- 574
- 326 479
Mitsangana ka Mihazava
เข้าร่วมเมื่อ 18 ส.ค. 2013
Partage biblique
Louange et Adoration
Louange et Adoration
TOE-PANAHY ARAKA AN'ANDRIAMANITRA
🤩Matoa isika nomen' Andriamanitra taona vaovao dia manana Tanjona Izy mba hatonga antsika hahazo tombony ara-panahy
✍️ Tombony ho any ny toem-panahy araka an'Andriamanitra. Tsy fatiantoka ho no ahy ny fotoana rehetra laniko ho an'Andriamanitra ary ity taona 2025 dia hitomboako aram-panahy
🤩Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany
🤩Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍
#MkM #pourtoi #chrétien #foi #foryouシ
✍️ Tombony ho any ny toem-panahy araka an'Andriamanitra. Tsy fatiantoka ho no ahy ny fotoana rehetra laniko ho an'Andriamanitra ary ity taona 2025 dia hitomboako aram-panahy
🤩Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany
🤩Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍
#MkM #pourtoi #chrétien #foi #foryouシ
มุมมอง: 12
วีดีโอ
Joyeux anniversaire
มุมมอง 554 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Ampio izahay hirary soa an'i Pasteur Narindrampamonjena Rakotonirina
ANDRIAMANTRA NO MIFEHY
มุมมอง 3816 ชั่วโมงที่ผ่านมา
✅Tsy fantatro hoe: anao ahoana ny 2025 🤔Zavatra iray no fantatro 😀, Andriamanitra no mifehy 😇(Dieu est au contrôle) ✍️ Andriamanitra no mifehy ny fiainako amin'ity 2025 ity ✅Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany ✅Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍 #MkM #pourtoi #foryouシ #chretien #Dieuestaucontrole
FANOMEZANA TSARA INDRINDRA 🎁🎁
มุมมอง 3921 วันที่ผ่านมา
🎁Maro ny olona eny antsena mifanesika amin'ny Tanjona iray. Hitady fanomezana hoan'ny olona akaiky azy. Izany dia mampatsiahy ny Fanomezana nomeny antsika 🎁💝💝🎀 ✍️Soraty hoe: Raisiko Ianao Jesosy ilay Fanomezana tsara indrindra🎁. Amen🙏 🎁 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🎁Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔 @ Pejy😉 👍 #MkM #pourtoi #foryouシ #chretien #noel #Jésus #cadeau
RAHA TE HO TAFITA DIA
มุมมอง 4228 วันที่ผ่านมา
🔷️ Te ho tafita ve ianao? misy torohevitra ireto. Inona ny lesona azonao? ✍️Tsy maintsy tafita aho amin'ny Anaran'i Jesosy. Amen 🙏 🔷️Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany 🔷️ Aza adino ny mizara sy mi abonné 🔔@ Pejy 👍 #MkM #pourtoi #chretien #foi #foryouシ
TENY KELY HO ANAO
มุมมอง 31หลายเดือนก่อน
🔵 Hanonona teny sy hitsodrano anao izahay. 🔵 Mino izany ve ianao? hoy izahay hoe: tongava aminao araka ny finoanao ✍️ Raisiko ho marina amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta. Amen 🙏 🔵 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🔵 Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍 #MkM #pourtoi #verset #chretien #foi #Jésus
MAMELA HELOKA
มุมมอง 46หลายเดือนก่อน
💝Misy fotoana isika tsy te hamela ireo olona nandratra antsika sy namapalahelo antsika satria mafy 💝Ahoana no tokony atao? ✍️Andriamanitra o! Mila Anao ny foko, hesoriko ato ampoko ny fankahalana. Avotsotro izay rehetra nandratra sy nampalahelo ahy ary mamela ny helony aho tahaka ny namelanao ny heloko. Amen🙏 💝Manasa antsika hanaraka hatramin'ny farany 💝Aza adino ny mizara sy mi abonné 🔔 amin'n...
TSY NANENINA AHO NANDRAY AZY
มุมมอง 60หลายเดือนก่อน
🔵 Efa nisy olona nilaza hoe mbola hanenenanao: ny maha Kristiana anao, ny nanaraka an'i Jesosy fa tsy nanenenako na dia kely aza.Ary ianao? Nanenina ve nandray azy? ✍️Mirehareha aho fa manana an'i Jesosy. Tsy nanenina aho nandray Azy. Faly aho manana an'Andriamanitra 🔵 Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany 🔵 Aza adino mi s'abonne 🔔sy mizara 💞🙏💞 🔵 Eo amin'ny commentaires ny liens TH-cam #MkM #...
