4297
    @razafindrakotorijaharivony4297 8 ปีที่แล้ว

    tsara be ny hira tena misaotra anareo !! Merci !! UNION DE PRIERE

  • @g.elminerasoatantara5830
    @g.elminerasoatantara5830 8 ปีที่แล้ว

    Dera ho anao ANDRIAMANITRA

  • @tsikykpop
    @tsikykpop 9 ปีที่แล้ว

    misaotra nizara hira katolika ity. efa ela no nitadiavako azy. misaotra, misaotra.

  • @razafindrakotorijaharivony792
    @razafindrakotorijaharivony792 9 ปีที่แล้ว

    tiko ny hira katolika !! mahafinaritra !! misaotra tompoko

  • @samaritain16
    @samaritain16 9 ปีที่แล้ว

    Somary latsaka kely foana ny ranomaso amin'ity hira ity e, misaotra, tahian'Andriamanitra !