- 24
- 146 828
Jean Jacques Randrianarimanana
เข้าร่วมเมื่อ 28 ส.ค. 2011
Jesoa Tompo ô! Nandresy Ianao
Fihirana Katolika Malagasy
Voix-Prise de son/mixage: J-J.Randrianarimanana
Voix-Prise de son/mixage: J-J.Randrianarimanana
มุมมอง: 4 006
วีดีโอ
Mila vonjy ny kanto gasy - MAMINA 2017
มุมมอง 23K7 ปีที่แล้ว
Tena mila vonjy tokoa ny kanto malagasy! maminiaina.rakotondravao.9?fref=ts
Bach Violin Concerto BWV 1041 A minor (software song)
มุมมอง 4348 ปีที่แล้ว
Bach Violin Concerto BWV 1041 A minor (by JJ Randrianarimanana)
Faingàna...ry foko, mitoera!
มุมมอง 1.1K8 ปีที่แล้ว
Medley 1/Faingàna re ry ora sarobidy 2/Ny foko ry Andriamanitro 3/Mitoera eto amiko! String quartet Soprano JJ Randrianarimanana
MIDERA (ANTSA)
มุมมอง 7038 ปีที่แล้ว
MIDERA interprétée par ANTSA (2010) A/C: Jean Jacques Randrianarimanana randriajj@yahoo.fr Miderà an’Iaveh ry firenen-drehetra ! Miderà an’Iaveh ry olon-drehetra! Aleloia! Fa tsara Iaveh, mandrakizay ny famindram-pony, ary maharitra amin'ny taona mifandimby ny fahamarinany. (Salamo 100:5)
TOMPO O! HO ANY AMIN'IZA MOA IZAHAY?
มุมมอง 2.6K8 ปีที่แล้ว
A/C: JJ Randrianarimanana (2009) randriajj@yahoo.fr Ref: Tompo ô (x2), ho any amin’iza moa indray izahay? Fa Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay (x2) 1. Ianao no herinay sy toky amin’ny fiainanay Ka aza mba mandao Jesoa, ry Mpamonjinay (Mpamonjy) Fa iza indray no antenainay raha ilaozanao izahay Fa Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay 2. Ka herezonao ‘zahay mba hahefa ny ir...
RY FANAHY MASINA ô (ANTSA)
มุมมอง 6K8 ปีที่แล้ว
RY FANAHY MASINA ô ANTSA (2010) A/C: JJ Randrianarimanana randriajj@yahoo.fr
INONA MOA...? Chorale ANTSA
มุมมอง 3.1K8 ปีที่แล้ว
ANTSA (2012) A/C: JJ. Randrianarimanana randriajj@yahoo.fr
Mandihiza rahitsikitsika
มุมมอง 2.4K8 ปีที่แล้ว
"simple classic style" Arranged by J.J. Randrianarimanana randriajj@yahoo.fr
Ny ady nampitsaharin'ny Tompo
มุมมอง 2038 ปีที่แล้ว
Extrait de l'Oratorio "Salamon'ny fiadanana" JJ Randrianarimanana (2012)
RY FANAHY MASINA ô! (Amboaram-peo Antsa)
มุมมอง 24K9 ปีที่แล้ว
RY FANAHY MASINA Ô! Fa tsy fanahy osa no nomen'Andriamanitra antsika, fa fanahy mahery sy be fitiavana ary mahonon-tena. (2Tim.1, 7) Hitoetra eo aminy ny fanahin'ny Tompo, dia ny fanahin'ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina, fanahin'ny fifidianana amam-paherezana, fanahin'ny fahalalana amam-pahatahorana an'ny Tompo. (Izaia 11, 1-2) 1. Ry Fanahy Masina ô! (2) Ianao no Mpanazava ahy Sitrano ny sai...
HIHAINO AHO (Amboaram-peo ANTSA)
มุมมอง 3.1K9 ปีที่แล้ว
HIHAINO AHO • Mampandria sofina, ry lanitra, fa hiteny aho; ary aoka ny tany hihaino ny teny haloaky ny vavako. (Deot. 32, 1) • Sambatra ny olona mihaino ahy, sy miari-tory isan'andro eo am-baravarako, ary miandry eo amin'ny tolam-baravarako! (Ohab. 8, 34) • Ka ankehitriny, anaka, henoy aho, ary henoy tsara ny teny aloaky ny vavako. (Ohab. 7, 24) HIHAINO IZAY LAZAIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRO AHO …...
