La nostalgie
Tsara loatra misaotra nizara
Tiako loatra ity hira ity e! Izany ka HIRA !!!!
❤️
ay v " ambiroa " titre aniz ty e! mbola enoko hafa ihany, izany hitia anao izany .... tsapako mamy ery tsika nifanoroka t@ ty hira ty cheria ! gtm tjr
Fantatry n'y Ray izay mahasoa😄
Milay lesy a...hankafiziko hatrany
manaksitraka!
mbola enoko hafa ihany!!!! misaotra e!! fa mbola tsy leo ihany aho mangataka Minosy izay manana e!
Za koa mba tena miandry minosy iny mihitsy!
Efa ela niandrasako an ty hira ty tato .. Mlay e! Mankasitraka <3
Misaotra betsaka! Efa ela b no nitady an ity hira ity a!
Milay ranga zany vazo zany ka, tena atsiarovako zavatra betsaka mintsy!!!!! mankasitraka ny mpizara
'zay ka tena d'origine
Merci e!! Tonga ato ihany ny farany
Hahaha....hita oa
Mankasitraka Tonton Pa