Sheima Clarence
Sheima Clarence
  • 29
  • 4 337 715
Avia ry Fanahy Masina
Hira Katolika
มุมมอง: 16 793

วีดีโอ

Sambatra anie aho ka sambatra (Salamo 23)
มุมมอง 3K4 ปีที่แล้ว
HIRA KATOLIKA (Salamo 23)
Hira Katolika: Endrey mba mahafinaritra loatra
มุมมอง 31K5 ปีที่แล้ว
Hira Katolika: Endrey mba mahafinaritra loatra
NY AINGA JMJ MADA IX
มุมมอง 4.4K6 ปีที่แล้ว
Santionany t@ fandraisan'ny tarika NY AINGA anjara tamin'ny lanonam-pamaranana ny JMJ MADA IX tany Mahajanga
VATOLAMPY TSY MIKORO : Hira Katolika
มุมมอง 23K7 ปีที่แล้ว
Hira Katolika
MESIA MPANAVOTRA NY AINGA
มุมมอง 4.9K7 ปีที่แล้ว
MESIA MPANAVOTRA NY AINGA
RY JESOA MOFON'AINA Hira Katolika
มุมมอง 18K8 ปีที่แล้ว
RY JESOA MOFON'AINA Hira Katolika
FANANTENANA : NY AINGA
มุมมอง 409K8 ปีที่แล้ว
FANANTENANA : NY AINGA
NY AINGA : NY EVANJELIKO
มุมมอง 95K8 ปีที่แล้ว
NY AINGA : NY EVANJELIKO
Ry Tomponay Mpanjakany rehetra HIRA KATOLIKA (APL)
มุมมอง 158K8 ปีที่แล้ว
Ry Tomponay Mpanjakany rehetra HIRA KATOLIKA (APL)
NY AINGA : ILAY ANDRAREZIN'NY FANAFAHANA...Md JEAN DE MATHA
มุมมอง 55K8 ปีที่แล้ว
HIRA FANEVA fankalazana ny faha-800 taona niorenan' ny FIKAMBANANA TRINITERA
NY AINGA FIAINAM-BAOVAO
มุมมอง 353K8 ปีที่แล้ว
NY AINGA FIAINAM-BAOVAO
NY AINGA : TOMPO TSY FOIKO
มุมมอง 345K8 ปีที่แล้ว
NY AINGA : TOMPO TSY FOIKO
NY ENDRIKAO RY JESOA O
มุมมอง 19K8 ปีที่แล้ว
Hira Katolika (extrait RDB)
Lalina ho ahy : Haga (Hira Katolika)
มุมมอง 544K9 ปีที่แล้ว
Lalina ho ahy : Haga (Hira Katolika)
DIA ILAY FITIA : Haga & R.P Tovo
มุมมอง 42K9 ปีที่แล้ว
DIA ILAY FITIA : Haga & R.P Tovo
TSY NY AHIAHY
มุมมอง 234K9 ปีที่แล้ว
TSY NY AHIAHY
ISIKA VORY ETO IZAO hira Katolika
มุมมอง 99K9 ปีที่แล้ว
ISIKA VORY ETO IZAO hira Katolika
ISAORAKO LALANDAVA hira Katolika
มุมมอง 541K9 ปีที่แล้ว
ISAORAKO LALANDAVA hira Katolika
Ny Ainga - Mb THERESE D'AVILA......ILAY ANDRAREZIN'NY FIANGONANA
มุมมอง 185K10 ปีที่แล้ว
Ny Ainga - Mb THERESE D'AVILA......ILAY ANDRAREZIN'NY FIANGONANA
Njakatiana & Latie Razakandraina: Hafanana
มุมมอง 772K10 ปีที่แล้ว
Njakatiana & Latie Razakandraina: Hafanana
Lanto : Rebika
มุมมอง 71K10 ปีที่แล้ว
Lanto : Rebika
Tsy mbola mora Rebika (Nouveau clip 2014)
มุมมอง 4.1K10 ปีที่แล้ว
Tsy mbola mora Rebika (Nouveau clip 2014)
Adim-panahy Rebika
มุมมอง 54K10 ปีที่แล้ว
Adim-panahy Rebika
REBIKA AN-KIRA
มุมมอง 20K10 ปีที่แล้ว
REBIKA AN-KIRA
NAHOANA Rebika
มุมมอง 27K10 ปีที่แล้ว
NAHOANA Rebika
AMPY IZAY: Parh-Shon sy Voary
มุมมอง 61K10 ปีที่แล้ว
AMPY IZAY: Parh-Shon sy Voary
NIOVA Njakatiana
มุมมอง 126K11 ปีที่แล้ว
NIOVA Njakatiana
Parshon sy Voary-IZY INY
มุมมอง 23K11 ปีที่แล้ว
Parshon sy Voary-IZY INY