Psaumes de la Paix "Qu'il fasse droit aux malheureux"
มุมมอง 34711 ปีที่แล้ว
Psaumes de la Paix "Qu'il fasse droit aux malheureux"
APL Antsam-Pideran'ny Lanitra VOL3 Cantiques catholiques malgaches
มุมมอง 9K12 ปีที่แล้ว
APL Antsam-Pideran'ny Lanitra VOL3 Cantiques catholiques malgaches
APL Antsam-Pideran'ny Lanitra VOL4 Cantiques catholiques malgaches
มุมมอง 16K12 ปีที่แล้ว
APL Antsam-Pideran'ny Lanitra VOL4 Cantiques catholiques malgaches
« Dieu domine ! » dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
มุมมอง 55912 ปีที่แล้ว
« Dieu domine ! » dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
"Demandez la paix", dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
มุมมอง 1.2K12 ปีที่แล้ว
"Demandez la paix", dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
"Je demande la paix pour toi!", dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
มุมมอง 46212 ปีที่แล้ว
"Je demande la paix pour toi!", dans l'oratorio "Psaumes de la paix" - J.J Randrianarimanana
Misy manana ny polyphonie an'ity hira ity ve
io ny devise-ko amin'ny maha pretra ahy. Tsara ny hira. Merci
❤Mba herezonao zahay hanefa ny irakao Jesoa❤
Tsy misy ho voafafa ireny fotoana mamy ireny! Mankasitraka ANTSA!
Tiako loatra❤❤❤
Mankasitraka Jean Jacques, asa na fantatrao hoe tena source d'inspiration ho an'ny marobe mpankafy tahaka anay ianao, fa tena misaotra eram-po 🙏
🙏💟💟🙏
Tena tsara sady mampitodika tanteraka amin'Andriamanitra Na ny feony na ny tonony tena inoana fa avy amin ny fanilovan'ny Fanahy Masina Mankasitraka indrindra e
Tena tsara ilay hira .Mba afaka mahazo solfa ve azafady tompoko ? Misaotra mialoha
tsara be foana sady mamelombelona ny fanhy hatrany, mankahery anareo
isan'ireo tiako indrindra eto ambonin'ny tany ity hira, misaotra ny mpamorona, misaotra anareo miantsa azy.
Mankasitraka nizara fa tena manohina be
hafa mintsy zan fitendrena guitar zan a. milay milay! sur e
❤
Mandria am-piadanana leitsy Setra.
J'adore 💕
Tohizo fa tsara ry zandry a..!Tena mankasitraka e..!!!
Mankasitraka tompoko @ fampahatsiahivana ny tenin'Andriamanitra anatin'ny feo kanto sy tonony mampieritreritra!
Tompo o!faly izahay fa amin'izao vanim potoana niavianao izao satria hamonjy ny firenenay ianao
Tompo o @ zao vanipotoana ny fihaviana izao de mb tafio ny herinao ity zanakao mb hiala @ fahazaran dratsy
Amen 🙏🙏❤❤🙏🙏
tsara ny hazavan'ny tompo
Misaotra ny APL fa tena tsara sady mampitomany izany hira izany
bien dadafara a
feonao daholo ve zany ry dadafara ?
ie :)
Tsara dadafara a
mahafinaritra
Tsara be
merci bcp APL tena mampivvaka tokoa mihaino anareo...
❤
❤
Mila vonjy mihitsihine An dafy on en à marre d'entendre mijah shayron gasy ploit wawa tence a mena black nadia afrogasy malm martiora etc etc ...
Mankasitraka indrindra Tompoko, ahatsiarovako an'ilay Sonaten'i Mozart ny fomba fitendrinao azy.
Bravo
Milay lesy Jean Jacques a!
zany ka hira kanto , tohizo. misaotra. tohizo ary miresaha zavatra betsaka.
Zany alahy vazo tsara sady tena marina afatra tiany ampita ary tdileho sy zaho miheno izy MERCI 🇲🇬🇲🇬🇲🇬💖💖😍😍🇲🇬🇲🇬
tsar b le hira k
Satriko foana hihaino ilay hira, tena "kanto" ilay hira, ny arrangement tena top !!!
Tiko lotra. Mba omeo tononkira azafady o
Mankasitraka JJ! Tiko b io mitoera eto amiko o ry Jesoa be fitiavana io..
Tsara be 😍😍
milay eh😍😍😍
tsara loatra ny midera
afaka mba mahazo karaoke ve
Tiko be ❤️❤️
Tsara be ily hira sady marina daholo ny lazainy.. :)
😍😍 Lafatra
AMEN!!!
lafatra lesy mamina ah!Artista elah...mila vonjy ny kanto malagasy