- 6
- 27 788
chantez comme vous êtes
เข้าร่วมเมื่อ 23 ต.ค. 2023
Chantez comme vous êtes : laissez votre voix s'exprimer
Njara Marcel - Aza ampijaliana - Karaoke
Eh, nandalo Teo izy androany
Eh, tsy nametraka hafatra fa nitomany
Eh oh, noratrainao mafy kosa hono ny fo-ny
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona intsony (x2)
Dia lasa izy nandeha fa tsy nijanona akory
Mosoara iray no mba nentiny any
Tsapako hoe voadona mafy ny aty fanahiny
Mosoara iray no nomeko azy
Toloko sy alahelo tsy mba vazivazy
Ref: Mba Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Aza ampijaliana fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Aza ampijaliana moa lesy izy iny
Be mpitsiriritra fa ialahy no mba tiany
Tsy te hijaly intsony fa tsy fanahy iniany
Maro be ny maniry azy fa ialahy no ihafiany
Tandremo lesy sao anenenana
Ranomasom-behivavy anie hono ka manody
Ilay ditran’ialahy kosa lesy mba ferana
Ndana ialahy mifona ampitonio ny fo-ny
Nitanondrika nahatsiaro ho resy izy
Hoe mangidy aminy hono ny fiainana an-tany
Mandiniha ataovy lesy izay mba mety
Tsy ho zakan’ialahy raha ny todin’izany

มุมมอง: 236
วีดีโอ
Tantara mamy - Nate Tex - Gaëlle Tsirininofy - Karaoké
มุมมอง 6Kปีที่แล้ว
Tsapanao ve fa matoa isika roa miara-dia Misy lalana mitondra ritsoka fitia Izaho tsy hiala e, tamàna mitantana an-dry N’aiza aleha, ny hanàry anao aloha sanatria Renao koa va re ity fo midobodoboka Rehefa iny ianao manatona manoroka ahy Mamiko anie feonao mangovitra Manambara fa ny ankoatra anao tsy haharombaka ahy Ho averimberiko eto androany Satria Tantara Mamy ho ahy Ny angolanao, ny masona...
O ry malalako - Mr Sayda - Karaoké
มุมมอง 655ปีที่แล้ว
Hono oa!Ry Malalako Efa fatatro oe ianao no anjarako Ka androany omeko ny anarako Ianao iny eh Mailamailaka fa ho tantanako Lay tsy ho ela dia ho maman’ny zanako Paradisa zay hifaranako Ianao iny eh Toa manonofy Toa voarotsirotsy Dia ohatrany tsy andry 'lay hitositosy Any aminao e Sa any aminay e Dia ijay fa naneno Lay feon-dakolosy Satria tsika roa efa vonona hiroso Makany amin’ilay Toerana ml...
Ho entiko ambavaka - Mr Sayda - Karaoké
มุมมอง 2.7Kปีที่แล้ว
Ekeko fa natao hiaraka e Indraindray tsy maintsy misaraka e Tsotsorimamba isarahana izy ity Ka mahereza o Dia ho vakivakiko ny lalana e Fitiavana ombako manana e Any an-kafa no masaka aminao Iriako hateza Vorona an-tampon-kavoana ianao Ka manidina Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao Izay vao hidina Na dia satriko mafy hanoroka anao Sady hamihina Souvenirs mipetraka an-dohako ireny Ka tadid...
Fitia efa nomeko - Mr Sayda - Karaoké
มุมมอง 1.6Kปีที่แล้ว
Lay famataran'ora iny nikisika ihany Nanoratra an’ity aho satria niezaka hatrany Tsy hanery tsy anjara na dia mba faniriana Ny hitantana anao na anio na any aoriana Lazainao manofy aho angamba na lasa adala Raha mba te ho anao ary aho dia iza no handrara Tsy hoe akory an’olon-kafa ianao fa mba tsy sahala Ny tao am-pontsika za nety f’ianao voarara Rano efa an-dohalika Ny fitia ao anatiko ao Sady...
Nate Tex - Pejy Faharoa - Karaoké
มุมมอง 17Kปีที่แล้ว
Ry foko, mangina aza tomany Aza minia akory ny mba manontany Hoe aiza ilay toerana iray izay hiorenako hatrizay Fandrao, sao tapitr'aina ianao Ry foko eny ianao navela irery Tsy notsaroina fa nariana teny ho eny Ilay niandrandra fifaliana, toa nianjady fahoriana Mitonia, f'izay no iainanao ety Réf: Ataovy ao an-tsainao, ny ampitso tsy ho hay Tsy atao hampihemotra intsony izay vita izay Fa mandr...