Tamin'ny fo no tena ninoanay Fa Jesosy no tonga hamonjy anay Tamin'ny vava no tena nanekenay Fa ny ràny no nanadio anay Vavaky ny Tompo (mampiray) Fanahy izay nomeny (mampiray) Fanahy, Fitiavana koa ny Ray Nahoana lahy raha Mifankatia "Mifankatiava hoy ny Tompo, f'izany no hamantaran'ny olona rehetra, Fa Mpianatro ianareo" Tsy iray finoana, f'iray ao Aminao Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao Tsy iray fiteny, fa samy henoinao Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao. Vavaky ny Tompo...!
Ba izah koa aza mba te halala nio vehivavy rah io fa itako nihira niaraka tam tselonina izy fa bodo ary tsy tsar feo nohizy
Misaotra Tompo ooo🙏
Iza hoaaa ilay vehivavy mpihira iray io eeee
Tao Fandriana tamin'ny taona 1977 no nihainoako voalohany io hira io, nataon'i Ndrina sy tanora vitsivitsy, mbola mitondra hafatra ho antsika hatrizao.
Vao teraka zahay tamin'izany 🤗 Marina hatrany ny tononkira sady tena mbola ankamamianay hatramin'izao!
@@waterfallshaja5191 ..
Efa lahany dieha e
Son âme repose en paix 😭😭😭
TSARA NY TOMPO
Mifankatiava hoy ny Tompo f'izany no hamantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo. Misaotra Tompo
Namela soa be dia be ianao tamny alalany hira.mandria ampiadanana parfait.
Mifankatiava hoy ny tompo f'izany no hamantaran'ny olona rehatra fa mpianatro ianareo.
Tamin'ny fo no tena ninoanay Fa Jesosy no tonga hamonjy anay Tamin'ny vava no tena nanekenay Fa ny ràny no nanadio anay Vavaky ny Tompo (mampiray) Fanahy izay nomeny (mampiray) Fanahy, Fitiavana koa ny Ray Nahoana lahy raha Mifankatia "Mifankatiava hoy ny Tompo, f'izany no hamantaran'ny olona rehetra, Fa Mpianatro ianareo" Tsy iray finoana, f'iray ao Aminao Tsy iray fihaviana,f'iray an-dapanao Tsy iray fiteny, fa samy henoinao Tsy iray fihodirana,fa samy zanakao. Vavaky ny Tompo...!
Merci Perle pour les paroles
Tikoo lotra e 🦋😍💥🍇
Tiako loatra