MIA OFFICIEL
MIA OFFICIEL
  • 5
  • 39 687
MIA Anjarako
Afaka andro vitsivitsy dia higadona ny fetin'ny mpifankatia ka ho anao sy ilay olon'tiana ANJARANAO,ho antsika sy ny ANJARANTSIKA sy ho ahy sy ilay ANJARAKO dia indro atolotro ho anareo hirako vaovao ao anatin'ny album ko ho avy.
มุมมอง: 8 178

วีดีโอ

MIA sy LUK - "Tsy sahy" Lyrics Video
มุมมอง 13K4 ปีที่แล้ว
Am-pitiavana be no nanekeny hampiara-peo tamiko taminy ity hira iray ity. Feo manga dia manga ary isaoraka be dia be azy. Merci Luk ! Compositeur Solofo Ranarivelo Auteur Mia
Mia TIA 2020
มุมมอง 13K4 ปีที่แล้ว
Mia TIA 2020
MIA Nosintsika Lyrics
มุมมอง 2174 ปีที่แล้ว
Une chanson parlant d'unité , d'un espoir nouveau pour la Grande ile qu'est Madagascar et surtout d'un nouvel avenir
MIA ‘Neny Tiako’ (Feat. Mêva Gospel) Official MV
มุมมอง 5K4 ปีที่แล้ว
MIA ‘Neny Tiako’ (Feat. Mêva Gospel) Official MV Une chanson intitulée 'Neny Tiako' (Maman que j'aime) qui fait honneur à toutes les mamans. Pour les remercier de leur amour infini, leur sacrifice et leur soutien infaillible dans notre vie. Crédits pour le clip : Directeur : Sarysyfeo Tsiry Andria Son et Mastering : Studio Eto Violoncelle : Manampy et Mikanto Maquillage : Cathya Romaine Stylist...

ความคิดเห็น

  • @didiherman-e7e
    @didiherman-e7e หลายเดือนก่อน

    tsara loatra

  • @jimnarakoto997
    @jimnarakoto997 4 หลายเดือนก่อน

    Tsara ❤❤❤

  • @tokyherisoarajaofetra9951
    @tokyherisoarajaofetra9951 6 หลายเดือนก่อน

    Tena tiko ity hira ity

  • @herizosendraharisoaandriam44
    @herizosendraharisoaandriam44 7 หลายเดือนก่อน

    Tena tsara loatra ❤️

  • @nainarabe
    @nainarabe 8 หลายเดือนก่อน

    ❤❤Tsara be ilay hira tompoko❤❤Mankasitraka

  • @nilainar7627
    @nilainar7627 ปีที่แล้ว

    ❤ Tena tsara, mankasitrana an’ i Mia

  • @fanjarazatovo7997
    @fanjarazatovo7997 ปีที่แล้ว

    💗

  • @HollyRakotomanga
    @HollyRakotomanga ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @onyrandria1673
    @onyrandria1673 ปีที่แล้ว

    Kanto loatra

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว

    💓

  • @nydiarypayet5739
    @nydiarypayet5739 2 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra eeeeh!!!??? Mbola azo lazaina hoe ankizy aho no naheno ity hira ity... Fa mbola mipetraka foana ny hakanton'ilay hira, tsy lefy ny lazany!!! ❤️

  • @andreaandrianary3522
    @andreaandrianary3522 2 ปีที่แล้ว

    Milay ity hira ity le ...... mety mahazo instrumental ve ? hanaovako cover kely fa tiako loatra :)

  • @3jeday
    @3jeday 2 ปีที่แล้ว

    Matsiro e!!

  • @natanarandriambololona8216
    @natanarandriambololona8216 3 ปีที่แล้ว

    tiako be <3

  • @anjatianaandriapiakarana4994
    @anjatianaandriapiakarana4994 3 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @rinahrandriamanga1230
    @rinahrandriamanga1230 3 ปีที่แล้ว

    ela no niandrasako azy

  • @rafandy9198
    @rafandy9198 3 ปีที่แล้ว

    Tena kanto eeee! Mankasitraka mandrotsirotsy :) azafady Mia, inona no titre an’ilay album misy ny VERSION ORIGINALE an’ity hira ity dia aiza no mety ahitana azy? Efa ela no nitady fa tsy nety nahita

  • @meggahranaivo5358
    @meggahranaivo5358 3 ปีที่แล้ว

    Sambatra aho manana anao neny.. misaotra Mia😍

  • @tsiryhaga8614
    @tsiryhaga8614 3 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra

  • @tahiryratsimba267
    @tahiryratsimba267 3 ปีที่แล้ว

    TENA MAMPITSANGANA NY VOLOKO NY HIRANAO EEEEEEE! Misaotra re ! Tax

  • @nirinasoadeschamps6032
    @nirinasoadeschamps6032 3 ปีที่แล้ว

    Tena babo aho e 😍😍😍😍😍😍💖 bravo be

  • @andrainaratafandrimanantso3989
    @andrainaratafandrimanantso3989 3 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️❤️ Kanto lotra e 😊

  • @razafisalamamiora427
    @razafisalamamiora427 3 ปีที่แล้ว

    Efa ela b mitsy no niandrasako ity hira ity! 👍

  • @tsiorysoa9452
    @tsiorysoa9452 3 ปีที่แล้ว

    tsara loatra. Dia asio sasatra koa o !!

  • @domoinaramiary5334
    @domoinaramiary5334 3 ปีที่แล้ว

    Tsara, tiako be 🧡💓❤️

  • @lovaranaivoarimanana9998
    @lovaranaivoarimanana9998 3 ปีที่แล้ว

    tiko loatra e <3

  • @mousentarkt4467
    @mousentarkt4467 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be e, mankasitraka hatrany mizara ny kanto Mia a

  • @Bepipa
    @Bepipa 3 ปีที่แล้ว

    wow

  • @zolyrakotomavo9564
    @zolyrakotomavo9564 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka sy mankatelina fa tena kanto sy raitra avokoa : ny mpihira tsara feo, mpitendry mozika mahay, ny tonony dia tsara tokoa, ny feonkira , ny gadona , ny " clip , prise de vue, mixage .." tsara avokoa. Misaotra indrindra ary miarahaba anareo, tohizo fa tsara .

  • @solotianaandryrajaobelison7429
    @solotianaandryrajaobelison7429 3 ปีที่แล้ว

    Tsara e! God bless you❤️

  • @minorandria8105
    @minorandria8105 4 ปีที่แล้ว

    Tsara foana Mia a! Saingy tsy maintsy mikipy dia henoina fotsiny fa mandreraka be mijery ilay tononkira diso be 😌😌

  • @minorandria8105
    @minorandria8105 4 ปีที่แล้ว

    Tsara! Tena tsara! Tiako🥰

  • @hasiniavorasolohery8358
    @hasiniavorasolohery8358 4 ปีที่แล้ว

    Mia o. Tena kanto ilay asa-tananareo. Ny feonao malefaka no tsara ery, ny mozika koa maivamaivana be miaraka amin'ny phrases mandona be. Mampisiditsidina. Mirary anareo soa be dia be.

  • @rakotomalalavoahirana9917
    @rakotomalalavoahirana9917 4 ปีที่แล้ว

    Kanto loatra

  • @ranaivosoanantenaina2226
    @ranaivosoanantenaina2226 4 ปีที่แล้ว

    tsara be mihitsy, merci Mia