- 247
- 508 443
ZAHATANY
เข้าร่วมเมื่อ 29 ต.ค. 2015
Zahatany 25 Mai 2024 |Aire Protégée et le barrage d'Andekaleka |Grotte d'Ambatolatabatra,Manasamena|
Zahatany 25 Mai 2024 |Aire Protégée et le barrage d'Andekaleka |Grotte d'Ambatolatabatra,Manasamena|
. Olana ara-tontolo iainana sedrain'ny tohadranon'Andekaleka noho ny fahapotehan'ny atiala manodidina azy
. Fitsidihana ny "Grotte" ao Manasamena sy ireo toerana nandevenana ny maherifo tamin'ny tabataba 1947 teto Madagasikara
#EnRoutepourlesAiresProtégées
#TandavanaAnkenihenyZahamena
#FAPBM
. Olana ara-tontolo iainana sedrain'ny tohadranon'Andekaleka noho ny fahapotehan'ny atiala manodidina azy
. Fitsidihana ny "Grotte" ao Manasamena sy ireo toerana nandevenana ny maherifo tamin'ny tabataba 1947 teto Madagasikara
#EnRoutepourlesAiresProtégées
#TandavanaAnkenihenyZahamena
#FAPBM
มุมมอง: 2 649
วีดีโอ
Zahatany 11 Mai 2024 |Visite à Tsitialeretsy et les services écosystémiques du barrage Andekaleka|
มุมมอง 3.1K6 หลายเดือนก่อน
Zahatany 11 Mai 2024: fitisidihana tany Tsitialeretsy sy Andekaleka ao amin'ny Faritra Arovana Corridor Ankeniheny Zahamena Ato anatin'ny fandaharana no ahitantsika toerana voajanahary manana ny maha izy azy na ilay antsoina hoe "super pouvoir de la nature" rehefa nitsofoka ny aty alan'i Tsitialeretsy sy fisian'ny tohadrano ao Andekaleka mpamatsy herinaratra ny Renivohitry Madagasikara izahay T...
Zahatany 27 Avril 2024 | Cible de conservation - Corridor Ankeniheny Zahamena|
มุมมอง 9496 หลายเดือนก่อน
Iaroka, Andasibe, Torotorofotsy no toerana nisafidiana nanehoana antsika ireo zavaboahary fototry ny fiarovana atao amin'ny Tandavanalan'Ankeniheny Zahamena #EnRoutepourlesAiresProtégées #TandavanalaAnkenihenyZahamena #FAPBM
Zahatany 29 Mars 2024 |Chute d'eau Ambodiriana, Grotte Ambatolatabatra, Fosse commune de 1947|
มุมมอง 3.4K8 หลายเดือนก่อน
"Grotte" Ambatolatabatra, Manasamena: betsaka misiterin'ny 29 Mars 1947 Vato lehibe mifanohatohana sy mifanongoana ny lavabato na zohy Ambatolatabatra, Manasamena ao anatin'ny Kaominin'i Lakato, distrikan'i Moramanga Izy io dia toerana fiarenan'ny zava manan'aina (refuge) sy miantoha fahaveloman'ny zava maniry maro mampiavaka ny faritry ny tandavan'alan'i Ankeniheny Zahamena. 700 metatra eo ho ...
Rovan'Ambohimanga |Patrimoine Mondial de l'UNESCO eto Madagasikara|
มุมมอง 8109 หลายเดือนก่อน
Rovan'Ambohimanga: Patrimoine mondial de l'UNESCO eto Madagasikara Aroso eto ireo "vidéo drone" azonay nandritra ny fanodinana fandaharana Zahatany teny an-toerana, noravahana hiran'i Erick Manana 1) Hita tsy notadiavina 2) Tsiferana 3) Mbola ho avy 4) Tambazako 5) Tsara ny hiran'ny taniko Prise de vue en drone: Ghander Slim Réalisation: LEMANA Elisée Lien facebook: profile.php?id=...
