- 6
- 30 641
hetsiky ny mpitondra fivavahana
เข้าร่วมเมื่อ 9 ส.ค. 2010
วีดีโอ
SPOT HMF
มุมมอง 11413 ปีที่แล้ว
Je lève les yeux
มุมมอง 72814 ปีที่แล้ว
DIEU EST AMOUR
มุมมอง 14114 ปีที่แล้ว
Andriamanitra RAY Maneho Fitiavana aminao mandrakariva, Mipetraha dia saino minitra vitsy monja izany Fitiavana izany ambarany ato amin'ity horonam-peo ity
NY FAHAMARINANA MANANDRATRA NY FIRENENA HIRA FANEVA HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA
มุมมอง 1.2K14 ปีที่แล้ว
VONJEO NY TANINAY NY AKO
มุมมอง 28K14 ปีที่แล้ว
Mandona fanahy mihitsy
Mila vonjy n'y tanindrazantsika. Mila miara-mijoro.
❤️🎤 Mankasitraka . Tena tsara io vavaka io. Ho tanteraka Anie . Amen 🙏🙏🙏
Que Dieu nous protège toujours
Mankasitrak indrindra tompoko nizara
Mila anao Jesoa Madagasikara mba ho afaka @fanompoantsampy amen.
Tena mila vavaka mihitsy ity firenentsika ity . Raha samy mahatsiaro mivavaka sy mitodika amin'Andriamanitra ny malagasy rehetra dia hiadana sy handry fahalemana ihany ity nosintsika ity. Misaotra Ny Ako, Ho tanteraka tokoa anie izany vavaka izanye! Amena.
Mila vavaka tokoa ny firenentsika . Raha mba mivavaka ho an'ny tandindrazantsika toy izany daholo ny malagasy dia hanjaka eto amintsika ny fiadanana sy ny fandriam-pahalemana. Misaotra ny Ako. Ho tanteraka tokoa anie izany.
Marina zany, mankasitraka eh
Mankasitraka ny "NY AKO" ... hira, vavaka ... mambabo fo hitodika lalandava amin'Ilay Nahary :) Mankasitraka indrindra!!
hafa ihany ho ahy ny bà gasy e