Tena nanamarika ahy ty hiry ty,tena olon'afaka ahy manana an'i jesosy tompo🙏🙏🙏
tena tiako be ity hira fiderana ity
Chorale :TROMPETRA FANANTENANA Flm 67 ha ..
Fiadanana anie ho antsika rehetra
Amen
Amen e
Midera an i Jeso fa tsara izy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Ndryyy..tiako b ❤️ alao @ Nay hatrany ny ratsy rehetra Jesoa oo .
Mbola EMAFIKRI anaran ny Chorale tao Andapa Fanasina t@ fotoanandrony zaho mbola tanora kely fa tsaroana izany !!!!mankasitraka Tompoko nametraka ity ato homba anareo anie ny Tompo!!!
Olona afaka isika rehetra raha miaraka @Jesosy mialah @fahazarandratsy rehetra Amen
Ndrii matsiaro ny Fileovana Antanimalandy Mahajanga za zany maheno anizany
Mankasitraka Tompoko
mafinaritra be ny feony le flûte maha velompanahy tsara be
Olon afaka tokoa aho Tompo manana Anao. Misaotra Ray o
matsiaro maivamaivana sy faly ny foko refa mihaino ny hira Arampilazantsara
TOMPO O MB DIHOVY SY HAMASINO NY TENAKO AMEN
Tena tiko b ity hira ty. Misaotr Anw ah Jesosy ooh, ten afak s sambatr toko zay manana Anw 🙏😇
Mandona be ity hira ity! Tena tsara
Bns So d mba misy manana solfa io olon'Afaka io Azafady Mirary soa indrindra
Izay choral Trompetra fanantenana izanu mihira zany tompoko ... ao 67ha
misaotra Tompo fa ianao no nanafaka anay t@ zavatra rehetra nangeja aleloia
eeee! tsara tokoa ny olona afaka @ ratsy
Njiii tsara loatr misaotr anareo e
tsara loatra ny midera an Andriamanitra
Faly ravo zany foko, satria nafahanao, mankasitra ny Trompetra Fanantenana FLM 67 hatrany e
Amen olo nafaka izahay tsy maneky resiny ratsy
tena mahafan-po tokoa.. tia antsika JESOA 👍😀
ndriii matsiar an mada za isakin mieno anito hira ito .. olon afaka zahay JESOSY ..❤
tena mampahery ana ity hira t'y!!
Mino aho fa mihaino ny fivavko Andriamanitra. Miorena tsara ka aza miova
mahafinaritra ilay hira e
Misaotra Anao Andriamanitra o! fa noho ny halehiben'ny indrafonao no maha olon'afaka ahy. Olon'afaka aho noho Ianao Ray tsitoha
Misaotra Jesosy!!!
Misaotra ny Tompo nanome anao fahafahana nizara ny tonon'io hira TENA TSARA INDRINDRA io!!!!
hira tam nandraisana fanasan Tompo ahy.tsy ho adiniko mandrakizay..
Olon'afaka tokotrany miaraka amin'ny tompo. Mankasitraka. Tahiny tompo jiaby isika rehetra.
Tena sambatra isika fa nohafahan'i Jesoa teo amin'ny Hazo fijaliana daholo ny zavatra manavesatra antsika. Misaotra Tompo o! Tiako be l hira
olona afa izahay. Sambatra izay manaiky an'i Jesosy ho Mpanafaka azy, fa tena olona afaka tokoa izy.
Tsars roi NY midera an izy Tompo e.
fikasako anie ry Tompo ny androko rehetra ry Jesosy o,atolotro Anao,mba diovy hamasino ny teneko rehetra fa Ianao no tena masina!
Misaotra anao ry Tompo be fitia , fa olona afaka tokoa izahay miaraka aminao ,
miombon-kevitra (y)
tsara e,tena mankasitraka
tena tsara e ! (y)
Tena tsara beu le hira Misaotra an'I Tompo isika fa Izy no nahatonga atsika Olon'afaka
Mihainoa finaritra ô ! Misaotra Azy !!
nampahery ah tamza converti ana mits io hira io fa mankasitraka e!!!
Misaotra Azy isika ô !!
misaotra aiii
makasitraka ny eo akaikiny jesosy no mahatsara antsika
Absadate Celestine NAZAH tena zay !
Tikou loatra ty hira ty, tsara lotra, misaotra ee
Thierry Sitraka Razafindrakoto ok , tsara tokoa . Mahereza !
j'aime beuh le hira e
Harintsoa Toky Razafindramiara Mervi ! MAhereza
hajao sy vakio ny tenin'Andriamanitra dia ho sambatra hianao!