FJKM Ambohitantely Fiangonana
FJKM Ambohitantely Fiangonana
  • 1 270
  • 964 620

วีดีโอ

Mofonaina isan'andro anio Talata 02 Jolay 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 8582 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Talata 02 Jolay 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 01 Jolay 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1K4 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 01 Jolay 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 29 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 7509 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 29 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Zoma 28 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 96712 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Zoma 28 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 27 Jona 2024. FJKM Ambohitantely
มุมมอง 92514 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 27 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 26 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 77616 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 26 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Talata 25 Jona 2024. FJKM Ambohitantely
มุมมอง 91619 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Talata 25 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 24 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 85621 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 24 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 22 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1Kวันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 22 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 20 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.4Kวันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 20 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 19 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.3K14 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 19 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Talata 18 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1K14 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Talata 18 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 17 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.2K14 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 17 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 15 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 83014 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 15 Jona 2024. FJKM Ambohitantely, iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.
Mofonaina isan'andro anio Zoma 14 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 91714 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Zoma 14 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 13 Jona 2024
มุมมอง 93214 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 13 Jona 2024
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 12 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 84821 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 12 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Talata 11 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.1K21 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Talata 11 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 10 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1K21 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 10 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 08 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.2K21 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 08 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Zoma 07 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 94221 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Zoma 07 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 06 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 87021 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 06 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 05 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1K28 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Alarobia 05 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Talata 04 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 96728 วันที่ผ่านมา
Mofonaina isan'andro anio Talata 04 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 03 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 998หลายเดือนก่อน
Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 03 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro ny Sabotsy 01 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.3Kหลายเดือนก่อน
Mofonaina isan'andro ny Sabotsy 01 Jona 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro ny Zoma 31 May 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1Kหลายเดือนก่อน
Mofonaina isan'andro ny Zoma 31 May 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro ny Alakamisy 30 May 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 1.1Kหลายเดือนก่อน
Mofonaina isan'andro ny Alakamisy 30 May 2024. FJKM Ambohitantely,
Mofonaina isan'andro ny Alarobia 29 May 2024. FJKM Ambohitantely,
มุมมอง 943หลายเดือนก่อน
Mofonaina isan'andro ny Alarobia 29 May 2024. FJKM Ambohitantely,

ความคิดเห็น

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    TSARA loatra ny fitiavan'Andrimanitra,azo tsapain-tanana 💯🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy ombanao sy ny ankohonanao mandrakizay koa ny fitiavaNy tompoko 😇

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 วันที่ผ่านมา

    Tsy mendrika ny hanantona Anao aho Tompo nefa matoky kosa fa IANAO be Fitiavana ka tsy ho irery aho satria eo anilako lalandava IANAO ka ny Fahasoavana avy AMINAO no itantana ny fianako mandrakariva! Misaotra Pasteur t@ Mofon'aina androany !

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 วันที่ผ่านมา

    Manaiky tanteraka ny hafatra voazaranao Pasteur Maholy,hoAZY Tompo irery ihany ny fahefana 💯 ivimbinako ny fiainako sy ny ankohonanako 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahy Masin'nyTompo 😇

  • @seheno8602
    @seheno8602 2 วันที่ผ่านมา

    Sambatra izay miara- mandeha amin'Andriamanitra! Mankasitraka indrindra tompoko, tahian'ny Tompo mandrakariva!

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 2 วันที่ผ่านมา

    Ho AZY Tompo irery hatrany ny fahefana 💯🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy mizara ny fampianarana hoenti- mandinika tsara ny tokony itondrana ny fiainana miaraka @Andriamanitra.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fahamarinan'A/tra tompoko 😇

  • @seheno8602
    @seheno8602 4 วันที่ผ่านมา

    Tsy olombelona ny Tompo fa Andriamanitra Tsitoha ka marina amin'ny teniNy sy mahatanteraka izany, hampiorina ny Finoana sy hampifikitra antsika amiNy mandrakariva. Mankasitraka indrindra indrindra tompoko, homba anao hatrany hatrany anie Jesoa Kristy Tompo.

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 4 วันที่ผ่านมา

    VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY . AMEN 🙏 .

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 4 วันที่ผ่านมา

    Matoky loatra 💯 ny fitiavan'Andrimanitra 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra manoloana ny fiarovaNy antsika zanany hatrin'ny taloha ka homandrakizay, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny tsodrano nomeNy tompoko 😇

  • @celestinrakotoniaina
    @celestinrakotoniaina 5 วันที่ผ่านมา

    mankasitraka tompoko @ fampianarana tena mampahery sy mahasoa

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 5 วันที่ผ่านมา

    Azo antoka tanteraka 💯 ny fananana nyTompo👏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy @fampianaranao, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA 😇

  • @seheno8602
    @seheno8602 6 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra indrindra tompoko, tahian'ny Tompo hatrany hatrany!