ความคิดเห็น

  • @andriantsirajeanfredy1751
    @andriantsirajeanfredy1751 5 วันที่ผ่านมา

    Misaotra ny ainga. Tsy maty ao am-po OM gui. Kanto mipetraka mandrakizay. Mirary soa ny ainga

  • @LilaMontreal
    @LilaMontreal 9 วันที่ผ่านมา

    Magnifique chanson catholique ❤

  • @niainalindarasoaharimalala553
    @niainalindarasoaharimalala553 15 วันที่ผ่านมา

    ❤❤❤

  • @rakotorahalahyjosiane3226
    @rakotorahalahyjosiane3226 18 วันที่ผ่านมา

    ❤ misaotra Andriamanitra @ zay efa nataonao sy zay mbola ho ataonao ary mbola no tantananao ny Diako

  • @ElodieSantatriniaina-s1u
    @ElodieSantatriniaina-s1u 20 วันที่ผ่านมา

    2025

  • @evatsaravao6989
    @evatsaravao6989 หลายเดือนก่อน

    Tsara e merci

  • @nancyrakotonirina7568
    @nancyrakotonirina7568 หลายเดือนก่อน

    2024

  • @nirinamarcelline
    @nirinamarcelline หลายเดือนก่อน

    Isaorako lalandava Ianao ry Tompoko noho reo fahasoavana maro be ataonao amiko. Amen.

  • @LouisahGabrielleNIRISOALALAO
    @LouisahGabrielleNIRISOALALAO หลายเดือนก่อน

    😂😂Sure eeee kkkķk kkķkk Ao tsara le tononkira annnnn ❤❤❤❤

  • @andriamanampisoarabe2858
    @andriamanampisoarabe2858 หลายเดือนก่อน

    Fa tay be ko nahazo an lery a😂😂😂

  • @fredericrobert5833
    @fredericrobert5833 2 หลายเดือนก่อน

    Oui

  • @fredericrobert5833
    @fredericrobert5833 2 หลายเดือนก่อน

    Réalité de ce qui m’étais arrivé

  • @TsaraMarsina
    @TsaraMarsina 2 หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup ❤mon dieu

  • @TsaraMarsina
    @TsaraMarsina 2 หลายเดือนก่อน

  • @nashiraharinirina1104
    @nashiraharinirina1104 2 หลายเดือนก่อน

    Que son ame repose en paix

  • @herytokinaymanatoky
    @herytokinaymanatoky 2 หลายเดือนก่อน

    2024 mbol Mamy iany ❤

  • @MarsonElynah
    @MarsonElynah 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤

  • @marienarsama4365
    @marienarsama4365 2 หลายเดือนก่อน

    Viens traduit en français pour moi

  • @huanghui6332
    @huanghui6332 3 หลายเดือนก่อน

    hafa iany njakatiana❤❤

  • @huanghui6332
    @huanghui6332 3 หลายเดือนก่อน

    fa matoa izy eto anailako❤❤

  • @berlucfoulou8780
    @berlucfoulou8780 3 หลายเดือนก่อน

    Je peux avoir la partition de ce Chant?

  • @Hasinarajaonarivelo-n7o
    @Hasinarajaonarivelo-n7o 3 หลายเดือนก่อน

    👍👍👍

  • @andreedestigny2571
    @andreedestigny2571 3 หลายเดือนก่อน

    ❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤MASINA NY TENINAO NA AIZA na AIZA MISY ZAHO MIFIKITRA aminao🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉

  • @andreedestigny2571
    @andreedestigny2571 3 หลายเดือนก่อน

    🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤TOMPO JESOA KRISTY ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY MATOKY NY FO MASINAO 🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤MISAOTRA

  • @joxdior
    @joxdior 4 หลายเดือนก่อน

    Saotra e❤

  • @ElysaRasoanandrasana
    @ElysaRasoanandrasana 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra anao tokoa izahay ry tompo @ fitiavanao anahy❤❤❤

  • @fidynomenjanahary9353
    @fidynomenjanahary9353 4 หลายเดือนก่อน

    Ty kosa aloa tena hira tsara e

  • @pierrotonjaniaina8803
    @pierrotonjaniaina8803 4 หลายเดือนก่อน

    Izay manana an'Andriamanitra tsy ory ninon'inona🙏

  • @valRahary
    @valRahary 4 หลายเดือนก่อน

    Ary tena tsara ty hira ty à! ❤

  • @volatianarakotoarisoa5381
    @volatianarakotoarisoa5381 5 หลายเดือนก่อน

    Nandalo teo Maevatanana aho dia nahatsiaro anareo hoe teo nareo no nipetraka taloha.

