- 171
- 478 884
Lloric Andrianantenaina
เข้าร่วมเมื่อ 20 เม.ย. 2014
วีดีโอ
Andro malaza - Antsa an'i Kristy ( Karaoké )
มุมมอง 944 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Andro malaza - Antsa an'i Kristy ( Karaoké )
Moa tia ahy va ianao ? - Voahirana VAN Feat Mamy ( Karaoké )
มุมมอง 10814 วันที่ผ่านมา
Moa tia ahy va ianao ? - Voahirana VAN Feat Mamy ( Karaoké )
Ny foko ry Mpamonjy - FFPM 470 ( Karaoké )
มุมมอง 10614 วันที่ผ่านมา
Ny foko ry Mpamonjy - FFPM 470 ( Karaoké )
Sao ity no antso farany - Tarika Ny Fanilo ( Karaoké )
มุมมอง 11614 วันที่ผ่านมา
Sao ity no antso farany - Tarika Ny Fanilo ( Karaoké )
Masoko manganohano - Fihirana fanampiny 8 ( Karaoké )
มุมมอง 16421 วันที่ผ่านมา
Masoko manganohano - Fihirana fanampiny 8 ( Karaoké )
Tiako loatra - Hantatiana ( Karaoké )
มุมมอง 18521 วันที่ผ่านมา
Tiako loatra - Hantatiana ( Karaoké )
Vavaka - Henri Ratsimbazafy ( Karaoké )
มุมมอง 195หลายเดือนก่อน
Vavaka - Henri Ratsimbazafy ( Karaoké )
Iraho ny Fanahy - KT Ambatovinaky feat Rija Ramanantoanina ( Karaoké )
มุมมอง 65หลายเดือนก่อน
Iraho ny Fanahy - KT Ambatovinaky feat Rija Ramanantoanina ( Karaoké )
Atmosferan'ny Lanitra - Bodokely Ministries ( Karaoké )
มุมมอง 266หลายเดือนก่อน
Atmosferan'ny Lanitra - Bodokely Ministries ( Karaoké )
Faingàna ry Mpanjàka - FFPM 39 ( Karaoké )
มุมมอง 72หลายเดือนก่อน
Faingàna ry Mpanjàka - FFPM 39 ( Karaoké )
Avia Torio Kristy - Fihirana Fanampiny 52 ( Karaoké )
มุมมอง 662 หลายเดือนก่อน
Avia Torio Kristy - Fihirana Fanampiny 52 ( Karaoké )
N'inon'inona hitranga Jesoa - FFPM 488 ( Karaoké )
มุมมอง 2552 หลายเดือนก่อน
N'inon'inona hitranga Jesoa - FFPM 488 ( Karaoké )
Hifikitra hatrany - Groupe Ba ( Karaoké )
มุมมอง 492 หลายเดือนก่อน
Hifikitra hatrany - Groupe Ba ( Karaoké )
Jesosy Reharehako - Fihirana Fanampiny 26 ( Karaoké )
มุมมอง 2142 หลายเดือนก่อน
Jesosy Reharehako - Fihirana Fanampiny 26 ( Karaoké )
Itaro ny valako - Rija Rasolondraibe ( Karaoké )
มุมมอง 832 หลายเดือนก่อน
Itaro ny valako - Rija Rasolondraibe ( Karaoké )
Afoiko ho anao ny aiko - Rija Rakoto ( Karaoké )
มุมมอง 1522 หลายเดือนก่อน
Afoiko ho anao ny aiko - Rija Rakoto ( Karaoké )
Miantso anao - Hosana Ambhijatovo Fitiavana ( Karaoké )
มุมมอง 2642 หลายเดือนก่อน
Miantso anao - Hosana Ambhijatovo Fitiavana ( Karaoké )
Tokim-panompoana - Ampifitia ( Karaoké )
มุมมอง 2313 หลายเดือนก่อน
Tokim-panompoana - Ampifitia ( Karaoké )
Mpanota avao ty anarako - Manaly ( Karaoké )
มุมมอง 1613 หลายเดือนก่อน
Mpanota avao ty anarako - Manaly ( Karaoké )
Mankanesa aty amiko - Tarika Ndriana Ramamonjy ( Karaoké )
มุมมอง 1103 หลายเดือนก่อน
Mankanesa aty amiko - Tarika Ndriana Ramamonjy ( Karaoké )
Tsara izy - Tarika Ndriana Ramamonjy ( Karaoké )
มุมมอง 1553 หลายเดือนก่อน
Tsara izy - Tarika Ndriana Ramamonjy ( Karaoké )
1 Ray ô, mpamindra fo ianao Mpamela heloka, mba raiso re ny vavakay Miangavy sy mba mitalaho Ovay re ny foko hahazoako hanompo anao Fa maro ireo fakampanahy ka mila anao hiahy Mba tsy ho solafaka, Ary raha sendra fahavalo, ny tananao hiaro Ity mpanomponao ô... 2 Ray ô, 'reo ory sy onena 'Reo kivin'ny adim-piainana mba omeo herim-po 'Reo 'zay miaritra ny mafy Mitaky fitoviana mba omeo ny anjarany F'ianao no hany andrandraina sy antoky ny aina Mitsinjo anay etý Aoka aok'ianao hamily ny dian'ireo mivily 'Reo ondry izay mania ô...
