- 62
- 67 469
Kapila 78 tours fananam-pirenena
France
เข้าร่วมเมื่อ 16 ก.ค. 2020
Rainizanabololona - Avia Jeso manjakà ! (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
Hiram-pivavahana
A/C : Justin Rainizanabololona.
Référence : Columbia GF 84.
A/C : Justin Rainizanabololona.
Référence : Columbia GF 84.
มุมมอง: 238
วีดีโอ
Rainizanabololona - Vita izao ny fandresena (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 20614 วันที่ผ่านมา
Rainizanabololona - Vita izao ny fandresena. Hiram-pivavahana A/C : Justin Rainizanabololona. Référence : Columbia GF 84.
Naka Rabemanantsoa - A Rochel Ramanamisata (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 29821 วันที่ผ่านมา
A/C : Naka Rabemanantsoa. Référence : Polydor 550 257.
Tropy Analamanga - Afindrafindrao (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 22021 วันที่ผ่านมา
Chants traditionnel. Référence : Polydor 550 257.
Hira betsileo - Kilongalahy atsy (Odéon original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 14628 วันที่ผ่านมา
Référence : Odéon 239 112.
Hira betsileo - Mandre va zalahy a ! (Odéon original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 12928 วันที่ผ่านมา
Référence : Odéon 239 112.
Justin Rajoro - Isa ny amontana (La Voix de son Maître original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 361หลายเดือนก่อน
A/C : Justin Rajoro. Mpihira : Tarika Telonohorefy. Référence : La Voix de son Maître K 20018.
Justin Rajoro - Ny fo tsy mivaky (La Voix de son Maître original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 471หลายเดือนก่อน
A/C : Justin Rajoro. Mpihira : Mmes Ravao sy Henriette. Référence : La Voix de son Maître K 20018.
Fredy Raoilifahanana - Tsy mba nofinofy intsony (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 389หลายเดือนก่อน
A/C : Fredy Raoilifahanana. Référence : Decca 53 130.
Fredy Raoilifahanana - Ô ry volana baliaka (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 322หลายเดือนก่อน
A/C : Fredy Raoilifahanana. Référence : Decca 53 130.
Ratianarivo André - Mandoza ny hasarotam-piaro (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 341หลายเดือนก่อน
Paroles : Rakoto de Monplaisir. Musique : André Ratianarivo. Référence : Polydor 550.223
Ratianarivo André - Ho avy ilay malala, mifalia (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 511หลายเดือนก่อน
Paroles : Rakoto de Monplaisir. Musique : André Ratianarivo. Référence : Polydor 550.223
Lucien Ramarokoto - Bakoly Cha Cha (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 438หลายเดือนก่อน
Paroles : Marcel. Composition : Lucien Ramarokoto. Référence : Discomad 60 661.
Lucien Ramarokoto - Samba de notre amour (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 249หลายเดือนก่อน
Paroles : Marcel. Composition : Lucien Ramarokoto. Référence : Discomad 60 661.
R.R. Majunga - Fahiny sy ankehitriny (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 597หลายเดือนก่อน
A/C : Razafimbahiny Raymond. Référence : Discomad 60 625.
R.R. Majunga - Malagasy anie hianao (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 442หลายเดือนก่อน
R.R. Majunga - Malagasy anie hianao (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
Fiangonana Amparibe - Iza re no sambatra ? (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 389หลายเดือนก่อน
Fiangonana Amparibe - Iza re no sambatra ? (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
Fiangonana Amparibe - Ny sakaiza izay tsara indrindra (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 374หลายเดือนก่อน
Fiangonana Amparibe - Ny sakaiza izay tsara indrindra (Columbia original 78 tours) - Madagascar.
Ramano - Iny androntsika iny (La Voix de son maître original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 996หลายเดือนก่อน
Ramano - Iny androntsika iny (La Voix de son maître original 78 tours) - Madagascar.
J.J. Tseheno - Hariva mody masoandro (La Voix de son maître original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 771หลายเดือนก่อน
J.J. Tseheno - Hariva mody masoandro (La Voix de son maître original 78 tours) - Madagascar.
Andrianary Ratianarivo - Fitia varo-maty (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 903หลายเดือนก่อน
Andrianary Ratianarivo - Fitia varo-maty (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
Andrianary Ratianarivo - Ny fitia mangidy mamy (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 771หลายเดือนก่อน
Andrianary Ratianarivo - Ny fitia mangidy mamy (Polydor original 78 tours) - Madagascar.
Naly Rakotofiringa - Saro-piaro (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 1.2Kหลายเดือนก่อน
Naly Rakotofiringa - Saro-piaro (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
Naly Rakotofiringa - Fikasana (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 1.1Kหลายเดือนก่อน
Naly Rakotofiringa - Fikasana (Discomad original 78 tours) - Madagascar.
Ramiarison Gilbert - Feon-dokanga (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 506หลายเดือนก่อน
Ramiarison Gilbert - Feon-dokanga (Decca original 78 tours) - Madagascar.
Ramiarison Gilbert - Vonin'avoko (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 584หลายเดือนก่อน
Ramiarison Gilbert - Vonin'avoko (Decca original 78 tours) - Madagascar.
Naly Rakotofiringa - Fampitaha (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 4642 หลายเดือนก่อน
Naly Rakotofiringa - Fampitaha (Decca original 78 tours) - Madagascar.
Naly Rakotofiringa - Asakasakareo (Decca original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 8382 หลายเดือนก่อน
Naly Rakotofiringa - Asakasakareo (Decca original 78 tours) - Madagascar.
