Mandre n'y antso manginan'ireo very Dia Izy. M'anome ilay anjara fitia koa ho an'ireo izay nania, Diso famindra s'y solafaka...Ao Izy e. Tsara ery. :-)
Efa tsara ihany ny interprétation anao fa henoy tsara ny feony Lilie fa izy tena 99% ny azy tsy ovaina fa mijanona tena originale izy tsisy effort fa naturelle be ny feony😍. Bravo, ianareo 2 tena manjabe ny Gasy è. Hevitra terabary eto koa tohizo👍🏻
He . Ahatsiarovako ny année scolaire tao Nanisana dans les années 80. Rehefa tonga ny récréation dia mihira anio zahay si lay namako (Narindra na Ony) . Aiza ndry e 😥😣
Toujours beaucoup d'émotions! Il y a ceux ou celles qui méritent. Jeanne Naly est une icône. L'interprétation est convenable. Heureux que la génération n'oublie pas le fondamental : l'émotion sincère, se transcender, respecter les moments de silence( note musicale). Voilà. Merci.
Ahonano hahitana n'y tatikareo ato TH-cam
zany havako izany.. tiako ery <3 tsarovako mandrakizay.. ilay veloma nataonay farany 😢 misy hasambaran'olon-droa matory tsy mifoha
2 janoary 2024 : mbola midobodoka ny fo maheno ny feon'izy telo lahy mianaka
Tiko
efa rakotra aizin ny delestazy izy ty ankehitriny.
Ahatsiarovako any Dada malala ! Hira tena tiako
Tena tsara ♥️👌
Manja foana ny mozika taloha e.
Tsara bé, mankasitraka indrindra e!
Matsiro kely
Tsara. Bravo. Mankasitraka 🙋♀️
Tiako Dia tiako koa e♥️♥️♥️♥️❤️❤️
Mankasitraka 😘🎤
Te hody Aho eee!😥😥💔💔
Mandre n'y antso manginan'ireo very Dia Izy. M'anome ilay anjara fitia koa ho an'ireo izay nania, Diso famindra s'y solafaka...Ao Izy e. Tsara ery. :-)
Kanto loatra !
Tsara e, fa Tiana no mety kokoa amin'ity hira ity de mba voatazona MI le tonalité fa tsy RE satria MI ny originale
Elle es si charmante ein...........
Tsara kah , mankasitraka e
Dox no namorona ny toniny tompoko
mankasitraka tompoko
Mahatsiarotsiaro n'y Ray amandreny ,n'y radio malagasy fahiny ,hirany tataovovonana,kalony antitra e.....
Tena tsara be ... satry ho henoina foana ... misaotra anareo
Sur e, tiako ity hira ity
Tsy misy kianina, clip, feo, hatsaran, tononokira, tsy ambaka Europe, merci !
Misaotra Alain a !
❤❤ Misaotra indrindra tompoko oo
mba mangataka ny tonony rehetra re azafady raha mba azo hatao ,,,azfady indrindra
jereo th-cam.com/video/iqz0WJwyha0/w-d-xo.html
MAHAY MIHIRA BE NAREO SAINGY TSY AMPY ACCORDEON
Efa tsara ihany ny interprétation anao fa henoy tsara ny feony Lilie fa izy tena 99% ny azy tsy ovaina fa mijanona tena originale izy tsisy effort fa naturelle be ny feony😍. Bravo, ianareo 2 tena manjabe ny Gasy è. Hevitra terabary eto koa tohizo👍🏻
Misaotra e Miainga mihitsy ny fanahy
Tena kanto loatra! mankasitraka
He . Ahatsiarovako ny année scolaire tao Nanisana dans les années 80. Rehefa tonga ny récréation dia mihira anio zahay si lay namako (Narindra na Ony) . Aiza ndry e 😥😣
Hafa iany ny kalo fahiny. Tsara
very good but it would have been nice to hear a defgecd
Toujours beaucoup d'émotions! Il y a ceux ou celles qui méritent. Jeanne Naly est une icône. L'interprétation est convenable. Heureux que la génération n'oublie pas le fondamental : l'émotion sincère, se transcender, respecter les moments de silence( note musicale). Voilà. Merci.
Tiko loatra
SUPER!!! Merci, c'est un enchantement!
Satriko hihaino ty hira ty fona
Ndri.. kalon'ny fahiny ahatsiarovako reo ray amandreniko zay efa nody mandry 😥😥
t mlay b
Merci
mafinaritra be
Mankasitra !tsara loatra ny kalo fahiny
KANTO loatra , misaotra e!
tsara ery lay angola
ary taiza ary za tsy nahita an ty video ty atrizay?
tena tsy ampy feon-dehilahy fa tsara na izany aza...
Ianao angamba no
Tsara be
mahay mihira ianareo ry zalahy a! misaotra e!
tsara be ny nanaovanao ilay hira ry RINO ah ...mankasitraka