- 25
- 95 520
KT AMBATOVINAKY
South Africa
เข้าร่วมเมื่อ 13 มิ.ย. 2017
KT AMBATOVINAKY : Antoko mpihira anatin'ny Sampana KTLM FLM Ambatovinaky, Synodam-Paritany Antananarivo (SPAnta.).
Ny Noelinay - KT Ambatovinaky [Clip officiel 2024]
📜 ''Fa indro milaza teny soa mahafaly aminareo aho, fia fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra'' Lioka. 2 : 10b
.
🎬 Ny Noelinay | 🎵 KT Ambatovinaky
📝A/C : AS RALIJAONA
#KT_AMBATOVINAKY
#NY_NOELINAY #2K24
#HAVANAY_NAREO_EEEEEHH
.
🎬 Ny Noelinay | 🎵 KT Ambatovinaky
📝A/C : AS RALIJAONA
#KT_AMBATOVINAKY
#NY_NOELINAY #2K24
#HAVANAY_NAREO_EEEEEHH
มุมมอง: 1 953
วีดีโอ
TANAMBOKOVOKO | KT AMBATOVINAKY (Clip 4K Ofisialy 2024)
มุมมอง 4.4K9 หลายเดือนก่อน
TANAMBOKOVOKO | KT AMBATOVINAKY (FLM AMBATOVINAKY ) - Volume 5 A/C : Pr Tianarivelo
KT Ambatovinaky_Namako
มุมมอง 28410 หลายเดือนก่อน
✍️ Hey! Miantso anao Jeso, efa ela miavia he! 🎵 Namako ianao
KT Ambatovinaky_Fanantenana
มุมมอง 13610 หลายเดือนก่อน
Ohabolana 23:18 “Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao”
Iraho ny Fanahy_KT Ambatovinaky
มุมมอง 18610 หลายเดือนก่อน
Koa aoka Masina ianareo satria Masina Jehovah Andrimanitrareo Lev. 19: 2
KT Ambatovinaky_Misaora Azy
มุมมอง 18210 หลายเดือนก่อน
Misaora Ilay, Mpamonjy tia F'Izy no nampahery sy niaro ny dia Antsoy Izy, ka matokia Fa ataony mpandresy ianao dieny ety Mihirà fiderana, omeo Azy ny haja sy ny Voninahitra Aleloia hosana a! ho Anao mandrakizay #KT_AMBATOVINAKY 2016 Album 4, #Samino
Jerosalema vaovao_ KT Ambatovinaky
มุมมอง 1.1K10 หลายเดือนก่อน
Jerosalema vaovao_ KT Ambatovinaky Vol. 2
Noely Diavolana
มุมมอง 893ปีที่แล้ว
"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo" 🎬 Noely Diavolana - KT Ambatovinaky
JOBILY Fifaliana ravahan'ny NOELY Fihobiana | KT Ambatovinaky
มุมมอง 341ปีที่แล้ว
"Haleloia, hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho" "Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo" (Salamo 111 : 1 a | Lioka 2 : 11a) . 🎊 JOBILY Fifaliana ravahan'ny NOELY Fihobiana 🎵 KT Maintimolalay | KT Ambatovinaky | AFA Anosibe . 🗓 Alahady 17 Desambra 2023 | @ 3 Ora tolakandro ⛪️ FLM AMBATOVINAKY .
MAHEREZA - KT AMBATOVINAKY
มุมมอง 9Kปีที่แล้ว
🎬 MAHEREZA - KT AMBATOVINAKY . ✍️ Mahereza ianao, mitraka ianao hoy ny Tompo fa Izy momba anao ... 🎵 Mahereza
Diankapoka - KT AMBATOVINAKY
มุมมอง 7Kปีที่แล้ว
✍️ Ny dian-kapoka taminy no nahasitranana anareo ... 🎵 Diankapoka #KT_AMBATOVINAKY
INTY AHO - KT AMBATOVINAKY (Lyrics)
มุมมอง 5Kปีที่แล้ว
🎶 🎶 🎶 Efa mena toy ny jaky ny fahotako Manerana ny vatako ny hadalako Nefa mbola tsy nafoinao aho Jesosy ô, Tsy avelanao ho very 'ty maditranao 🎵 INTY AHO Ity hira ity no nosafidiana ho lohatenin'ilay fotoana hiarahantsika amin'ny 05 Martsa, #INTY_AHO #KT_AMBATOVINAKY
KT Ambatovinaky - MIFALY IZAO TONTOLO IZAO
มุมมอง 2.5K2 ปีที่แล้ว
KT Ambatovinaky - MIFALY IZAO TONTOLO IZAO
Tsy ny lalana no sarotra KT Ambatovinaky
มุมมอง 6K3 ปีที่แล้ว
Tsy ny lalana no sarotra KT Ambatovinaky
He teraka any Betlehema - KT AMBATOVINAKY
มุมมอง 7K7 ปีที่แล้ว
He teraka any Betlehema - KT AMBATOVINAKY
Tsara be daholo na ny tonon_kira na ny clip.❤
Mahafinaritra le izy, tsara n'y clip.
Mankahery antsika amin'ny asan'ny Tompo e! Tsara ilay clip!
❤
Tia antsika Jesosy ❤
Misaotra nampahery KT Ambatovinaky. Jesosy Irery Ihany.
Misaotra betsaka fa tena mampahery ny hira. Havanay nareo e!
Mahafinaritra eh!! tena te ho any aho fa tsy afaka eh!!! aza adino ny mizara ny vidéo eto amin'ny TH-cam rehefa vita ilay seho
Mihoatra nohon'ny mpandresy ianao amin'ny alalany
Merci KT Ambatovinaky
Jesosy eo foana e! Jesosy tsy mandao anao ❤️🫶
samy hotahian'i Jesossy daholo e
Zany ee!! Jesosy Tena tia anao ❤️❤️
🙏❤️🙏❤️🙏
🙏🙏🙏🙏💜
😇😇😇
Jesosy tena tia 🥺 misaotra mampahery e 🙏
Mankasitraka e!
inty aho jesosy oh
🃏💯💯👌👌Ataovy lapaNao re ny foko,
🙏🛐🙏🛐🙏😇
T@zay mbola kely no naheno anzany farany ! tsara loatra e!
Tena izao vao hita ato Tsara ny Tompo
tena tsara e, misaotra
Wow. kanto loatra aaaa :) Merci KT Ambatovinaky
TSARA BE
Fifaliana lehibe ho anay KT AMBATOVINAKY ny manolotra fanomezana ho anao @ izao andro fankalazana ny andro nahaterahan'ny Mpamonjy antsika izao. He teraka any Betlehema KT AMBATOVINAKY
Hira efa ela fa vao haingana vao hita tato! tena tsara mankasitraka
Ilay version ataon'ny KT iny koa mba ataovy ato e! Mankasitraka
Ahatsiarovana ny taloha e ! ary mahereza daoly @ asan'Andriamanitra
Misaotra anareo izahay KT Ambatovinaky tamin'ny fanotronnaeo anay tao amin'ny Palais des Sports Mahamasina omaly Alahady faha 16 Jolay 2017, Andriamanitra manankarempahasoavana anie homba sy hitahy anareo tsirairay avy.