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 6 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra Pasteur Maholy @fampianaranao , voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 วันที่ผ่านมา

    Bonjour Bonne journée à vous

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 7 วันที่ผ่านมา

    Tratrin'ny asaramanitra isika jiaby 👍🇲🇬. TSARA loatra ny hafatra voambaranao Pasteur Maholy, indrindra zao fankalazana ny faha 64 taona ny fahaleovantenan'ny firenentsika izao.Ny TOMPO no isaorantsika , mbola omeNy tombon'andro "IFALIANA ny mpiray tanindrazana🙏". Itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava ny Fanahimasin'iTompo Pasteur, mankasitraka éééé 😇

  • @dayannnyandraina9221
    @dayannnyandraina9221 8 วันที่ผ่านมา

    MISAOTRA PASTEUR ny @ fanazavana ny mofon'aina. Saingy ilay izy tsy tena toriteny fampaherezana mba entina hamakivavaky tontolo andro mba hitomboina @ finoana fa lasa RESABE SY FAHALALANA ARY FAMPAHAFANTARANA TANTARA NO BETSAKA. Azo atao ve tompoko ny tena manao toriteny tahaka ny mpanao mofon' aina rehetra mba ho fitomboam-pinoana fa Andriamanitra miteny amin'ny tsirairay ny mofon'aina vakiana isan'andro. MIRARY SOA PASTEUR, tahian'i JESOA

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 8 วันที่ผ่านมา

    AMEN 🙏. Mankasitraka tompoko.

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 8 วันที่ผ่านมา

    Fifaliana hoahy mandrakariva ny fiainako raha vao misokatra ny masoko isamaraina ,hoentiko iatrika ny tontolo androko 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy mizara ny fahamarinan'A/tra tompoko 😇

  • @LalasoaRasolofo
    @LalasoaRasolofo 8 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra ny sakafo maraina isanandro arosonao Pr Rakotonavalona Maholy.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 9 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur t@ Mofon'aina androany ny Tompo anie ho eo anilan-tsika tsirairay avy Amen !!!!!

  • @AsmirahMada
    @AsmirahMada 9 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra pasteur 🙏🏽🙏🏽🙏🏽

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 9 วันที่ผ่านมา

    TSARA loatra 💯 ny fampianaranao Pasteur Maholy, anombohana ity Alatsinainy vao2 bé ity ," Tsara tanteraka ny Tompo,tsy takatrin'ny saina ny zavatra rehetra atoloNy 🙏 Mankasitraka indrindra tompoko mizara, ombanao sy ny ankohonanao mandrakizay koa ny Fanahy Masin'nyTompo 😇

  • @fanjaandrianasy3048
    @fanjaandrianasy3048 9 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur ! Tena matoky, manantena hiatrika ity herinandro ity ; indrindra @zao toa "fety" izao, kanefa indrisy ity firenentsika ! Hotahiana Pasteur😇

  • @AimGaRalambo
    @AimGaRalambo 9 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra Pastora mampahery tokoa izany

  • @seheno8602
    @seheno8602 11 วันที่ผ่านมา

    Marina amin'ny teniNy Andriamanitra 🙏🙏🙏!, Mankasitraka indrindra tompoko manambara mandrakariva izany sitrapon'Andriamanitra izany Pasteur, tahian'ny Tompo hatrany hatrany!

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 11 วันที่ผ่านมา

    Marina tanteraka 💯 ny fampianaranao Pasteur Maholy, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany,ny finoana ireny ihany no" mahavonjy"AMEN.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahimasin'iTompo tompoko😇

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 11 วันที่ผ่านมา

    AMEN 🙏. Mankasitraka tompoko.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 13 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur!!!! Ny TOMPO IRERY ihany no eo anilantsika tsirairay avy Amen !!!!

  • @PatriceRamontalambo
    @PatriceRamontalambo 13 วันที่ผ่านมา

    Misaotra betsaka indrindra Pasteur Maholy ; Mampahery hatrany ny Tenin 'Andriamanitra ; fa tena miaro ny olony ny Tompo ; ary ho anao sy ny ankohonanao koa ; aty Paris zahay !