Zahatany 20 Janvier 2024 |Circuit Fruit Ampasinambo Agro Camping |Musée Vavitiana| Toamasina
มุมมอง 1.1K10 หลายเดือนก่อน
Zahatany Toamasina : Circuit fruit - Ampasinambo Agro Camping sy fitsidihana ny Mozea Vavitiana
Zahatany 06 Janvier 2024 |Letchis de la Région Atsinanana et Manutention d'exportation de la SMMC|
มุมมอง 1.6K10 หลายเดือนก่อน
Zahatany Toamasina: naompana amin'ny voankazo letchi Ny letchi dia voankazo fanondrana ahalalana an'i Madagasikara any Erôpa noho ny vokatra avy eto amintsika mpamatsy tsena any isaky ny krismasy sy farany taona ary taom-baovao Ampasinambo Agro Camping, toeram-pizahantany iray manome lanja ny karazan'ny voankazo misy ao amin'ny Faritra Atsinanana, ka rehefa mankany ianao dia mihinana voankazo i...
Zahatany 14 Octobre 2023 - Présentation et historique de l'île de Nosy Lava
มุมมอง 4Kปีที่แล้ว
Nosy iray ato amin’ny Canal de Mozambique, fari-dranomasin’i Madagasikara Andrefana, ato anatin’ny Helodranon’i Narendre na Narinda i Nosy Lava, izy no lehibe indrindra amin’ireo nosy madinidinika anatin’ny faridranomasin’i distrikan’Analalava, Faritra SOFIA, izay ho fantarintsika ato anaty Zahatany. Reportage: LEMANA Elisée, Feno RANDRIAMALALA, Heriniaina RABEMANANTSOA, Ghander Slim
ZAHATANY 30 SEPTEMBRE 2023 - PATRIMOINE MONDIAL DE l'UNESCO A MADAGASCAR
มุมมอง 2.4Kปีที่แล้ว
Tamin'ny taona 2001 no tafiditra tao anaty lisitry ny rafitra iraisam-pirenena mpiahy ny fampivoarana ny fanabeazana, ny siansa ary ny kolontsaina na UNESCO ho harem-bakoka iraisana amin'izao tontolo izao ny rovan'Ambohimanga. Izy no harem-bakoka iraisana amin'izao tontolo tokana, sokajy kolotoraly eto Madagasikara araka ny soatoavina manokana sy tsy manam-paharoa maneran-tany mampiavaka azy na...
Zahatany 16 Septembre 2023 - Les attraits touristiques d'Itasy et le parapente d'Ampefy
มุมมอง 1.9Kปีที่แล้ว
Zahatany 16 Septembre 2023 - Les attraits touristiques d'Itasy et le parapente d'Ampefy
Zahatany 19 Août 2023 - Tourisme Morondava - RSE Groupe Kimony Resort
มุมมอง 6Kปีที่แล้ว
Morondava: topi-maso ireo toerana ara-pizahatany manodidina azy sy fampahafantarana ny RSE (Responsabilité Sociétale d'Entreprise) ataon'ny "Groupe Kimmony" - "Complexe Hotelier" ao amin'ny faritra Menabe Valanjavaboahary, Faritra arovana, Moron-dranomasina, Atiala Honko dia hita manodidina an'i Morondava avokoa no sady betsaka ny azo atao mandroso sy miverina indray andro miala avy eo antapo-t...
ZAHATANY 04 FEVRIER 2023 - MENTION SICENCE DU TOURISME A L'UNIVERSITE ANKATSO
มุมมอง 2.8Kปีที่แล้ว
Toerana manana tantara, vakom-pirenena nitety vanim-potoana maro ny toeram-pianarana ambaratonga ambony eny Ambohitsaina, Ankatso ka nosafidin'ny Zahatany nanaovana fizahana no sady ampahafantarina amintsika ny "Mention science du tourisme" ao amin'ny "Faculté des Lettres et Sciences Humaines" Hita ato ny ampahany lanonana fivoahan'ny andiany faha (6eme promotion) amin'ny Master II, lalam-piana...
Pr. Jonah| Le petit secret de sa recherche sur VARECIA VARIEGATA|
มุมมอง 3095 ปีที่แล้ว
Pr. Jonah| Le petit secret de sa recherche sur VARECIA VARIEGATA|
Zahatany |GERP - Manombo - Farafangana| Consultation médicale|
มุมมอง 7305 ปีที่แล้ว
Zahatany |GERP - Manombo - Farafangana| Consultation médicale|
Zahatany |Interview Pr Jonah R. sur lémurien Varecia Variegata|
มุมมอง 1725 ปีที่แล้ว
Zahatany |Interview Pr Jonah R. sur lémurien Varecia Variegata|
IZA MIHIRA ANIZANY AZAFADY
75€. Tu rêves
Ça me DÉGOÛTE. Fa maninona no tsy mampiasa GANTS Vinyle ianareo any à Madagascar fa de ZÉRO mihitsy ilay resaka HYGIÈNE. Ny peratra sy ny vangovango feno microbe (hatsembohana sns) de hoanim-bahoaka 😢😢😢.
