- 43
- 100 561
Radio Mampita
เข้าร่วมเมื่อ 10 ธ.ค. 2015
Radio Mampita est la seule radio rurale au service des paysans à Madagascar. Sa petite équipe produit des émissions dans le dialecte betsileo sur l’agriculture, l’élevage, l’environnement, la santé et l’éducation. C’est une radio non confessionnelle et apolitique, qui émet depuis Fianarantsoa, dans le sud de la Grande Ile.
Radio Mampita n’est pas une radio comme les autres. Elle est aussi utilisée comme téléphone de brousse pour diffuser des annonces auprès des auditeurs de plus de 80 communes dans un rayon de 100 km. Les auditeurs, au nombre d’environ 100,000, vivent éparpillés dans des villages difficiles d’accès.
radiomampita-fr.weebly.com/
Radio Mampita n’est pas une radio comme les autres. Elle est aussi utilisée comme téléphone de brousse pour diffuser des annonces auprès des auditeurs de plus de 80 communes dans un rayon de 100 km. Les auditeurs, au nombre d’environ 100,000, vivent éparpillés dans des villages difficiles d’accès.
radiomampita-fr.weebly.com/
VIDEO INCUBATEUR
Vous vivez en Afrique francophone et menez un projet citoyen et numérique ? Inscrivez-vous et tentez de faire partie des 25 meilleurs projets sélectionnés #CCitoyennes 👉 bit.ly/2JhpSaY
มุมมอง: 32
วีดีโอ
VIDEO CONNEXIONS CITOYENNES RESEAUX SOCIAUX
มุมมอง 474 ปีที่แล้ว
Ho antsika Autorités , Médias , Société civile indrindra isika tanora 18 à 35 ans manao Projet araraoty fa misy formation gratuit izy ity Motivé pour développer un projet social et citoyen ? Participez à la formation 100% gratuite #Ccitoyennes ! www.connexions-citoyennes.com
RAY SY RAY TAMPINA NY DAOMY - TANTARA RADIO MAMPITA
มุมมอง 4.1K6 ปีที่แล้ว
RAY SY RAY TAMPINA NY DAOMY - TANTARA RADIO MAMPITA
BARAINGO HATRIZAY - TANTARA RADIO MAMPITA
มุมมอง 7K6 ปีที่แล้ว
BARAINGO HATRIZAY - TANTARA RADIO MAMPITA
MASOANDRO MALOK'ILA - TANTATRA RADIO MAMPITA
มุมมอง 6K6 ปีที่แล้ว
MASOANDRO MALOK'ILA - TANTATRA RADIO MAMPITA
RA CLAUDE TONGAM-BOROKA - TANTARA RADIO MAMPITA
มุมมอง 6K6 ปีที่แล้ว
RA CLAUDE TONGAM-BOROKA - TANTARA RADIO MAMPITA
SALAKA IRAIMODY - TANTARA RADIO MAMPITA
มุมมอง 10K6 ปีที่แล้ว
SALAKA IRAIMODY - TANTARA RADIO MAMPITA
SONIAM PAHAVEREZANA - TANTARA RADIO MAMPITA
มุมมอง 7K6 ปีที่แล้ว
SONIAM PAHAVEREZANA - TANTARA RADIO MAMPITA
Izao no Malagasy - Tantara Radio Mampita
มุมมอง 9K6 ปีที่แล้ว
Izao no Malagasy - Tantara Radio Mampita
NY ATORO RO 24 AOUT SY 01 SEPT 2013 fitaterana antanety
มุมมอง 1888 ปีที่แล้ว
NY ATORO RO 24 AOUT SY 01 SEPT 2013 fitaterana antanety
Ny atoro FIOVAOVAN'NY TOETRANDRO ny 2 nov Mai 2013
มุมมอง 408 ปีที่แล้ว
Ny atoro FIOVAOVAN'NY TOETRANDRO ny 2 nov Mai 2013
KOLONTSAINA SY FANDRIAPAHALEMANA colonel RALAIVO
มุมมอง 238 ปีที่แล้ว
KOLONTSAINA SY FANDRIAPAHALEMANA colonel RALAIVO
