Misaotra indrindra amin'ny fizarana ho anay tsy afaka manatrika ny fotoam-pivavahana. Fa mba fangatahana raha mety tompoko dia mba atodika eny amin'ilay écran misy tononkira foana ny caméra rehefa misy hira mandeha satria maro ny hira mbola tsy hay ny tonony (Raha azo atao). Tahian'i Tompo hatrany tompoko
Amin'ny anaranao Jesosy no anatrehako ny fiainako ary inoko fa Ianao hanetsika ny heriNao sy ny fahaizaNao.Miankina tanteraka aminao aho ka hitondra fananganana Ianao🥰💕🙏
Tena ampy ahy,ampy tokoa izay vitaNao sy ny hatsaraNao.Afa.po aho ny amin'ny FITIAVANAO. Tsisy soa azo hoarina AMINAO.Tsara amiko IANAO.Isaorako ary ankasitrahako Anao izay efa omenao iainako sy izay mbola tsy hiainako. Mankasitraka ny fitondraNao❤🙏💪🧎
Noho ny FitiavaNao ahy dia natsangaNao aho,novelomiNao. Tsy takatry ny saiko ny FitiavaNao ah,fa lehibe re ry Raiko tsy aiko azavaina. Isan'andro,feno ny hatsaRanao.Raha toy izao aho dia noho ny FAHATSARANAO,FITIAVANAO,FAMINDRAM.PONAO,FANOMEZANAO. Tena tsara Ianao.Mankasitra indrindra Tompo tsara indrindra 😘🙏🖐
B🌖🌅 MRE & assemblée de dieu✝️ pasteur Jocelyn mon frére ojourdui c moi ki chanté ok❗fréquence musicale🤔🙄😁 allé on y va⁉️ tompô ô izao fiainako anio izao vavolombelon'ny fahatsaranao🎶 efa tsy toy izao intsony Aho raha tsy Téo ny,Téo ny fahatsaranao🎶🎵🎷🎷🎷🎷🎷🎷🎷🔔🎼🎼🎼🎼🎼🎼🎼 tompô ô izao fiainako anio izao vavolomnelon'ny fahatsaranao🎶 efa tsy toy izao intsonia Aho raha tsy Téo ny, Téo ny fahatsaranao🎵 j'adore cette fréquence musicale🎇❤️
B🌌☪️ je vous suit depuis la réunion saint louis j' ❤️ bien mais y'a pas traduction en français⁉️ une question pourquoi pendant le culte la salle n'est pas éclairée❓
Hidera an i Jéhovah aho raha mbola miaina koa.Feno ny fahatsaranao Tompo ô ny fiainako.Tsy takatry ny saiko,tsy aiko hazavaina fa dia tena lehibe Raiko ny FITIAVANAO aho.Lehibe loatra ireo asanao eo amin'ny fiainako.Izay rehetra nataonao sy izay mbola ho ataonao Tompo ô!Mankasitraka ny FITIAVANAO ahy.Tena tsara lotra Ianao.Tia ahy lotra Ianao.Matoky lotra Ianao😎❤🙏👋👍💪
Misaotra Andriamanitra Ray.Jesosy Kristy Tompo.Fanahy Masina ô! Misaotra fa zanak'Andriamanitra aho,mpandova ny lanitra. Ny foko mankasitraka.Sambatra ny foko fa manana Anao aho🙏Alelouia 👋
Teo foana Iano tsy mba nanadao ahy.Mankasitraka Andriamanitra Ray Fanahy,Jesosy Kristy,Fanahy Masina fa tena tia ahy Ianao.N'inona ditrako,n'inona négligence.ko,N'inona fahotako dia tsy mba nandao ahy mihintsy Ianao noho ny FITIAVANAO. Za mbola toy izao dia Tia lotra Ianao. Za mbola toy Izao dia noho ny FITIAVANAO 🙏🥰💞
Velomy ao Aminao aho.Fenoy ny Fiainanao indray aho fa maniry andray indray avy Aminao aho Fanahy Masina ô🙏🙏🙏 Vangio indray aho,Hosory indray aho,Fenoy indray aho,Sitrano indray aho... Fanahy Masina ô
Seigneur,je suis trop faible.Je ne suis rien.Je ne peux rien sans Toi.J'ai tant besoin de Toi🙏 Je me remets en Toi,je remets tout entre tes Mains. Saint Esprit j'ai tant besoin de Toi🙏🙏🙏
Misaotra anao aho Jesoa ❤
Mangataka ny fanapinao aho Andriamanitra ô eo @ fiainako sy ny zavatra rehetra misaotra Ray ô @ alalan ny Jésus christ Amen
Sony rakoto br.a
Amen❤🙏🙏🙏
Miarahaba Tompoko tsy mahita video vaovao intsony efa elaela sa ve niova ny site nareo azafady mirary soa hatrany tahiany Jesosy
amen ianao tokoa ilay mpanjaka lehibe 🙏🙏🙏
Amen très jolie la louange✝️💙🧡🤍❤️💜 j'aime trés bien