❤
Msaotr nizara 🥰🙏
Havy hamangy fa tany nahitako masoandro i Nosy lava merci pour le reportage ❤
bravo b par hasard a no nahita ity fandaharana ity fa tena tsara miabonne direct za ;)😊
Misaotra indrindra tompoko, zarazarao ny zavatsoa eto amintsika izay entinay foana ato anaty Zahatany
Zahay koa taranakadreo. Dady nay Antalaotra. Dadilahy nay Hassany arabo. Mila hajaina tany tsika e !
Mankasitra ny Zahatany.
Misaotra anao ihany koa tompoko amin'ny fanarahana ny fandaharana
Que de professionalisme, merci Zahatany!
Votre commentaire nous touche beaucoup ! Merci de suivre Zahatany avec autant d'enthousiasme.
un beau reportage merci beaucoup ❤
Nous vous remercions pour vos gentils mots ! Votre soutien nous encourage à continuer
Mahafinaritra foana e 😊
Mankasitra tompoko, misaotra amin'ny fanarahana ny fandaharana ihany koa
😢😢😢
J'aime beaucoup mada , le seul problème c'est les moustiques en dehors de tana et la courte durée du visas touristique , boniface de l'île de guadeloupe
Bonjour, peut-on savoir à quelle période on peut venir manger des corossols et pokanels ? Y-a-t-il un calendrier de production des différents fruits à Ampasinambo, et à Antsinanana en général ? Merci.
io kosa ve dia tsy ho vita ny hanisy planche an'io tetezana io e
zaho aloa .. Tia asa vita Japon ..!! Ary tsy magnefa ma miditra @ miami .. ??
❤
Tsara le fandaharana e
La mahatiaro an'ny Morondava leh tegna mahita an'izao
mahatsiaro an'Ambatovinaky
Le sécurité an'le touristes koa aloha izany tena mila fanatsarana fa mahery le Manambolo an
Madio eeee , Misaotra ny Zaha-tany
Ma région d ' origine , je suis fière d' être Betsimisaraka 🙏🙏🙏❤️❤️❤️
Misaotra Cheffe Mariette tamin'ny Fitiavanao , ny fampianarana sy toro hevitra rehetra nomenao. Science aloha, vao Art hoy ianao. Dia tazoniko foana izay
C'était instructif et très intéressant pour l'écotourisme sur le tropique de capricorne de Toliara. Merci pour le partage et à fortiori l'explication, les commentaires donnés par les guides. Bon vent Toliara.
Merci je suis née là bas mon père était policier là-bas il y a 60 ans passés merci de nous montrer ce vidéos
Merci beaucoup pour votre message touchant ! C'est merveilleux de savoir que Zahatany ravive de bons souvenirs pour vous. Nous sommes heureux de partager ces vidéos avec vous.
Izao izany amboarina ny làlana hoeo @ chutes de la Lili, f'talohan'izao mila handady sy mila nitandrina mihintsy nankeo. Ankotr'izay ireo mpivarotra souvenir, paka sary ,s'lay pitambikina eo @ io chute io no olana , satria tsy mamela ny mpitsidika hanana ny safidiny hividy na tsia. Ny ankotr'izay tsy misy olana
Tiako ity fandaharanareo ity ka. Hatao ho @ fandaharana manaraka ny hitsidik'any Fa dia misaotra anareo
Saingy indrisy f'tsy nisy fikarakarana intsony nataon'ireo fitondrana Malagasy nifandimby t.'@ ireo foto-drafitr'asa navelan'ireo vahiny
Madagascar ts handrosa raha hiandry ny fanjakana ny Malagasy satria hita fa ts mahavita ireo tompon'andraikitra isankarazany misolo eo. Isika tsirairay no mandray andraikitra ary tokony hiezaka hampandroso ny firenentsika. Io ilay hoe entrepreunariat fa ts hiandry ny fanjakana ts hita.
