fiadanana e!tsara be
Tiako Ianao Jesosy
Tena tsara be. Voninahitra an 'Andriamanitra
Andriamanitra tsara fanahy ...be fitiavana an (Mafnartra zoky Andry a)
RVM no nahenoako azy ity voalohany. Mankasitraka Gasy Tsara Midera a! Voninahitra ho Azy irery e!
Ary henoko ao foana marina io hira io fa izao vao fantatro hoe an'i Gasy Tsara Midera izy io
@@andrearazanatsara3656 Hihi ayve... an'ny zareo io. Tsara be
Tena tsara be❤
Tinao koa ve Jesosy? Izy koa tianao ary tena tianao
Tena mafinaritra midera an'Tompo ee, Mirary soa hatrany ho anareo Tena tsara ny hira Fiadanana.
TIA ANAO JESOA MISAOTRA MANKASITRAKA ANAO AHO JESOA FA TIA AHY LOATRA IANAO TOMPO BE FITIAVANA SADY BE HINDRAFO
Tiako laotra ee.resy nftiavanao Jesosy oo
tiko ianao jesosy....Misaotra anareo fa tena tiko ko lay hira
Babon i Jesoa be fitia mihaino ty hira ty Misaotra indrindra Gasy Tsara MIDERA
Tena marina mihitsy izany
Af ndray zan zoky Andry an...,mafnartr eh...
Sarobidy loatra amiko ny namonjenao ahy Jesoa <3 <3 <3