FANDRIKA 5 MANIMBA SY MANAKANA NY ANJARA VOATENDRY
มุมมอง 82หลายเดือนก่อน
📌 Ny olona tsirairay dia samy manana ny anjara voatendry (déstiné) izay efa nomanin'Andriamanitra ho azy. misy fandrika 5 nefa manimba sy manaka izany 📌Inona avy ny teboka voarainao? ✍️ Misaotra Jesosy fa manokatra ny masopanahiko Ianao 📌 Aza adino ny mizara sy mi abonné @ Pejy 👍 #MkM #pourtoi #chretienlifestyle #chretien #foi
TOROHEVITRA 4 HATSARA ANAO
มุมมอง 332 หลายเดือนก่อน
💡 Te hanatsara ny fiainanao ianao? Misy torohevitra 4 ireto hanatsarana izany ✍️ Soraty hoe: Vitako io amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy 🏆 💡Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔 @ Pejy😉 👍 #MkM #pourtoi #chretien #foi #conseil
FAMATARANA 4 FA AO ANTOKATRANONAO NY FANATREHAN'ANDRIAMANITRA
มุมมอง 793 หลายเดือนก่อน
FAMATARANA 4 FA AO ANTOKATRANONAO NY FANATREHAN'ANDRIAMANITRA
TOE TSAINA 4 TOKONY HANANAN'NY KRISTIANA
มุมมอง 344 หลายเดือนก่อน
TOE TSAINA 4 TOKONY HANANAN'NY KRISTIANA
ZAVATRA 2 ILAINA AMIN'NY FANAHY MASINA
มุมมอง 334 หลายเดือนก่อน
ZAVATRA 2 ILAINA AMIN'NY FANAHY MASINA
Allô Allô | ANTSAPRAISE ft Daniel Calange
มุมมอง 2014 หลายเดือนก่อน
Allô Allô | ANTSAPRAISE ft Daniel Calange
liana inina no fiambenana mety hatao ary e
🙏Matoa isika nahatratra ity faran'ny taona ity dia teo ny tanany nitantana sy nivimbina antsika 🙏Rariny isika raha hivavaka hisaotra an'Andriamanitra ✍️ Misaotra Jesosy fa nitantana sy nivimbina ahy ianao tamin'ny segondra, minitra nanomboka tamin'ny Janoary hatramin'izao faran'ny taona izao. Misaotra tamin'ny Fitahiana tsy voavidy vola. Misaotra tamin'ny zavatra rehetra 🙏 🙏 Aza adino mi mizara sy mi s'abonne 🔔 amin'ny Pejitsika 🙋♀️ Zarao fa maro ny olona Mila vavaka 🙏💞 #MkM #chretien #pourtoi #foryouシ #FinDAnnee
Tahiana sy hasoavina aho ary ambinina sy salama amin'ny zavatra rehetra amin'ity tontolo andro ity. Amen🙏🙏
Tsy maintsy tafita aho amin'ny Anaran'i Jesosy. Amen 🙏
Raisiko Ianao Jesosy ilay Fanomezana tsara indrindra🎁. Amen🙏
Raisiko Ianao Jesosy ilay Fanomezana tsara indrindra🎁. Amen🙏
Amen❤
Mila anao foana aho Fanahy masina, Tsy vitan'ny herinay,na ny tanjakay ny fiainanay.
Tiko be ity hira ity🥰
Tahina sy hasoavina Amin ity tontolo andro ity
Andriamanitra o! Mila Anao ny foko, hesoriko ato ampoko ny fankahalana. Avotsotro izay rehetra nandratra sy nampalahelo ahy ary mamela ny helony aho tahaka ny namelanao ny heloko. Amen🙏
Andriamanitra o! Mila Anao ny foko, hesoriko ato ampoko ny fankahalana. Avotsotro izay rehetra nandratra sy nampalahelo ahy ary mamela ny helony aho tahaka ny namelanao ny heloko. Amen🙏
Raisiko ho marina amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta. Amen
Raisiko ho marina amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta. Amen 🙏
Tsy vitan'ny herinay,na ny tanjakay,na ny volanay ny fiainanay,fa mila anao tanteraka fanahy masina.Misaotra Fanahy Masina ,de mankasitraka toky narindra,tsara loatra feonao midera ny Tompo.💕
Amen 🎉🎉
Mirehareha aho fa manana an'i Jesosy. Tsy nanenina aho nandray Azy. Faly aho manana an'Andriamanitra
Mirehareha aho fa manana an'i Jesosy. Tsy nanenina aho nandray Azy. Faly aho manana an'Andriamanitra
Misaotra Jesosy fa manokatra ny masopanahiko Ianao
Misaotra Jesosy fa manokatra ny masopanahiko Ianao
Ana jesosy
Amen ❤
Foanako ny teny tsy mahombiazana sy miendrika ozona izay niantso faharesena, fahakiviana, tahotra, ahiahy, fisalasalana. Ambarako fa Mahery, Matanjaka, manana ny zavatra rehetra aho. Tsy raraka, tsy mihemotra, tafavoaka amin'ny adiko aho. Amen
Eo ampelatananao no ametrahako ity tontolo andro ity, sy ny fanamby rehetra . Mahomby aho, mahavokatra aho, Tahiana amin’ny Zavatra rehetra aho. Amen🙏
Vitako io
Alefa sefo a
Vitako io amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy 🏆
Amen 🙏
Amen
AMEN
❤Amen🙏🏻
Mino aho
❤❤
Makasitraka tompoko, fa tena mangorakoraka mihintsy ny fo ampanahy !Deraina ny tompo 💒💌💌💌🎉🙏🙋
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako aho
sitrana ny fo maratra
💞🙏💞
sitrana ny fo maratra
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako
Amen🙏 💓❤🤲
Merciii
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
Amen ,🙏🏻
Arovy aho Tompo🙏
Arovy aho Tompo🙏
Arovy aho Tompo.
Makasitraka râla,fa tena mazava bé ! Deraina n'y tompo💒💌💌💌🙏