Tena tsara ilay hira eeeh Milay Mangala disaka hely malöha Mba mangala jery Kôfa Mia mavesatra be ny fiasan-döha Manangona Hery fooooo Tsy vahaolagna ny hivarilavo Na hoe koa hagneky ho lavo Haiko Anô tsy resin'izany K'aza lany lera tomagny eh !! Fomban'olo ndreky ny kivy Fa misy masöva mangala andro ratsy Tsiky tsiky hely malöha Fö zegny no la clé Ref:: Positiveo ny fiainagna ambony möraly eh !! Positiveo fogna fiainagna aleo andeha ho azy eh !! Positiveo ny fiaignana aza maka lagy eh !! Anô !! Andao hiaraka aminay Andao hanal'azy eeh!! Andao hiaraka aminay Andao hiara-hifaly eeeh!! Haino fa mato misy ny fitsapagna Handefegna anô Izy koa Anô lavo avakeo mitsangana Mandrosoa fogna aah!! Ny tanjogna Tsy azon'ny ösa Atanjao ny saigna ataovy mafy be Oh, aza mandry eh !! Fa ny fiainagna mandeha Na ta mafy ny ady Ny tsikitsikinao no ataovy paré Courage Anô zandry eeeh!! Courage Anô zoky eh !! Ref:: Positiveo ny fiaignana....... Menimenignanô isan'andro ialaho!! Hummmmm !! Zegny ialaho !! Fiheregnan'aignanô wa aza atao Aza atao!! N'ino N'ino olagna aza maka lagy!! Hummmmm Io rava ho azy!! Na ratsy na tsara ny life reveo!! Hummmmm Positiveo Ref:: Positiveo ny fiaignana ambony......
Ekaa.. ambony môraly!

Merci SHYN amle hira e''POSETIVEO'' tsar be e,tohizo fa afam po zay mpankafy anao
tiak way merc6 bcp bisou
ts met hempaka mhts z @hira ty zala ai!
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Efa io izy ..................
Danke Shyn!
Merciiii SHYN ilaina positive pour avancer
J'adore cette la musique
Marin'io #SHYN
toizo fona lc broo
tsara be mrc
Merci tatra be lay izy
yes merci pour moral
ta tout a fais raison Shyn peace b anao
tena milay. tohizo foagna
Marigny zany
Tsara be! ❤💛💜
merci fa tegna magnampy be lay hira!
tsara be le parole ... mankasitraka e.
marn mints io!
Tiako un positiveo merci SHYN
Positiveo marigny fiainagna ty e!Mr6 Shyn.
Tegna zay mihintsy
Tjr mlay fongna shyn
Positiveo ny fiaignana👍😊😘😘
merci
EFA IO IZY......