Bonjour🌌Madagascar 👏👏 pour vos louange à Jesosy kristy ✝️ et vous dansez bien Alléluia
Super cette Musique c'est comme séga la Réunion🎤🎷🥁🎤🎷🥁 👏👏Amen🌺🌺🌺🌺🌺
Bon🌌soir ah un Bon Sega Malgache🎷🎷🎤🎤🎤🎷🤗🤗👏👏 okay fanahy Masinah ô ✝️

👁️👁️louange à Jesosy kristy Tompô 🌈🌖 Amen Madasikara🖐️
Alléluia gloire à Dieu 🌬️☁️☁️fanahy Masinah ô sois bénis ASSEMBLEE DE DIEU✝️❤️
Jesosy Kristy,tsy avelako andalo forsiny Ianao.Fa raha mba mety ré,sitrano anio ny fiainako🙏🙏🙏
Misaotra betsaka n'y fiangonana MRE mampahery anay aty lavitra Que Dieu vous bénisse abondamment
Merci beaucoup Pasteur on sent qu'il y a de présence de Saint esprit On vous suivi à Belgique
Misaotra indrindra amin'ny fizarana ho anay tsy afaka manatrika ny fotoam-pivavahana. Fa mba fangatahana raha mety tompoko dia mba atodika eny amin'ilay écran misy tononkira foana ny caméra rehefa misy hira mandeha satria maro ny hira mbola tsy hay ny tonony (Raha azo atao). Tahian'i Tompo hatrany tompoko
merci pasteur Jocelyn et toute ton assembléee de Dieu ✝️☪️ les musiciens les chanteuses🎹🎷🎸🥁🎤 fantastic 🕊️
Woaaw quelle belle fête🎇 gloire au seigneur jesosy kristy✝️☪️ la fête de Dieu🌤️🔥🌤️ Amen
Azafady mba afaka asiana subtitles ve tompoko ilay hira fa mba te hanaraka izahay fa tsy mahay tononkira misaotra. MERRY CHRISTMAS EVERYONE.
Aiza no misy ny Église MRE eto Mahajanga azafady. Makasitraka amin'ny valiny.
Makasitraka. Mba maniry isin'ny vavaka maraina isan'andro.
Oh Jesus merci pour tout! Je suis rien sans Toi 🙏🙏🙏
Misaotra Ray o fa mitondra ny fiainako Ianao 🙏🙏🙏
Amin'ny anaranao Jesosy no anatrehako ny fiainako ary inoko fa Ianao hanetsika ny heriNao sy ny fahaizaNao.Miankina tanteraka aminao aho ka hitondra fananganana Ianao🥰💕🙏
Tena ampy ahy,ampy tokoa izay vitaNao sy ny hatsaraNao.Afa.po aho ny amin'ny FITIAVANAO. Tsisy soa azo hoarina AMINAO.Tsara amiko IANAO.Isaorako ary ankasitrahako Anao izay efa omenao iainako sy izay mbola tsy hiainako. Mankasitraka ny fitondraNao❤🙏💪🧎
Mpanangana fiainana Ianao,mpanarina fiainana Ianao.Tsy misy zavatra tsy ainao atao.Tompo ô mino Anao aho🥰❤🙏
Noho ny FitiavaNao ahy dia natsangaNao aho,novelomiNao. Tsy takatry ny saiko ny FitiavaNao ah,fa lehibe re ry Raiko tsy aiko azavaina. Isan'andro,feno ny hatsaRanao.Raha toy izao aho dia noho ny FAHATSARANAO,FITIAVANAO,FAMINDRAM.PONAO,FANOMEZANAO. Tena tsara Ianao.Mankasitra indrindra Tompo tsara indrindra 😘🙏🖐
B🌖🌅 MRE & assemblée de dieu✝️ pasteur Jocelyn mon frére ojourdui c moi ki chanté ok❗fréquence musicale🤔🙄😁 allé on y va⁉️ tompô ô izao fiainako anio izao vavolombelon'ny fahatsaranao🎶 efa tsy toy izao intsony Aho raha tsy Téo ny,Téo ny fahatsaranao🎶🎵🎷🎷🎷🎷🎷🎷🎷🔔🎼🎼🎼🎼🎼🎼🎼 tompô ô izao fiainako anio izao vavolomnelon'ny fahatsaranao🎶 efa tsy toy izao intsonia Aho raha tsy Téo ny, Téo ny fahatsaranao🎵 j'adore cette fréquence musicale🎇❤️
B🌌☪️ je vous suit depuis la réunion saint louis j' ❤️ bien mais y'a pas traduction en français⁉️ une question pourquoi pendant le culte la salle n'est pas éclairée❓
🔊🎶🎶🎵🌎🌌✝️🎵
Jésus. C'est Toi❤
Jésus!Tu es ma vie et ma joie💕 Tout ce qui est bon me vient de toi.Tu es la source de mon bonheur, l'espérance de ma vie 🙏🙏
Miarahaba Tompoko, afaka mahazo an'io Vavaka maimaimpona io ve zahay manaraka am TH-cam Pasteur? Misaotra mialoha
Mre Antsibe du 14 octobre matin
Hiderako Anao ny fiainako.Feno ny Asanao ny fiainako❤🙏👋Alelouia!
