- 21
- 185 158
Mheri
เข้าร่วมเมื่อ 8 ก.ย. 2019
Odian tsy hita ve - Mamy (Henri Ratsimbazafy)
Odian tsy hita ve
Mamy chante Henri Ratsimbazafy
Mamy chante Henri Ratsimbazafy
มุมมอง: 5 353
วีดีโอ
RY JEHOVAH RAY TSITOHA de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 12K4 ปีที่แล้ว
Paroles : "Ry Jehovah Ray Tsitoha Tompo Zanaharinay Zay nitahy nanasoa Tena sy fanahinay Manatreha manampia Ny mpanomponao izao Mba hanolotra doria Saotra dera ho anao Ka ny zavatra kendrena Mba ambino sy tahio Mba tsy hisy very maina Zay rehetra atao anio Mba tohano izahay Ankato ny didinao Ka ny fanomezanay Hamasino ho anao Ka hambino mba hanoa Sy hanompo tsara anao Mba hanohy hatrany koa Ny ...
SALAMO FARANY de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 9K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Haleloia miderà Midera an ‘Andriamanitra Eo amin’ny fitoerany masina Haleloia miderà Midera Azy Eo amin’ny habakabaky ny heriny Haleloia miderà Midera an ‘Andriamanitra Eo amin’ny fitoerany masina Haleloia miderà Midera Azy Eo amin’ny habakabaky ny heriny Miderà Azy Miderà Azy Eo amin’ny habakabaky ny heriny Noho ny asany lehibe Ny haben’ny voninahiny Amin’ny fitsofana ny anjomara Ami...
ANAO AVOKOA de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 3.6K4 ปีที่แล้ว
paroles: "Anao avokoa ry Ray izao rehetra izao Indraim-bava no teny namoronanao Anao avokoa ry Ray ny olona rehetra Samy efa noharinao tahaka ny endrikao Anao izao tontolo izao Kanefa tsy bodoinao Anao avokoa ny olona Kanefa ampanjakanao Anao avokoa ry Ray izao rehetra izao Mandresy lahatra Kristy ny fitiavanao Tomponay ianao nefa koa nanompo anay Ny nanekenao hidina no nisandratanay Ny fahafat...
NOELIN’NY FANANTENANA de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 8K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Faly ravo ny tany aman- danitra Fa midera ny Tompo Jeso Dia ilay Zanak’ andriamanitra Nefa lasa Olombelona koa Mba hitady sy hamonjy ny very Ny mpanota toa ahy sy ianao Nefa Tompo Mpanjaka Mahery Koa derao ary ankalazao Aok’ isika tsy hisy hatahotra Ny fisalasalana fadio Dieny izao dia aza miahotra Manantona ny Tompo anio Noelin’ny fanantenana Noely fanavotana izao Ny gadran’ny ota va...
LAKOLOSIN’NY NOELY de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 7K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Henoinareo ange Ny feon-dakolosy Manakoako e Manerana ny nosy Ravoravo sa Mikalo mitaraina Manga feo ka Manintona ny saina Ndao ndao ndao Toa miantso hoe Ndao ndao ndao Ndao hivavaka e Ndao hivavaka e Ny andro Noely moa Dia andro iray malaza Mifaly avokoa Na ‘reo tsy mino aza Nefa mbola ao ireo tsy afa mifaly Tsy manan-katao Mahantra sy mijaly Ndao ndao ndao Ndao ireo ampio Ndao ndao ...
FALY AHO de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 29K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Faly aho Raha hoy izy ireo tamiko Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Ny tongotray Efa mijoro Ao anatin’ny vavahadinao Ry Jerosalema Ry Jerosalema Faly aho Raha hoy izy ireo tamiko Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jehovah Handeha isika ho any an tranon’i Jeho...
TOMPO O FANTATRAO de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 18K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Tompo o fantatrao Malemy tokoa zaho izao Nofo aman-drà fa tsy anjely Tsy mendrika anao velively Tompo o fantatrao Ny ota ao anatiko ao Loto mameno ny foko Ny fahalemen’ny finoako Tompo o fantatrao Malemy tokoa zaho izao Nofo aman-drà fa tsy anjely Tsy mendrika anao velively Tompo o fantatrao Ny ota ao anatiko ao Loto mameno ny foko Ny fahalemen’ny finoako Kanefa Tompo o Kanefa Tompo o...