Misaotra anareo tompon'andraikitrin'ny fandaharana Zaha-tany ity, nampahafantatranay izany tantaran'i Nosy lav'izany
Mahafinaritra le fandaharana hanfarana toerana betsak eto mada
Et vous osez laisser ça en ligne 😂 Remarque, ça permet de sortir les dossiers !
Tena faly bé mahita n'y zavatra vitanare tompoko, indrindra n'y fambolena hazo tohizo fa tena hilaina minhitsy,n'y tourisme koa no tena mampiditra vola bé bravo à vous tous 👏👏👏👏👏👏 hitanareo no tanana tsidihako vohalohany raha sitrampony tompo 💐💐💐💐💐💐💐👍veloma tompoko ❤❤❤❤❤❤❤
ITAKO NO SAHY MAMADIKA TANINDRAZANA, TENY GASY ARA TSY TINY MIHOATRA NY TENY VAHINY
ity zany ilay nirahana hangalatra ve? sa hoe comment?
Maloto , tsy mba mapiasa gant ve fa tena 🤮🤮
J’aime beaucoup votre émission. Je l’ai découvert il n’y a pas si longtemps et j’ai très vite apprécié le ton de l’émission. La présentatrice Vololona Ramilison a une très bonne expression et c’est très agréable. Fa misy fanononana ny teny sasany, dia tsara raha tononina araka ny fanononana izay mampiavaka ny fitenin’ny ndrantsika amin’ny hafa. Ny fanononana vaninteny sasany toy ny “…tra”, “..dra” no horesahiko eto. Tsara raha tsy manao hoe <…tcha> rehefa hoe “…tra”, na “..dja” rehefa hoe “..dra”. Tena miala tsiny aho raha namela ny tenako nanao fanitsiana. Tena mahafinaritra ny manohy ny fihainoana ny fandaharana ZAHATANY. Mirary soa.
❤❤
Bonjour mes cousins de madagascar, Je suis un antalaoutsy de mayotte. Ça fait plaisir de voir que notre histoire est encore raconter 2 siècle après notre départ.
antalaoutsy de ouangani ou poroani?
@@yassermohamadi3112 ouangani
D’accord, comme moi
@@yassermohamadi3112 ah bon? T'es de quel quartier?
Za ki kavani
Heureusement misy interdiction zany @ireo Nosy ireo , raha tsy izany efa Kilà tsisy raha koa na antanety na andranomasina satria Gasy tena mandripaka izay misy nohony fahantrana, tsimisy mitsinjo ny avenir zany fa Raofina arakan'izay tratra izay zavatra misy sy hita , oui triste 😢 taninao nefa tsiazonao andehanana , fa aleoko misy anizany interdiction izany.
Merci beaucoup pour votre reportage bravo et bon voyage
super la tradition doit être garder gasy est un honneur !
i hope he didn't hammer nails to hang his ads
Bemaraha
Tena tsara bé n'y toerana hitondranareo merci beaucoup
Mangataka ho anareo mpizaha tany fa io tany io dia manantompony. satria sultan kambamba io dadilahiko papany papako ary izy papako io M ze MADY KOERA IO .ary izaho no zanakany manoratra eto .ary zahay misy maro fa le teo efa maty ary ni zanakany m ze mady iraika vo taona raika izy vo maty issouf Manajara . ary issouf Mananjara kosa misy zanaka 4 . Halima Mananjara . moustafa Mananjara . Kamary Mananjara .Melicia Mananjara ary le anadahiko misy zanaka 4 roa vavy roa lahy ary izao koa no zanany vavy fa mbola misy le taranakolona ireo ato ary mbola velona arahinareo tsara le histoir tonton Tramany . ary ao daholo no razabenay ary papako no milevina ao. farany ary arainareo tsara histoir tramany fa le papako no farany milevina ao ka mba mangataka aminareo zao mba hajainareo le tany fa manantopony ary tany manankasina io fa tsy azo atao maloto .ary zao manoratra eto zanakanazy vavy ao daholo no razambeko fa mbola ho avy zahay tompony
Mdrr non ordi n'a donné lui mdrr salle fou va te ki sai Koi cva mdrr mange non crevé mdrr rever mdrr coince va rdv vieu port anao zo ok appel tou
Misaotra fa tena tsara. Mankasitraka
Je suis pilote , j'aimerais visiter le Madagascar et opérer le Embraer 120