Odéam Rakoto - Trotraka Vela (Decco original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 6732 หลายเดือนก่อน
Odéam Rakoto - Trotraka Vela (Decco original 78 tours) - Madagascar.
Odéam Rakoto - Tandroho (Decco original 78 tours) - Madagascar.
มุมมอง 3542 หลายเดือนก่อน
Odéam Rakoto - Tandroho (Decco original 78 tours) - Madagascar.
15/ 01/ 2025 Ny Rariny Ampanjakao Ry Jeso Voninahitray. ✝️ 12/ 01/ 2025
14/ 01/ 2025 HALELOIA AMEN ✝️ 11/ 01/ 2025
Misaotra manokana, Tompoko!
Tena tianay tokoa io hira io. Misaotra Tompoko.
Am-pitiavana o !
Misaotra Tompoko!
Hira nalaina t@piece théâtrale mitondra ny lohanteny hoe NOOR KAIM
Misaotra e !
Misaotra Tompoko.
Rainizanambololona re mba ataovy ao😢
Misaotra amin'ity hira ity. Iza moa no namorona azy io? Therack ve?
Misaotra Tompoko amin'ity hira ity.
Am-pitiavana o !
01/ 12/ 2024 FAHATSIAROVANA
Ndryyy fahatsiarovana ny fahazazana, tao amin'ny théatre ambodinisotry
Misaotra indrindra. Ary sao dia ny ao ambadik'ity ilay hoe "Hanaraka anao" hirain'i Eugène Razafiarison izay tsy hita na aiza na aiza?
Misaotra ô! Tiako daolo ny Hiran’ y tarika RR MAJUNGA🙏🙏
Zarao foana MBA tsy o very ny kolontsaintsika
Misaotra indrindra, Tompoko. Efa ela mihitsy aho no naniry ny hihaino ity original ity. Manja e.
Misaotra indrindra, Tompoko. Hay ve Rakotoson io manao feo avo io. Nihevitra foana aho hatramin'izay hoe vehivavy sy lehilahy no mihira io "Fitia varo-maty" io. Ny tonony koa ohatry ny manoro an'izany. Tsara be mihitsy.
Misaotra betsaka tamin'ny fizarana an' ity hira ity.
Misaotra Tompoko
Misaotra amin'ity kapila ity, Tompoko
Am-pitiavana o !
MIsaotra indrindra ny mpandefa tompoko ,fa fotsy ny voloko izao vao naheno izany hira arahi mozika kanto izany ahy ,mety ho diso aho angamba raha hiteny hoe tamin'ny fotoana paradisa an tany i Madagasacar ( 1960 _1972) no niforina izany hira izany ,,,,,,,?
Salama ! Tany amin'ny taona 60 tany ho any e !
Milay be ito ray ito Tena tsara
Razafimahefa fa tsy Razafimahatratra
Marina tokoa. Ialana tsiny e !
@@camillerajeriarison7105 Tsisy tsiny fa Mankasitraka tamin'ny fanintsiana eh! Misimisia ny vidéos tahak'izao
Tsara Rangaha ilay kalo fahiny FAHATSIAROVANA SISA TAVELA
Tsara ry Tseheno a
misaotra e
Ahatsiarovako n’y RNM taloha
RIP cher Bazzi
Hatsiarovana ny fahatanorana
¿De qué país y en qué idioma es esta música? From which country and in which language is this music?
Hello. This is a malagasy music from Madagascar.
Misaotra anareo nizara fa tena mamy.
Am-pitiavana o !
Tsy tonta ny ela Misaotra nizara
Misaotra tamin'ny fizarana.
paroles très appréciéés merci,ça me rappelle mon adolescence
Wow! One of the most obscure 78's that I have ever heard. Madagascar? That is rare.
Yes, from Madagascar.
29/06/2024 FAHATSIAROVANA
Misy Hira tsara nohirain' ny RR Majunga " Ny Hatanorana" no lohanteny Misaotra mialoha Tompoko
Salama ! Izay fa natolotra o !
FAHATSIAROVANA 🙏💟🙏
FAHATSIAROVANA 💐
Merci
misaotra betsaka fa tsara ee
tena kanto,mifono hevi dalina
Hafa ihany n'y original! Mankasitraka sy mankatelina ny finiavana nizara
Manao azafady manontany, tsy hitako eto amin ny youtube intsony ny chaîne KAPILA FANANAM-PIRENENA ❓️❓️❓️sa niova anarana KAPILA 78 TOURS❓️❓️ Misaotra mialoha manome fanazavana
Salama e ! Niova ny anarana. Nakaton'i youtube i kapila.fananam-pirenena fa nisy olona roa nitory pour atteinte aux droits d'auteur. Hira vitsivitsy nefa dia ny chaîne iray manontolo no maty. Ity indray no solony e. Haverina hatramin' ny voalohany indray. Mitandrina fotsiny mikasika ny droits d'auteur.
@@camillerajeriarison7105 Misaotra amin ny fanazavana, mankasitraka sy mirary fahombiazana ho an ny kapila 78 tours..hi abonner amin ny chaine nareo zaho Izay no problème n'ny gasy, tsy mahalala hoe sarobidy ny tahiry archives ireo kanto, sarobidy koa ny mizara ireo kanto. Personnellement, zaho tsy hi abonner amin'ireo chaînes zoma boutique sy ny karazany.... Ry Henri Ratsimbazafy, malheureusement n'a manatalenta aza dia tia vola loatra...... Ilay chaine Zoma boutique tonga dia hita hoe resabola Mankasitraka anareo
Salama ! Misaotra e. Misy chaîne vaovao iray koa : kapila 45 tours ...