Misaotra indrindra tompoko ,fa fanamarihana kely dia mila pro kokoa ny mpilalao fa misy sasany amy zareo de mamaky teny fa tsy miaina le film
Mankasitra ee❤
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Misaotsa roa ❤️🎧🇲🇬
Mankasitra tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka mankateligna roa ❤️🎧🇲🇬
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Misaotra betsaka nizara 😍
Misaotra nizara
❤❤❤❤❤
2024 coucou tsika ❤️ Avy aty Dubaï e
Misaotra nizara
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏 🎉❤
Misaotsa sy mankasitraka indrindra aby re Tompoko O 🎉❤ Tegna soa re jao raha tantara ato @ ity Radio 📻 Mampita ity ra ona❤🎉
Misaotsa indrindra re Tompoko o🎉❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏 fa tena tsara zany tantara zany ❤🎉
Marina tsy misy hangalana ny fanehoan-kevitra. Mankasitraka anao Andriamatoa Ralaivao fa na dia efa ho 6 taona lasa aza ity horonam-peo ity dia mbola mitombina tanteraka ny voalazanao.
Tsara ka
Tsara dhl ny tantara fa mba misy fanitsiana Kely @ mpanoratra o! " ny sora-panabadiana ro vonoina fa tsa ny divorce e!" Zany hoe raha tsorina de hoe" manao divorce na mangataka ny Hisaraka eny @ fitsarana ny hamono ny soratra teny @ firaisana"
Mankasitraka eeee!
Tsy mamely, produit chimika, Tsy tsara hoan'ny fasalamana poison
Niany aho vao mihaino ❤❤❤ misaotsa raninna 😍🙏🙏🙏
Mankasitraka ê ! Mampatsiaro ny raharaha miaramila SNHFA fahiny 1981 tao Vohiposa. "Eny ary" !
tsy mteni sara malagasy sa mbola tiko ira anoa
Pourquoi en français alors que c'est une "radoin tantsa" c'est vraiment imbécile!!!, il faut sortir de la colonisation
Pourquoi parler en français
Pⁿ⁹
Mafinaritra mihintsy ny miheno ity accent ity. Mba te-hiaino ireo Rijan'iBetsileo na hafa raha azo hatao tompokô
😂😂😂😂😂mankasitraka ee
Mankasitraka anareo ô! Zao aho vo hiteno
Tsar le tatara fa hmmmm hmmm mahsosots be faz atao mhzatr fa mnimba tatara,
Anw mb mitovina aminah manimba sofigny le hhmmmmmm
Kkkk makasitrak e, kai de panjera aponga ab no mameno ny tanana🤣,ef mis president ny koa🤣🤣latsak iah @ rah ataondr Razily
Misy mahavanpndoza ny olona rehefa very fanahy
Vakiana fotsiny fa ingahy komisera ihany no sefo deba, Complet mainty akanjo mainy, kiraro mainty. Ingahy Komisera tsy mivaky loha betsaka @ ireo zaza very, vao tsy misasaka akory ny tantara dia efa fantatra ny tohiny. Tsaratsara ihany ny tantara fa mbola mila mianatra betsaka ny mpilalao
tsara ny hira ary mendrika ny maha-gasy manaingo ny tantara misaotrany mpanoratrasy ny mpilalao. Mitadidy ny fotoana niarana tenimparitra . Tsara ny mianatra ny teny rehetra ao Gasikara
👍🏾
Misaotra betsaka anareo tompoko 😍
Msaotra anareo e 🙋♀️🎧❤
Misaotr nizar tompok
Mahafinaritra ny tantara eee mamphatsiahy an'ny Madagascar
Mankasitraka Be dia Be.
Mankasitraka.
😂😂😂😂😂 Rakoloto boroka
Misaotra betsaka nareo 🎧🎧🎧😘
Misaotra betsaka nareo