Sombiniaina Fotsiny
Sombiniaina Fotsiny
  • 14
  • 124 926
Sombiniaina ft. Mélanie Walker - Mandrakizay (official video)
Paroles :
Sombiniaina
Izaho fa ny anao
Izaho tsy iala anao
Mélanie
Efa hatramin’ny voalohany isika roa efa nahakobo hoe
tsy maintsy misy foana ny ohatr’izao
Ray amandrenintsika roa tsy mankatoa hoe
tsy mitovy anay hono ianao
Fa samy tsy mahafoy, mafana fo be,
tsisy tia iala na zaho na ianao
Fiarahamonina efa makobo hoe,
tsika roa samy mafy loha be,
ka izay tiantsika no natao
Efa nivoady ny tsy hamela anao irery eh,
rehefa eo ianao izaho matoky fa tsy ho very
Ireo fotoana sy ireo toky efa nomena eh
Izaho mino atsika roa tsy mila manantena eh
Refrain :
Sombinaina
Izaho fa ny anao, iha fa ninakay
Izaho tsy iala anao ndre maro malay
Vavan’olo tsy ahoako tsy iasako say, tsy iasako say, tsy iasako say
Mélanie
Izaho efa ano ianao ana ndray eh
Efa eo ianao dia tsisy ankotr’izay eh
Raha izaho no andrasanao dia ho mandrakizay eh, mandrakizay eh, mandrakizay eh
Sombiniana
Izaho ataon’dro fa adala,
Rasta mpifoka jamala
Tsy an’asa tsisy drala
Ça fait tsy haindreo ilay raha
Malio eritreritry malio fagnahiko,
fa iha avao ro haiko
Resak ‘olo zao tsy jajiniko
tsy ataoko amparary ny saiko
Na iha tsy tiandreo, izaho tia anao
Fa Iha tsy valindreo, izaho ro hanambaly anao
Na ino resaka eo, izaho fa mahay anao
Volagniko amindreo , maty izay malaigny anao
Laha fa mokotry reo mieny eh
Lafa afara reo haneny eh
Fa iha ka magnahy le neny eh
Fa efa hainao, efa hainao
Refrain
Sombiniaina
Na iha tsy tiandreo, izaho tia anao
Fa Iha tsy valindreo, izaho ro hanambaly anao
Na ino resaka eo, izaho fa mahay anao
Volagniko amindreo , maty izay malaigny anao
Refrain
มุมมอง: 2 234

วีดีโอ

Mélanie Walker ft. Sombiniaina Fotsiny - Mandrakizay (lyrics video)
มุมมอง 2.7K3 ปีที่แล้ว
Titre inédit de Sombiniaina en feat avec Mélanie Walker. Première le 31 juillet 2021 à 14h (heure Madagascar)
Haika 2 - Défi Sombiniaina
มุมมอง 7163 ปีที่แล้ว
Vidéo par C Studio Rendez-vous dimanche 14 mars pour Haika 2 en Facebook live sur la page Kal'Tao !
Sombiniaina Fotsiny - Pietra Hotel Analakely - Soirée St Valentin
มุมมอง 10K3 ปีที่แล้ว
Retrouvez l'ambiance de la soirée St Valentin 2021 au Pietra Hotel d'Antananarivo ! Spectacle de stand-up inédit de Sombiniaina Fotsiny !
STAND UP SOMBINIAINA - LE Ji D DREAM'IN
มุมมอง 21K3 ปีที่แล้ว
Le show de Stand-up de Sombiniaina à l'émission JI de DREAM'IN ! Bon visionnage !
Sombiniaina et Rapo Atlas - Petit Problème de Confinement (parodie)
มุมมอง 1.9K4 ปีที่แล้ว
Parodie de la chanson "Plantation" par Sombiniaina et Atlas.
Sombiniaina Stand-up sur Karakory TV (TVM)
มุมมอง 13K4 ปีที่แล้ว
Passage sur Karakory TV " Tsy Mino covid ony izy ,sôde lazainao fiengonana secte vo nisokatrana arany Io..."
Sombiniaina - Madagascar découvre le remède contre le coronavirus
มุมมอง 7434 ปีที่แล้ว
"Madagascar découvre le remède contre le coronavirus" 🇲🇬🏆 Extrait du spectacle bientôt disponible en DVD 👌🏿😁 #Sombiniaina #StandUpGasy #Humour #CovidOrganics #Madagascar #CVO
Sombiniaina - Show au StarVanLive#2 - INTÉGRAL
มุมมอง 38K4 ปีที่แล้ว
#Sombiniaina #StandUp #Madagascar #Starvan #Viva #OneManShow " #StarvanLive2 #Partie2: Sombiniaina - Stand Up Humoriste saison 4 Ankafizo Ary 😉"
Sombiniaina Comedy Club - casting - INTERVIEW 2424.mg
มุมมอง 3K4 ปีที่แล้ว
STAND UP - L'humour est une arme permettant de mieux tolérer le stress quotidien, mais il constitue aussi un moyen pour faire passer un message. Sombiniaina Ranarivelo, a fondé, il y a deux ans, son propre comédie club. "Quand on fait de l'humour, on ne se contente pas de faire rire les autres. On s'en sert également pour véhiculer un message dans le but, pourquoi pas, de changer leur perceptio...
Sombiniaina Comedy Club - INTERVIEW TV5MONDE
มุมมอง 2.5K4 ปีที่แล้ว
🇲🇬 L'humour politiquement incorrect de Sombinaina Ranarivelo fait grincer bien des dents. Alors, pour combattre la censure, il vient de créer son propre Comedy Club !
Sombiniaina à Mande'n mande (extrait 2)
มุมมอง 18K5 ปีที่แล้ว
Un deuxième extrait de mon passage à Mande'n mande à l'école St Michel Mahamasina. Bon visionnage ! Pour suivre toutes mes autres vidéos, abonnez-vous ! Merci !
Sombiniaina à Mande'n mande (extrait)
มุมมอง 4.8K5 ปีที่แล้ว
Premier extrait de mon passage à Mande'n mande à l'école St Michel Mahamasina. Bon visionnage ! Pour suivre toutes mes autres vidéos, abonnez-vous !
Sombiniaina à l'open mic' Sokaf'hehy
มุมมอง 6K5 ปีที่แล้ว
Intervention dans un micro ouvert au CGM Analakely

ความคิดเห็น