TSY MENDRIKA AHY MPANOMPO de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 19K4 ปีที่แล้ว
paroles: "Tsy mendrika ahy mpanompo Ny atao hoe zanakao Kanefa ianao ry Tompo No niantso ahy izao Izay manantona ahy Tsy ho laviko hoy ianao Dia tamy aho ka sahy Nanantona anao Tsy mendrika ahy mpanompo Ny atao hoe zanakao Kanefa ianao ry Tompo No niantso ahy izao Izay manantona ahy Tsy ho laviko hoy ianao Dia tamy aho ka sahy Nanantona anao Ianao no madio Mba diovy aho re Ianao no marina Mba h...
ANDRIAMANITRA FITIAVANA I de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 35K4 ปีที่แล้ว
paroles: "Andriamanitra fitiavana Ianao no e nampiray Ary koa nampihavana Ireto hava-tianay Ary koa nampihavana Ireto hava-tianay Nefa ny fiainana tsy mora Sarotra koa ‘zany dia Koa ampio ireo tanora Mba haharitra doria Koa ampio ireo tanora Mba haharitra doria Raha sendra fifaliana Aza avela ho variana Raha tojo fahoriana Tsy ho diso fanampiana Tahio e tahio zanahary Na finaritra ireo na marar...
ANDRIAMANITRA FITIAVANA II de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 19K4 ปีที่แล้ว
Paroles: "Andriamanitra Fitiavana Ianao nampianatra anay Mba hahay mihavana Sy mba hifankatia hiray Mba hahay mihavana Sy mba hifankatia hiray Fa misy didy lehibe iray Zay nomenao fahizay Mba hifankatiavanay Toy ny nitiavanao anay Mba hifankatiavanay Toy ny nitiavanao anay Dia nasehonao izany Ho porofo hay tsapaina Fony ianao tety an tany Ka namoizanao ny aina Tahio e tahio Zanahary Ka toroy ar...
HALELOIA VONINAHITRA de Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 10K4 ปีที่แล้ว
Paroles: " Nangina sady tony tam’izay Ny manan’aina nandry fehizay Injany feon’anjely marobe Nikalo hira mifamaly hoe Haleloia , Haleloia Haleloia, Haleloia Ny voninahitra ho an’Andriamanitra Haleloia , Haleloia Haleloia, Haleloia Fa fiadanana ho an’ny olona ankasitrahana Mpiandry ondry no hany mba nandre Ilay filazana fifaliambe Isika koa dia faly ravo ery Fa mankalaza ny andron’ny mesia Koa h...
PRENDS MA MAIN - Henri Ratsimbazafy et Mamy
มุมมอง 3.1K5 ปีที่แล้ว
Henri Ratsimbazafy et Mamy, Gala du 13 octobre 2018 Florida palace à Marseille Vidéo bénéficiant de l'autorisation de l'auteur/interprète
SATRIA TIA AHY IANAO - Henri Ratsimbazafy et Mamy
มุมมอง 2.1K5 ปีที่แล้ว
Henri Ratsimbazafy et Mamy, Gala du 13 octobre 2018 Florida palace à Marseille Vidéo bénéficiant de l'autorisation de l'auteur/interprète
IANAO - Henri Ratsimbazafy et Mamy
มุมมอง 7215 ปีที่แล้ว
Henri Ratsimbazafy et Mamy, Gala du 13 octobre 2018 Florida palace à Marseille Vidéo bénéficiant de l'autorisation de l'auteur/interprète
RAOZY MAINA - Henri Ratsimbazafy et Mamy
มุมมอง 1.7K5 ปีที่แล้ว
RAOZY MAINA - Henri Ratsimbazafy et Mamy
Ny fitiavana ihany - Henri Ratsimbazafy et Mamy
มุมมอง 8725 ปีที่แล้ว
Ny fitiavana ihany - Henri Ratsimbazafy et Mamy
Anao no nindramiko - Henri Ratsimbazafy
มุมมอง 5635 ปีที่แล้ว
Anao no nindramiko - Henri Ratsimbazafy
Tena tsara be ❤❤❤❤
❤
❤❤❤
Hafa iany ny Hira taloha e !!!
tena tsara mahatsiaro ny taloha. Magnifique
i Voahangy niara-nianatra tao @ Randriantsoa e
tena mivoaka tsara hatramin'ny farany kosa ka. tehaka be e! misaotra ô!