- 19
- 240 897
RAZA Enintsoa
เข้าร่วมเมื่อ 5 ส.ค. 2012
วีดีโอ
Vorona ô (Barijaona) by Majika Mahery et Manoa Ralisiarimanitra
มุมมอง 3K9 หลายเดือนก่อน
Vorona ô (Barijaona) by Majika Mahery et Manoa Ralisiarimanitra
Ianao irery (Simon Randria) - Les Talenta
มุมมอง 14Kปีที่แล้ว
Ianao irery (Simon Randria) - Les Talenta
Ankalazaina (Kelly RAJERISON) by MAJIKA MAHERY
มุมมอง 1K2 ปีที่แล้ว
Ankalazaina (Kelly RAJERISON) by MAJIKA MAHERY
Ankalazaina (Kelly RAJERISON) by Majika Mahery
มุมมอง 12K2 ปีที่แล้ว
Ankalazaina (Kelly RAJERISON) by Majika Mahery
Hafa ihany Mama (Bessa sy Lôla) - Bodo, Inah
มุมมอง 49K3 ปีที่แล้ว
Hafa ihany Mama (Bessa sy Lôla) - Bodo, Inah
Mama (Henri RATSIMBAZAFY) - Mahery, Bodo, Rija
มุมมอง 11K3 ปีที่แล้ว
Mama (Henri RATSIMBAZAFY) - Mahery, Bodo, Rija
❤ tiako
Ny feon’i Lola kosa aloha dia oufff! La beauté éternelle !
Hafa ihany Bessa o ? Saingy fohy loatra zoky lahy a!
misaotra akia sangan asa Noel Rakotoariovny io e
👋👋
Izay namitaka Dia mazana hamitaka foana. :-(
Hafa ihany e
Misaotra e, notedaviko efa ela
VAHINY Fa vahiny izy, vahiny mba nandalo, Tsy nivatravatra na hoe, nanao hambozizy, Na fianakaviany, na izay tany nihaviany, Tsisy nahalala akory na nanao hoe fotory, Nipitrapitr'izy oh, tsy sahy niteniteny, Nefa dia nambabo tsinahy, nambabo fanahy, Ny tempon'ny foko, natahorako ho reny, Nony sendra topi-maso, tsy mba niniany akory, Fa raha toy izay hono, tonga dia nolazainy, Ireo teny nantenain'ny saiko, Ho asa angamba, izay zava-nitranga, Sanatria ho safotra aho angamba, Fa, saingy tsy izany, tsy izany no niseho, Fa fotoana vitsy dia hay, nandao ilay vahiny, Tsy nanaraka azy aho, tsy afa-nanoroka azy aho, Teo dia vita ny tantara anay sy ilay vahiny...
Tovo a, mba ataovy ko lesy le Hay ndry tsy tany, iny no tena milay be