- 11
- 454 074
Tina Andriamihaja
เข้าร่วมเมื่อ 8 พ.ย. 2017
วีดีโอ
Joseph d'Af Fahasoavanao (Lyrics 2020)
มุมมอง 262K4 ปีที่แล้ว
B.O film rahoviana Efesiana 2:8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
Joseph d'Af - Mahatoky
มุมมอง 87K4 ปีที่แล้ว
Réalise par DJn Naivs et Tina Andriamihaja - copyrigth 2020.
Ndeha hiaradia_ Official video 2019 (Joseph d'Af , FEFI , Mialy Rakotomamonjy ...)
มุมมอง 2.6K5 ปีที่แล้ว
Ndeha hiaradia_ Official video 2019 (Joseph d'Af , FEFI , Mialy Rakotomamonjy ...)
Joseph d'Af - Tefeo (Video Official 2019)
มุมมอง 76K5 ปีที่แล้ว
Salamo 23 : 6. Eny tokoa, fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho.
❤ misaotra ny tompo sy ny mpihira e
Iza tokoa moa zah Ray mihoatra n'y @fahalebiazaNao Raiko😢
Tena voakarakara izaho eo Aminao
"Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy"
...fa raha izaho no toy izao e, Dia tsisy avy amiko fa avy aminao e.....❤
Moi j’adore toutes les chants malgaches
❤❤ cool
❤
Makasitra ke😢 tena tiko le hira❤😅
Hira feno fanahy mampahery mankasitraka ho tahian’i Tompo
tsara loatra e
Lii
💖💖💖👌👌👌
Tens tiako loatra ity hira ty, henoiko foana satria mifandraika tanteraka amin NY vavaka tokony ataoko amzao
Mamelombelombolo ery ny mihano ny hiranareo. 🥰😍🤩❣💌🙏🙏🙏🙏🙏
iza tokoa moa zay izaho, fa raha izaho no toy izao de tsisy avy amiko fa avy Aminao. Misaotra Jesosy!!!❣
Tena avy aminao Jesoa a merci JDM #thJ :)
Ela no nitadiavako ity hira ity 😍 hitako ihany ny farany 😇tsara Jesosy
Tsara be tena tsara be tsisy hoe Andriamanitra be fitiavana ve sa Jesosy irery hiany, juste une petite remarque un instant, merci frère 😘😘😘😘😘😘
Misaotra betsaka @ lay hira ❤🙏😥
Pkw on ne peut pas telecharger la video?
Enft c’est TH-cam en peu plus télécharger
Tsara loatra,
fory nareo eh
❤❤❤
Merci rangah zoky an........Ny androko sisa izaho dia avy aminao
Tena tsara loatra,mankasitraka
Tena tsinontsinona tokoa fa noho ny fahalehibiazaNao de mba toy izao, mankasitraka Jesosy
Avy aminao zao rehetra zao Jesosy, misaotra Jesosy eee
Uzueu
Thvciw
misaotra betsaka tompoko , tsara be ny hiran'i Pasteur , izaho ilay tsinotsinona , tao andavaky ny liona , efa natsanganao ho zanakao , Misaotra JESOSY
MAEVA kelin i tatie..tiko njy
Mankasitraka fa tsara loatra eh!
Mankasitraka indrindra e, tsara loatra ❤️
Mankasitraka Mitomboa fahasoavana Joseph D'AF MAPAHEEY ITY ❤️😍
Izaho ilay tsinotsinon 🙏🙏
Tsisy avy amiko fa avy Aminao💘♥️
Zany mihitsy jesosy za matoki fona
❤❤❤
Mafinaritr be😘😘,Dia mitombo fahasoavana atrany👼👼
Misaotra betsaka fa tena mampahery b ana ny hiranao.😍😍😍
misaotra Azy @ fiderana
Deraina ny Tompo amin'ny talenta <3
Misy fona olona ataony devoly fitaovana inona zao tsy I tiavana anio hira misaotra Ray o Milatsaka atrany revelation panoponao midera
Mitomboa fahasoavana Joseph d'af Misaotra Tompo nomeny anao zahay Malagasy hitondra reny hira piderana mitondra fahasalamany Fo ❤️ sakafo hitahiry fanahy izay sarobidy eo amin'Andriamanitra
Ankafizok loatra merci Joseph d'af avk Jésus 👊👊🙏🙏🙏
Isika roa mpifankatia efa hatry ny ela tsy niaraka intsony saingy nisy tavela ireo taona maro niarahana hatrizay, eny aky tsara angamba angamba raha iverenana indray tsy iverenana iainana anefa tsy hay antsoina intsony izay efa nilefa fa ny tantarantsika kosa tsy hay kosehina satria isika roa no ratsy fa tsy ny fitia ianao dia sarobidy loatra teo amin'ny fiainako fa tia ahy sy tena tiako koa mamy tena mamy nefa niova ho mafaitra toa iroa lopoitra ratsy zaitra Ny antsika roa aloha dia tokantrano imaso tsy hay tanterahina fa betsaka ny andraso soa ihany koa tsy nisy izany, misaotra anao ry Ray fa asa angamba izay ho fahorianay Ianao dia notolorako fitia tena fitia ngeza be ôtran'ny lohan-dry tsy fantatro raha mbola any ihany izy io malala ô izay no tena mila hahalasa adala Ankehitriny anefa fantatro mazava matoa izaho sy ianao toa miady lava tsisy hafanana intsony ilay fitia fa efa matimaty izany angamba no fitia lany daty Ny lasantsika kosa mbola ataoko hira ho tononkira mamy tsy manirasira rehefa vita izany dia omeko ny tonony ianao kanefa aoka tsy ho hitan'izay ho vadinao na tsy natao hiaraka aza moa isika roa efa niaraka ela ihany koa raha misy tiana haverina irony tsindrindriana ataontsika am-pifaliana am-pifaliana indray no hamaranantsika ity tantarantsika madiva ho vita raha tsy manaiky intsony ianao ataoko ahoana akia malala ô Ndeha mahazo any, za koa tsy te-hahalala
MISAOTRA RAY Ö . Mankasitraka Joseph d'af
tsar be
Mafinaritra. Misaotra ny Tompo nahary sy ny zara ny Talenta ho anao
Lafatra eeee deraina Jesosy