MIHAJA ANDROY
MIHAJA ANDROY
  • 5
  • 122 804
MIHAJA ANDROY MAINTY TY LAMBA
มุมมอง: 53 807

วีดีโอ

Mihaja i Androy mifandefera DVDMihaja i Androy mifandefera DVD
Mihaja i Androy mifandefera DVD
มุมมอง 1.4K7 ปีที่แล้ว
Mihaja i androy haligno ty androyMihaja i androy haligno ty androy
Mihaja i androy haligno ty androy
มุมมอง 32K7 ปีที่แล้ว
Mihaja i Androy mifandefera DVDMihaja i Androy mifandefera DVD
Mihaja i Androy mifandefera DVD
มุมมอง 22K7 ปีที่แล้ว
Mihaja i Androy tany misy zaza  DVDMihaja i Androy tany misy zaza  DVD
Mihaja i Androy tany misy zaza DVD
มุมมอง 13K7 ปีที่แล้ว

ความคิดเห็น

  • @jean-lucruhlmann
    @jean-lucruhlmann 7 หลายเดือนก่อน

    Mihaja mbekombeko

  • @Chanty007
    @Chanty007 ปีที่แล้ว

    Misaotra anaoreo lahy Mihaja fa le tena soa le hira ❤

  • @gabrielvincentfontano4675
    @gabrielvincentfontano4675 ปีที่แล้ว

    tsy haligno fa mitalia

  • @gabrielvincentfontano4675
    @gabrielvincentfontano4675 ปีที่แล้ว

    Asio fa vande vao hi ha hiha

  • @mamisoarasoloranaivonirina4807
    @mamisoarasoloranaivonirina4807 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e. Tsy misy fangalaha-tahaka ny avy any ivelany fa tena Malagasy.

  • @charifhadidja
    @charifhadidja 2 ปีที่แล้ว

    J'admire les chansons Malgaches, car ils chantent avec douceur et dansent convenablement dans faire des dégâts 🤝

  • @rivotiana8890
    @rivotiana8890 2 ปีที่แล้ว

    Soa ly eee

  • @francoiselimo5580
    @francoiselimo5580 2 ปีที่แล้ว

    Sono Atandroy, spirito santo mi ha visato ora ho capito chi sono io

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 2 ปีที่แล้ว

    Jesosy kristy Tompo vonjeo taninay Madagascar 😍AMEN🙏🙏

  • @alphonseveronique6577
    @alphonseveronique6577 2 ปีที่แล้ว

    Tsy halino lahy ty androy fa mbo ao madame ministre vient d "ambovombe

  • @franciaalfredine716
    @franciaalfredine716 4 ปีที่แล้ว

    J'adore 😘😘😘💕💕💕💕💕❤❤❤

  • @RoFANIPPAA
    @RoFANIPPAA 4 ปีที่แล้ว

    Eka lahy longo merci Mihaja Androy

  • @sramanahadray
    @sramanahadray 4 ปีที่แล้ว

    Kanto loatra izany vakoka avy any Androy izany! Sao mba azo alefa manontolo eto ny tonony? Misaotra betsaka.

  • @lalainaabdoul7215
    @lalainaabdoul7215 4 ปีที่แล้ว

    Agne avao ty androy zay, manigne tegna fe tsy akore hatao. Mbo ho avy ty andro bevata handrese'i androy🙏

  • @razafindrasofrancineelia8239
    @razafindrasofrancineelia8239 4 ปีที่แล้ว

    Tiko be lai feo vevavy io misaotra eee 😍😍

  • @nanihandrianaivo1914
    @nanihandrianaivo1914 4 ปีที่แล้ว

    antanimora sud , tsy ho aligno mandrakizay

  • @justinevontena9976
    @justinevontena9976 5 ปีที่แล้ว

    Manigne ty antanagne agne tegna elle sont belles les femmes antandroy

  • @sebastieneugene3878
    @sebastieneugene3878 5 ปีที่แล้ว

    Agne avao amaaiagne zay .

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 5 ปีที่แล้ว

    Misaotse soa vatae👍👍👌👌

  • @damahschos9825
    @damahschos9825 5 ปีที่แล้ว

    VOIX originale, exceptionnelle, infaillible , issue d'un caractère mafana lio M Matanjake be vata. Soa biby ampela atimo toy. TSY HALIGNOKO zao ianao A'ndroy. Toe-tsaina tsotra sy mahatoky.Mangataka amin-Janahary ho SOA ka foana kere izao.Misy taranako aminareo atoy fa vao hozahako.Teraka 2000/2001 makikitry poste/Telecom ao.

  • @lalainaabdoul7215
    @lalainaabdoul7215 6 ปีที่แล้ว

    Ama'ay agne zay

  • @elyasleoncine8346
    @elyasleoncine8346 6 ปีที่แล้ว

    J'adore ❤❤❤❤

    • @jbaubert4778
      @jbaubert4778 ปีที่แล้ว

      Une chanson que j'appreciais et je continue de l'ecouter jusqu'à ce jour

  • @sylvainzano4293
    @sylvainzano4293 6 ปีที่แล้ว

    bravo Mme!t as une belle voix

  • @maxdonelli5883
    @maxdonelli5883 6 ปีที่แล้ว

    .buonne noel isika 20018 totolo itty

    • @maxdonelli5883
      @maxdonelli5883 6 ปีที่แล้ว

      Zato anake madiniha izao ireo itty

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana3532 7 ปีที่แล้ว

    Emaiteeee ti lamba ère maite hoe love ti lambaeee izahay tandroy kihe Zao avezao o lolitsenao ti hana Aÿ merci

  • @jennylop77
    @jennylop77 7 ปีที่แล้ว

    Magny ty antana tena alavitsy atoy manenty klipy toa. Ca me manque trop la danse

  • @gamingprotv9684
    @gamingprotv9684 7 ปีที่แล้ว

    Mamaly vavaka Andriamanitra. Tonga ny rano any Androy ary tena tondraka. Tsy halignon'i Zanahary zao nareo.Ambony ao mamaly vavaka . Mahatsiaro izao anareo. Antananarivo ritra rano; tsisy mahalegna . Mila mivavaka mafy koa.