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 13 วันที่ผ่านมา

    AMEN 🙏. Mankasitraka Pasteur.

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 13 วันที่ผ่านมา

    AZY Tompo irery hatrany ny fahefana 💯🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy mizara ny fampianarana manamafy ny fahalebiazan'Andriamanitra, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavaNy tompoko 😇

  • @PatriceRamontalambo
    @PatriceRamontalambo 14 วันที่ผ่านมา

    Misaotra betsaka Pasteur ; fa d mazava tsara ; ary tena nampahery be tokoa; Homba anao Jeso Kristy

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 14 วันที่ผ่านมา

    HoAZY TOMPO irery ihany ny fahefana 💯 ato anatiko sy ny ankohonanako 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy @fampianaranao, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA 😇

  • @vonyman9979
    @vonyman9979 15 วันที่ผ่านมา

    Misotra jeso o ❤❤Amen❤❤❤

  • @doryajudithtibany3654
    @doryajudithtibany3654 15 วันที่ผ่านมา

    Misaotra sy mankasitraka @mofon'aina isan'andro fa tena mamelombelon'aina❤

  • @PatriceRamontalambo
    @PatriceRamontalambo 15 วันที่ผ่านมา

    Misaotra betsaka Pasteur ny @Tenin'Andriamanitra omenao isan'andro ; mampianatra be dia be sady mampahery koa ; Mivavaka ho anao koa zahay ; aty Paris no misy anay ; Tahin'i Tompo Jeso Tompoko

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 15 วันที่ผ่านมา

    Miaro tanteraka tokoa ny Tompo, hatrin'ny taloha ka homandrakizay 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy @fampianaranao ,hoenti- miatrika ny andavan'andropiainana , itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahimasin'iTompo 😇

  • @seheno8602
    @seheno8602 16 วันที่ผ่านมา

    Efa mahatsiaro miaina amin'ny fiainam-pahasambarana sahady izany isika noho ny iharetana sy faharetana tahaka izay fijaliana nenthin'ny Tompo, satria miandany mandrakariva IZY ka ma mpandresy hatrany ny mpanompoNy tahaka AZY. Fiadanana ho aminao sy ny ankohonanao Pasteur! Mankasitraka tompoko!

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 16 วันที่ผ่านมา

    RAY MASINA O! MANAMASINA ANAY AMIN'NY FAHAMARINANA, NY TENINAO NO FAHAMARINANA. AMEN 🙏. Mankasitraka Mankasitraka nizara tompoko.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 16 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur !!!

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 16 วันที่ผ่านมา

    Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka Pasteur Maholy @fampianarana, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahy Masin'nyTompo 😇

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 18 วันที่ผ่านมา

    Marina loatra 💯 ny fampianaranao Pasteur Maholy, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany hatrin'ny taloha ka homandrakizay 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur hoaminao sy ny ankohonanao mandrakizay ny Fanahy Masin'nyTompo 😇

  • @michelraza443
    @michelraza443 18 วันที่ผ่านมา

    Mamy loatra ny mofon'aina atolotrao Pasteur Maholy fa dia mankasitraka indrindra Tompoko ! NY FIADANAN 'NYTOMPO hirotsaka Aminao sy ny ankohonanao lalandava

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 19 วันที่ผ่านมา

    Bonjour Merci beaucoup Bonne journée à vous

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 19 วันที่ผ่านมา

    TSARA loatra ny fampianaranao Pasteur Maholy,voaray tanteraka 💯, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra tompoko, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fahasoavan'ny Tompo 😇

  • @nantenainaemelodie1401
    @nantenainaemelodie1401 20 วันที่ผ่านมา

    𝐀𝐦𝐞𝐧

  • @randrianjahanavolamichelle3202
    @randrianjahanavolamichelle3202 20 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur mampianatra isan'andro. Homen'ny Tompo fahasalamana hatrany. Amen

  • @sahondraramamonjisoa7475
    @sahondraramamonjisoa7475 20 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur. Misaotra tompoko @ Teny.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 20 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur! Apetrako eo @ Tompo ny fiainako manontolo Amen!!!!

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 20 วันที่ผ่านมา

    Voaray tanteraka ny hafatra mafonja Pasteur Maholy,ny Tompo irery hatrany nomivimbina ahy ,izorako isan'andro @fitondrako ny tenako arakin'ny fahasoavaNy sy hofampitako izany @ankohonako👏 Mankasitraka Pasteur Maholy ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA 😇

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 วันที่ผ่านมา

    Merci beaucoup bonne journée à vous😊