  • @josuemora5775
    @josuemora5775 5 หลายเดือนก่อน

  • @sandymalala3762
    @sandymalala3762 5 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤ anjary lohataona ny andro ririna 🙏🙏

  • @dignimalala1842
    @dignimalala1842 5 หลายเดือนก่อน

    Tena mahafinaritra ny fifankatiavana fa hoy ny tenin'i Tompo hoe : MIFANKATIAVA ANAREO TAHAKA NY NITIAVAKO ANAREO Merci Seigneur 🙏Que ton Amour 💖💖💖règne et triomphe toujours ALLÉLUIA ALLÉLUIA AMEN

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 5 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara kosa Ty hira Ty ❤ Zao Aho vao naheno azy

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 5 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tanteraka ny hira fiderana! Mamy be ,deraina ny tompo💌💒😍

  • @bdmillatblogs1172
    @bdmillatblogs1172 5 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara tarehy ilay izy

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy1759 5 หลายเดือนก่อน

    1- Ianao 'lay olombelona marefo Ny lalanao mamaky aizim- pito Fa miandry anao 'lay Fahazavana Io ny Tompo miantso anao ka mitsangana ooooooooo! Izao tontolo izao efa jambena Voagejan- drendrarendra sy harena Ianao dia ianao no antenainy Ny fiainanao miova no ilainy ooooooooo!. Réf: Ny fitiavany tsy miova ( Ny fitiavany ) No niantsony anao izao ( No niantsony anao ) Ny rà nalatsany ho Anao ( Ny rà nalatsany ) No nanasany ny fonao ( No nanasany anao ) Ny fitiavany tsy miova ( Ny fitiavany ) No iantsony anao izao ( No niantsony anao ) Ny rà nalatsany ho anao ( Ny rà nalatsany ) No nanasany ny fonao ( No nanasany anao ) Ka dia tsy ho raisinao ve ( Ka tsy ho raisinao ve ) 'lay antso antefany Koa andeha ianao hampijoro hatrany ny lalam- pahamarinana ( a a a! ) F' Izany izany no fiainam- baovao F' izany izany no niantsoana anao. Satria ny Fitiavan' Izy Tompo oo! No niantso anao hanompo sy hanatsara a ha an! Satria ny fitiavan' Izy Tompo ee! Manefy anao tsy handray fa hizara. 2-Tsy hoe fadiranovana tsy manana Fa sahy manome ny aina sy ny ananana Izay no fahantrana am- panahy Tsy voagejan' ny tombon- tsoa sy ny ahiahy ooooooooo! REF ......................................…....................................................................... Satria ny fitiavan' Izy Tompo oo! Manainga anao ho mafy sy ho mpanarina a ha an! Satria ny Fitiavan' Izy Tompo ee! Manainga anao tsy hanaiky ny tsy marina. Tiava ny marina tokoa Dia ataovy izay tianao atao Tiava ny marina tokoa Dia ataovy izay tianao atao ( 2fois)

  • @fredericrobert5833
    @fredericrobert5833 6 หลายเดือนก่อน

    Anarano io ?

  • @nivoverin5056
    @nivoverin5056 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @nivoverin5056
    @nivoverin5056 6 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤

  • @georgesrakotoniaina1639
    @georgesrakotoniaina1639 6 หลายเดือนก่อน

    Tsy mitsahatra misaotra AZY

  • @MiarisoaRamananiary
    @MiarisoaRamananiary 7 หลายเดือนก่อน

    J'adore trop❤❤

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 7 หลายเดือนก่อน

    Tena kanto ❤😉

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn 7 หลายเดือนก่อน

    Merci haga

  • @soloforanaivo1923
    @soloforanaivo1923 8 หลายเดือนก่อน

    tiako ity hira ity... na feony na tonony. ❤

  • @RaniarimananaVerohanitra-xc5ph
    @RaniarimananaVerohanitra-xc5ph 8 หลายเดือนก่อน

    Merci♥️♥️

  • @kiruahunter9798
    @kiruahunter9798 8 หลายเดือนก่อน

    "Vavaka no arosonareo ho an'ny ory, fa tsy ny tenenareo... Ambim-bava ve no omena ny madinika? Sa ny fiainanareo?" Mahatonga saina 😇❤

  • @rioz3316
    @rioz3316 8 หลายเดือนก่อน

    Tahio vonjeo fa manantena ny malagasy zay te ho anao

  • @rioz3316
    @rioz3316 8 หลายเดือนก่อน

    Hira fanaonau am fetiny sakramenta masina sy mandritrany komonio

  • @HfhgGfg-bk9rn
    @HfhgGfg-bk9rn 9 หลายเดือนก่อน

    Tsara lotra misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