- 10
- 81 735
Tomi Dadarozy
เข้าร่วมเมื่อ 11 ต.ค. 2011
วีดีโอ
Tomi DADAROZY :: Mahafapo - Siclow Capture
มุมมอง 2K9 ปีที่แล้ว
Oay ty hatsaranao ry Mademozely Marina tsy toy izao ve retsy no anjely Izato fihetsikao mangala- pijery Te hisintona'ahy , mampaninton'ahy Dia iny indry mihenjy kely ery misarik'ahy Mitady fitia ve no toa sahisahy Mangorintsina ny foko sy ny fanahy Mila fitiavana , ianao ho namana FIV Tiako lia iha , tiko raha valiko Enao lay mambabo ahy é Tiako lia iha , tiko raha valiko Ny maminao omeo ahy As...
Naniry aho dia... - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013 )
มุมมอง 16911 ปีที่แล้ว
Naniry aho dia... - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013 )
Vavakay - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013)
มุมมอง 28711 ปีที่แล้ว
Vavakay - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013)
Zaza mitagny - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013)
มุมมอง 27711 ปีที่แล้ว
Zaza mitagny - Tomi Dadarozy ( live 8 juin 2013)
Zaza mitagny - Tomi Dadarozy
มุมมอง 94711 ปีที่แล้ว
Zaza mitagny - Droit de l'enfant - Un single dans l'Album Voromanga de Tomi DADAROZY
MANALANDRO Clip - Tomi DADAROZY feat Nossy
มุมมอง 91912 ปีที่แล้ว
Manalandro - Tomi DADAROZY Feat Nossy ( Antsirabe ) Un single dans l'album VOROMANGA
🎉🎉😂😂
❤❤
Tsara ilay vazo, fa ilay guitare basse amin'ilay izy koa aloha tena mahafinaritra
Cc je suis métissé et j adore mon papa merci à mes parents je fière de l être bisous
Tsara foana e..aiza no mety ahitana ny hiran ny tarika Remy amzao?
tsara bé , mahafinaritra oh
karazana dadabe noely re izao
Enjana be ty vazo ty.mampiaky volana ny tonony
Miaiky ilay artista ny tenako
Kanto e, mankasitraka!
Hatramzao dadabe noelin'i Madagascar mbola mifoifoy volo fa voavely mafy .
Tena ankafiziko
Milay rangah
Mampimehy ahy be ty hiraty mercie enao basta mami 😍😍😍😍🤣🤣🤣🤣
Aoka rangahy ry Mami Basta a..... milay e
Amin'azy e
mafinaritra mami a
💃💃💃💃
😂 milay rangah enao a
très bien
1°tsy afaka ny hilaza aloha i Ramamy Basta hoe izy no namorona izany hira izany e,fanovana no nataony;2°dia nahita mpamonjy vaovao tokony hivavahan'ny Malagasy izany Ramamy Basta amin'izao fahatran'ny malagasy izao,
ity petit papa Noël ho an'ny mpitondra malagasy!!
MERCI ! mampatsiahy zava maro izany e! mankasitraka!
tena tsara be mahay mihira ianareo misaotra
Tena manja letsy a (y)
ok ra mami basta
mazotoa e!! tena milay!!
mlay b rzala ah!
Merci nareo an! efa voaray ny hafatra eh! sady tena voavalinareo ny fangatahanay eh! mankalaza oh!