Tena mampahery❤ Mankasitraka 🙏🙏🙏
Tena tsara e 💝
Tena Marina ry se a❤
Mankasitraka e, tsara foana ny zavatra zarainao eto.
Amim-pitiavana e 🙏
Mankasitraka 🙏 Tsara bé daholo🥰
Mankasitraka Tompoko. Tena tsara
Mankasitraka 🥰🙏 MBA mangataka karaoké an'ny Tanora Masina Itaosy,Miandry anao🙏🙏
Zay mitsy ve ny titre fa tsy oe miandry Jesosy
@@lloricandrianantenaina4238 🤭"Miandry Jesosy" marina Ilay izy kay🙂 Diso kely🤗... mialatsiny... Mankasitraka sahady🙂
@@arisoamichelle2063facebook.com/share/v/RsbJP2GWZEyJ7LsA/
Ka Mbola hatoky anao , hifikitra aminao
Tiako ai misaotra
Mankasitraka e. Tena mahafinaritra fa afaka nidera nihira tsara mintsy
Tiko be ity hira ity
Misaotra ry se a❤
❤❤❤
🙏🙏🙏❣️❣️❣️
Mankasitraka amin n'y fizarana ry se❤
Mankasitraka tompoko, tena mahafinaritra be io hira io, tiako!😍
Le Seigneur appelle ❤🙏Il a illuminé ma vie. Gloire à son Saint 2:06 Nom🙏
❤❤❤
Ra tsy mahay tsianjerybdia tsy mety le karaoké fa tara vao miseo Ilay tonony
Azoko tsara ka ,fa tamin voloany nampiasa anle logiciel fa averiko atao de alefako eo 👍
th-cam.com/video/76nin4YKdXE/w-d-xo.htmlsi=gLzR1gy6mxcvk4GO
Tiako be f mba asivo télécharger azafady tompoko misaotra.
facebook.com/100003353038779/videos/2570424236425827/
ao am Facebook izy afaka télécharger na amnio lien Io fa ra tsy mety de lazao iany
Merci
Tena Marina be mitsy oe Inona tokoa mo no asarakahy amin n'y FITIAVAN I JESOA .misaotra nizara ry se a❤
Tena tsara be ! Mba hindramiko kely
Tsara be ❤️ Voninahitra ho an'Andriamanitra!
Tiako loatra
Tsy lefy laza
Tiako loatra.
🙏🙏
.Deraina Jesosy❤
Misaotra indrindra anao, misaotra an'i Bessa koa.
Tena tsara Izy
Mafinaritra❤
Merci... Sao dia mba misy an'ilay tena hira azafady?
Tsy misy fisaorana e 🙏 misy fa audio fa alefako Messenger aminao,
A song full of dignity 💛💛💛💛💛
Fa saingy izao koa no tsarovy, hivaly aminao ny ataonao. Tsy 1 na 2 no hanaovan-tsoa dia efa hiandrasam-baliny. Ny fonao madio no tandrovy ndrao fakam-panahy no mankao ... Misaotra ny mpanoratra, misaotra anao nizara ihany koa !
Mafinaritra ry se a❤
Tsara Jesosy❤
Mahafinaritra ry se a❤
Tsarabe
mba asio salamo93 merci bcp
Mafinaritra e
Mankasitraka. Tsarabe
Merci beaucoup. Tsara loatra ❤
Deraina fona Jesosy❤
Tiko be❤
Tsara n'y Tompo❤
Mankasitraka indrindra, tena tia ity hira ity <3
🙏🙂
❤ misaotra anao e
Tsy misy fisaorana e 😊
Mankasitraka ! 🙏
🙏👍
tsara