Hoby NANDRIANINA
Hoby NANDRIANINA
  • 13
  • 216 945
FAHAVALO RESY - FEOMAFI ( Feon'ny Maritiora Fifohazana )
1)Satria Jeso no mitantana anay
Mivoka mpandresy izahay , amin'ny ady ifanaovanay sy ilay ratsy hatrizay
Novidin'i Jeso tamin'ny ràny teo amin'ny hazo fijaliana
Efa Azy izao ny fahefana ka lasa lasa miala satana!
Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala satana!
2)An-taona maro re no nanjakana
Nampididoza fahotana
Olo-marobe no indray voatana
Nobaboin'ilay satana
Soa fa tonga Ianao ry Jeso, nanavotra ny olonao, noho i Jeso no ilazana fa lasa lasa miala satana !
Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala satana!
3) Ry miasa fatratra miasa mafy
Sahirana ory mijaly
Avia manatona an'i Jeso hovonjeny havako o!
fa Izao anome fitsaharana hoy i Jeso re ry namana , tonga izao ny fahazavana ka lasa lasa miala satana!
Ref: Amin'ny anaran'i Jeso Kristy
Ry ilay satana zory ny dia
Fahavalo resy ianareo mandehana
miala satana! miala satana! miala miala satana!
มุมมอง: 206

วีดีโอ

COP ( Tompo ô! henoy - Ny Mpitory )
มุมมอง 4.1Kปีที่แล้ว
COP ( Tompo ô! henoy - Ny Mpitory )
COP ( Rehefa any -'Zay )
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
COP ( Rehefa any -'Zay )
Ho olom-baovao - FEOMAFI - FJKM Tanjombato Maritiora
มุมมอง 8522 ปีที่แล้ว
A/C : JeanBenja Alain arr : SONN studio : maXon
Lehibe Jehovah - FEOMAFI - FJKM Tanjombato
มุมมอง 3622 ปีที่แล้ว
A/C : JeanBenja Alain arr : SONN studio : maXon
Hihira ny herinao - FEOMAFI FJKM Tanjombato
มุมมอง 2752 ปีที่แล้ว
A/C : JeanBenja Alain arr : SONN studio : maXon
Mihobia ho an'Andriamanitra - FEOMAFI FJKM Tanjombato Maritiora
มุมมอง 2892 ปีที่แล้ว
A/C : JeanBenja Alain arr : SONN studio : maXon
Didim-pifankatiavana - FEOMAFI - FJKM Tanjombato Maritiora
มุมมอง 4022 ปีที่แล้ว
A/C : JeanBenja Alain arr : SONN studio : maXon
ASA LAVORARY Feo Iray - FJKM Tanjombato Maritiora
มุมมอง 2.6K3 ปีที่แล้ว
AC : Zaak Arr : Sonn Studio : maXon
MIORENA MAFY TSARA - FFPM 295 (FEOMAFI - FJKM Tanjombato)
มุมมอง 193K3 ปีที่แล้ว
1. Miorena mafy tsara Amin’Ilay vatosoa Mandrosoa, mifahara, Mifikira mafy koa. He! Ny Tompo manambara Fa ho sambatra tokoa, Ka ho tsara miafara Ny mpanompo mahasoa. 2. Raha misy fahoriana ‘Zay midona aminao, Raiso re ho fitahiana ‘Zay omen’ny Tomponao; Fa ny lalam-pijaliana ‘Zay alehanao izao Dia mamelom-paniriana Hitomboan’ny herinao. 3. Miadia ny ady tsara, Ho mpandresy hianao; Tontosay izay...
IRIKO INDRINDRA JESOA - FEOMAFI Tanjombato
มุมมอง 1.5K3 ปีที่แล้ว
A/C : RAKOTONDRANAIVO Albert Arr: Sonn Studio: maXon
Feo mitory - FEOMAFI
มุมมอง 10K4 ปีที่แล้ว
Feo mitory - FEOMAFI A/C Rakotondranaivo Albert Arr: Son studio: maXon
Ny Tompo Tia Anao (FEOMAFI)
มุมมอง 1.6K5 ปีที่แล้ว
Ny Tompo tia anao FEOMAFI (Feon'ny Maritiora Fifohazana) FJKM Tanjombato Maritiora

ความคิดเห็น