- 7
- 191 397
Voctos Keba RANDRIAMANAVOTRA
เข้าร่วมเมื่อ 12 พ.ค. 2012
วีดีโอ
Aza ilaozanao
มุมมอง 11K7 ปีที่แล้ว
Tsy mahavita tena irery aho Tompo ô! Fa mila Anao Izaho manontolo Tsinontsinona Izay rehetra mety ananako Tompo ô! Raha tsy misy Anao Tsy natao hisaraka Aminao aho Na hanalavitra Anao Fa asa angamba Izay mety hanjo ahy Raha toa ka hilaozanao Réf: Aza ilaozanao aho Aza manary ahy Hiala eo anatrehanao Aza esorina amiko Tompo ô! Ilay Fanahinao Fa very aho raha tsy eo Ianao
Fanavotana
มุมมอง 3857 ปีที่แล้ว
"Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay." Jaona 3:16
FAHASOAVANAO
มุมมอง 33K7 ปีที่แล้ว
Fahasoavanao namonjena ahy 'Zaho 'lay mpanota Ratsy indrindra Very aho taloha 'Zao voavonjy aho Jamba aho taloha 'Zao mahita Fahasoavanao no nahatoy izao ahy Tsy toy izao intsony aho Raha tsy noho Ianao
Rija Rasolondraibe - Fiovana (Parole)
มุมมอง 23K8 ปีที่แล้ว
Mila tsy hino intsony ny fony ela nijaliana Ela loatra ny anjara masoandro e, andron’ny fifaliana Fanantenana nomena andresena ny tsy finoana Fa Izy Andriamanitra manala amin'ny fahababoana e,e Nanonofy aho hoe ny tranoko lasa ngôza be Trano tsisy fiangarana e, feno fahasambarana e, Nanonofy aho hoe nomena ny hafalian’ny mpanome Foko ô vonona ve ianao, iaina zava-baovao? (vonona ve ianao e,e) F...
TOMPO O! MISAOTRA ANAO AHO
มุมมอง 114K8 ปีที่แล้ว
Tompo o misaotra Anao aho Ny fahasoavanao Ny indrafonao vaovao isan'andro Tsara amiko Ianao Izay rehetra nataonao tsy voatanisako Fa maro tonga aho hisaotra Anao Misaotra Jeso, Misaotra Anao aho Misaotra Jeso Noho izay rehetra nataonao Misaotra Anao Tompo o misaotra Anao aho Ny fahasoavanao Ny indrafonao vaovao isan'andro Tsara amiko Ianao Izay rehetra nataonao tsy voatanisako Fa maro tonga aho...
amen ❤❤❤😢😢😢
amen amen amen ❤❤❤😢😢😢
Misaotra tompo o! Misaotra anao aho
❤❤❤
Misaotra Jesoa fa mandahatra ny fiainako Ianao. Matoky Anao hatramin'ny farany aho
Misaotra betsaka jesosy a🙏🙏🙏🥰🥰🥰fahasoavanao no natoy zao ahy😥😍😍
ALLELLOYA
Misaotra tompoko. Mampahery loatra !
Tompo ô . Mbola ny fahasoavanao no naha toizao ahy 🙏💕. Tsy toy Ianao intsony aho ratsy noho Ianao 🙏
TSara ny Tompo. Hira t@ batisan'ny fibebahana 2011. Sao mba misy manana ilay hira "ILAY MAMAFA NY HELOKO DIA NY RANAO JESOA... MIKORIANA ANATIKO AO MITONDRA FIAINAMBAOVAOA AFAKA NY HELOKO NOHO NY RANAO JESOA..." mba omeo lien zay mahita svp
Misaotra Jeso Strophe Tompo o, misaotra Anao aho Ny fahasoavanao, ny indrafonao vaovao isan'andro Tsara amiko Ianao Izay rehetra nataonao, tsy voatanisako Fa maro, tonga aho hisaotra Anao Refrain : Misaotra Jeso Misaotra Anao Aho Misaotra Jeso Noho izay rehetra nataonao, misaotra Anao ..... Strophe Refrain ..... Refrain ..... Misaotra Jeso Misaotra Anao Aho Misaotra Jeso Noho izay rehetra nataonao, sy izay mbola hataonao misaotra Anao Misaotra Anao
Kanto loatra, MBA afaka mahafantatra n'y mpihira ve
TOMPO O MISAOTRA ANAO AHO TSARA AMIKO IANAO MISAOTRA JESO MISAOTRA ANAO AHO NOHO IZAY REHETRA NATAONAO MISAOTRA ANAO AHO
Misaotra Jesosy
Zany mintsy Jesosy
Misaotra Rijaa,De nous partager cette adoration👏 Dolis,
❤️
❤️
Misaotra Tompo ô Misaotra indrindra noho ny fitiavanao, mbola isan'ireo ampoky ny fahasoavanao ny fiainako na dia tsy mendrika aza aho. Misaotra Jesoa Tompo ô
Tsy ho toy izao tokoa aho ry Toppo raha tsy noho ny fahasoavanao, Misaotra misaotra misotra Tompo ô
tiko jesosy ary tiko mandrakizay
Iza no mihira?
Tsara loatra Ty hira ty
Misaotra Jesosiko 🔥♥️🙏
merci mon DIEU
Thank you Jesus ameen🙏📖🔥❤
tsara 🤩
Ny Ra-nao kristy no manafaka anay,
Tompo o misaotra anao aho,mendrika fiaorana ianao Jesoa O,mpanavotra ,mpamelona,Mpananatra,Mpampianatra ianao Tompo Jesoa A!MISAOTRA ,MISAOTRA JESOA A!Amen
Tsara loatra merci bcp ô
Tena Tiako Lotra ity hira ty
misaotra
Isa ity mpihira ity azfady
Misaotra JESOSY
Tiako lotra Mandona be ny foko
AMEN
👌🏻💖
Tompo o ho anao irery ny fisaorako. Misaotra jesoa , misaotra anao aho, misaotra jesoa noho izay rehetra nataonao , misaotra anao
Tompo o ho anao irery ny fisaorako. Misaotra jesoa , misaotra anao aho, misaotra jesoa noho izay rehetra nataonao , misaotra anao
Fa iza mo no mihira anizany
Tompo ô misaotra betsaka anao aho nohony zavatra rehetra nataonao sy ny zavatra mbola hataonao
tsara amiko Ianao,,, tiko loatra
Tiko lotra😍
Tiako loatra.
Tompo tsy mitsahatra ny misaotra anao za isanandro noho zay rehetra atao sy zay mbola ataonao enao ilay ANDRIAMANITRA AMBONY INDRINDRA miaro ana aty sy ny fianakaviko na de irery aty Momple anilako eto avao JESOSIKO AMEN
Misaotra Jesosy ô be fitiavana zahay
Sitraky ny Tompo no nahitako ty hira tsara lotra ty. Ny feo sy toniny de manohina tokoa fa mapisokatra fo sy fanahy. Misaotra ny pamorina. Tahiny Tompo lalandava enao Amen
Tsara loatra ny Fahasoavanao !
Mankasitraka feno. Mba andatsaho fiderana foana izahay. Misaotra mialoha. Que Dieu vous bénisse abondamment !!!
Magnifique chanson... Que Dieu soit loué ...Merci
Tsy haiko ny tsy isaotra an'ilay Andriamanitra nahary ahy ary Mpiaro ahy sy ny fianakaviko sy nyFiangonako Assemblee de Dieu Mahavatsy Toliara amen