Hidera an i Jéhovah aho raha mbola miaina koa.Feno ny fahatsaranao Tompo ô ny fiainako.Tsy takatry ny saiko,tsy aiko hazavaina fa dia tena lehibe Raiko ny FITIAVANAO aho.Lehibe loatra ireo asanao eo amin'ny fiainako.Izay rehetra nataonao sy izay mbola ho ataonao Tompo ô!Mankasitraka ny FITIAVANAO ahy.Tena tsara lotra Ianao.Tia ahy lotra Ianao.Matoky lotra Ianao😎❤🙏👋👍💪
Misaotra Andriamanitra Ray.Jesosy Kristy Tompo.Fanahy Masina ô! Misaotra fa zanak'Andriamanitra aho,mpandova ny lanitra. Ny foko mankasitraka.Sambatra ny foko fa manana Anao aho🙏Alelouia 👋
Teo foana Iano tsy mba nanadao ahy.Mankasitraka Andriamanitra Ray Fanahy,Jesosy Kristy,Fanahy Masina fa tena tia ahy Ianao.N'inona ditrako,n'inona négligence.ko,N'inona fahotako dia tsy mba nandao ahy mihintsy Ianao noho ny FITIAVANAO. Za mbola toy izao dia Tia lotra Ianao. Za mbola toy Izao dia noho ny FITIAVANAO 🙏🥰💞
Misaotra Fanahy Masina ny amin'ny asaNao rehetra teo amin'ny fiainako🙏🙏🙏
Isan'andro feno ny Hasohavanao.Raha toy izao aho dia noho ny Fahatsaranao🥰🙏
Quand tu descends Saint Esprit,il y a transfert entre ciel et terre et l'atmosphère change🙏🙏🙏
Ilaiko ny Herinao Fanahy Masina ô ! Tsy manaiky aho Fanahy ô raha tsy kasihanao indray🙏🙏🙏
Velomy ao Aminao aho.Fenoy ny Fiainanao indray aho fa maniry andray indray avy Aminao aho Fanahy Masina ô🙏🙏🙏 Vangio indray aho,Hosory indray aho,Fenoy indray aho,Sitrano indray aho... Fanahy Masina ô
Tsy azo ferana ny Hevitrao eo amin'ny fiainako Andriamanitrô 🥰
Mikorina anatiko aho,manome fiainam.baovao.Tapaka ireo ozona noho ny Ranào Jesoa!
Tazomy aho Tompo hitoetra tsara eo Aminao ka hanaiky izay Hevitrao amin'ny zavatra rehetra lalovako na tsara na ratsy!
Misy hevitr'Andriamanitra ny fiainako rehetra.Mankasitraka Tompo malala ô!
Seigneur,je suis trop faible.Je ne suis rien.Je ne peux rien sans Toi.J'ai tant besoin de Toi🙏 Je me remets en Toi,je remets tout entre tes Mains. Saint Esprit j'ai tant besoin de Toi🙏🙏🙏
Tompo ô izao fiainako anio izao dia vavolombelon'ny Fahatsaranao.Efa tsy toy izao intsony aho raha tsy teo ny Fahatsaranao ! Mankasitraka tompo ô🙏